mitia!
1. reve
(
18/09/2007 04:33)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny hoe mitia olona roa,izany hoe "possible" ve izany hoe tia olona roa samy hafa ianao ary tena tia fa tsy hoe filana fotsiny na hoe "aventure" fotsiny :?::?:8):?
novalian'i sonwin ny 20/09/2007 08:39
2. la
(
18/09/2007 04:50)
Amin'ny voalohany mety ho possible ihany zany satria misy toetra na fombafomba tsy mitovy aminazy roa nefa samy tinao le toetra reo izay toetra tsy hita indray miaraka amin'ilay olona iray de lasa tinao izy roa; nefa refa ela ny ela tsimaintsy misy tsy de tinao ny iray aminazy roa ireo, izany hoe otran'ny taitaitra fotsiny zany e! nanaitra anao le olona amboalohany fa avy eo leo enao.
Ka zao ra fitiavana maharitra no resahina ra ny eritreritrodia tsy possible le tena tia olona roa tsy misy anavahana aminy :D8O

3. naritsimba
(
18/09/2007 05:33)
Ho ahy manokana dia mety azo atao ihany io raha hay tsara ny mandrindra ilay fitiavana. Saingy ny fiaraha-monina no tsy manaiky izany ho an'ny kristianina.
Raha jerena anefa ny t@ andro taloha dia tsy nisy olana io rehefa tsy manisy tombo sy hala eo @ ilay olona roa na mihoatra izany aza @ fanehoam-pitiavana hita maso na tsy hita maso ary na mivantana na an-kolaka, ary na inona na inona ihany koa toetra asehon'ny anankiray @ ireo olona tianao dia ianao no mahay mandanjalanja.
Mbola misy ange eto Madagasikara ny manambady maro eh! ary tsy misy olana ho an'ilay lehilahy io fa ny olona no sarotiny.
Ny zavatra tena tsy eken'ny besinimaro dia ny hoe: vehivavy iray no manambady lehilahy maro, na hitomany hitovy zo @ lehilahy aza ny vehivavy dia ny fiaraha-monina mihitsy no mandà izany, ary na dia ny Soratra Masina aza dia efa milaza fa : Ny lahy no lohan'ny vavy.
Safidy io ry zareo fa dia asakasakareo io an!

4. sonwin
(
18/09/2007 07:07)
Amiko indray aloha na mampirafy roa na miampy iray aza mbola antonony,
saingy ny ao amin'ny baiboly no manakana an'izany sady olana amin'ny fiaraha-monina

5. barel
(
18/09/2007 07:12)
Manahoana daholo!
Izahako aloha dia mitovy hevitra tanteraka amin'ny "la" é. Ny olana amin'ny miaraka amin'ny olona roa mantsy dia misy ny fihalonana entre an'ilay olona roa avy eo, izay iharahanao. Ka mety hiteraka fisarahana lé izy avy eo. Ka mety ilay olona tena tianao sy mifanaraka aminao no ho very. Raha ny logique mantsy tsy misy manaiky izany hoe fiharahana amin'ny olona roa izany na ny lehilahy na ny vehivavy. Raha lehilahy ianao mino aho fa tsy mahafaly anao izany hoe ny sipanao miaraka amina lehilahy hafa. Satria mantsy mi sentir ho culpabiliser lé olona avy eo hoe tsy mahavita azy. Ka izay no tsy mahafaly azy.
Za aloha tsy mbola nahita hoe maharitra ny fiharahan'ny olona anakiray amina olona roa.
Mifankativa raha mbola velon'aina:-*.

6. diamondra27
(
18/09/2007 08:31)
sw: :-D:-D:-D
ity akia le izy a
http://www.madachange.com/video2/Mamy%20basta%20-fitia%20somongamonga.html
-)
Androany ny fotoana nomeko anao
Hilazako ny momba ahy
Ny saiko efa vonona hanambara an'izany
Fa ny vavako no mbola tsy sahy
Matahotra aho mantsy fa sao dia hanenenako
Ny hilazako ny amiko aminao
Kanefa tapakevitra aho fa androany ihany
Dia efa vonona hilaza an'izany
Tsoriko aminao aloha fa sangy fotsiny ihany
Ny nanolorako fitia taminao
Hay noraisinao ho tena izy ilay sangiko iny
Ka mifankatia isika hatramin'izao
Lazaiko marina aminao anefa
F'efa nisy olon-kafa notiaviko talohanao
Ka dia tsaratsara angaha raha dia faranana amin'izay
Ilay fitiavana nataoko kilalao
Ref:
Dia ny hirahirako no hirao
Rana manembonembona hianao
F'ilay fitiavako avelao
Fa fitia saika hamitaka anao
Dia ny hirahirako no henoy
Raha mahatsiarotsiaro hianao
F'ilay fitiavako hadinoy
Fa mety tsy hahasambatra anao
2-)
Hianao aloha dia olona tena tiako tokoa
Olon-tiako tena tiako tokoa
Saingy ilay talohanao tsy maintsy tiako kokoa
Satria izy no efa tiako taloha
Izany akory tsy hanambany ilay fitiavantsika roa
Vao nitsiry dia tonga dia namelana
Fitia saforonina kanefa tsy hay tohizana
Sao dia tratran'ilay tena tompon-toerana
Omaly alina tontolo aho tsy nahita tory
Nieritreritra ny tokony hatao
Hotohizako ve sa hofaranako amin'izay
Ilay fangalarako fitia taminao
Ka navesatra hoatr'izany ny adin-tsaiko iny alina iny
Dia niteraka alahelo tena mafy
Aleo faranana am'izay ilay fitiavantsika roa
Fa raha tohizana manjary mampirafy
Ref: ...
3-)
Amiko aloha raha mbola mampirafy roa
Na miampy iray aza mbola antonony
Saingy ny ao amin'ny baiboly no manakana an'izany
Sady olana amin'ny fiaraha-monina
Nanenenako lahy ny nanolotra fitia
Tsy tena izy fa fitia somongamonga
Dia tsy nampoizina fa sendra nifanena
Vao nantsoiko dia avy koa dia tonga
K'angamba hianao tsy hanome tsiny ny am'izany
Na hiantso tody hiantso todim-pitia
Satria fitia tsy raikitra tsy haharatsy fihavanana
Ary tokony tsy hatao hankahia
Ka dia teny kely tsotra ihany no holazaiko
Avy eo dia hofaranana ny dia
Efa nisy olon-tiako talohakelinao
Ka any an-kafa re manorina fitia
Ref: ...
Remi

7. diamondra27
(
18/09/2007 08:36)
sw: andininy faha3 :-P
3-)
Amiko aloha raha mbola mampirafy roa
Na miampy iray aza mbola antonony
Saingy ny ao amin'ny baiboly no manakana an'izany
Sady olana amin'ny fiaraha-monina
Nanenenako lahy ny nanolotra fitia
Tsy tena izy fa fitia somongamonga
Dia tsy nampoizina fa sendra nifanena
Vao nantsoiko dia avy koa dia tonga
reve: fa inona zany aloha ny tanjona @ le mitia olona 2 fa mba tianay ho fantatra e

8. legume
(
18/09/2007 08:51)
Manaona daolo nareo
Te hiteny ny momba ny hevitro fotsiny za oe
marin aalouny oe tsy maharitra ny olona 1 ra miaraka @ olona 2.fa za raf tratran'zay
teneniko anareo fa aona kay ny lehilahy refa te hisaraka @ nao nena zany tsya iko te isaraka v izy sa aona
@nareo in no dikanzany oe "ALEO MIJANONA HO MPINAMANA ALOUNY ATRTAM ZAO IANY"
tsy midka fisarahan av zany ozy nareo
mrci daolo eee:oops:

11. Fiffi
(
18/09/2007 08:58)
naritsimba:mahagaga tokotrany an ? :roll:
Ny zavatra tena tsy eken'ny besinimaro dia ny hoe: vehivavy iray no manambady lehilahy maro, na hitomany hitovy zo @ lehilahy aza ny vehivavy dia ny fiaraha-monina mihitsy no mandà izany,
12. sonwin
(
18/09/2007 08:58)
legume:
aona
@nareo in no dikanzany oe "ALEO MIJANONA HO MPINAMANA ALOUNY ATRTAM ZAO IANY"
tsy midka fisarahan av zany ozy nareo
mrci daolo eee:oops:
ié, tena efa te hisaraka izy
Eny tonga izao, ilay fotoana izay hisarahana o^o
13. yah
(
18/09/2007 09:21)
salama eh!
fa ngah kosa de tsy azo resahana ilay olona miaraka @ao hoe izao no tsy ampy eo @ fifankatiavatsika de mba fenoy aky ry malala mba tsy hakana iray fanampiny
sa de woe tsimaintsy izay no lalana?:*:*

14. mandrindra
(
18/09/2007 11:01)
reve, "possible" iooo. mandehana mizara fitiavana fa io no tsy manapetra.
15. la
(
18/09/2007 11:09)
yah> marina mintsy zany fa tokony ifampiresaka nge e! sady zao koa na enao mitady zavatra tonga lafatra io aza mba misy tsy ampy koa ange aminao e!
Fa mety efa te hisaraka koa ngamba le olona de lazaina fa enao makatsy sy makaro lasa enao fona no tsy ampy de mahita hafa ery ndray izy!
Tano ny azo fa sarotra ny mila e! tsisy te hanandratsy koa nge fa anjaranao no mikarakara e
Mazoto eee:D:)8O8)

16. diamondra27
(
18/09/2007 12:21)
reve: de mahaiza mitantana refa mitia olona 2
chacun son tour, de omeo ze tiany doly ry zareo
de enao koa tokony hahazo ze tianao
de lasa tsy toka-po tsony le olona refa mitia olona 2

17. la
(
18/09/2007 12:25)
reve>tokony tsy ho possible fa mandany kalori nge le mifanoroka e!! maika fa ra 2 zany tsy loza ah?:-D:-@:)
18. inhbrab
(
18/09/2007 14:10)
reve:
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny hoe mitia olona roa,izany hoe "possible" ve izany hoe tia olona roa samy hafa ianao ary tena tia fa tsy hoe filana fotsiny na hoe "aventure" fotsiny :?::?:8):?
ie possible, fa ny tena marina matoa izy roa hita ho mitovy ny fitiavana azy dia satria samy tsy tena tianao daholo izy roa (heheheh samy ialao avokoa rah sendra izay)! satria tsy hajainao izy roa!
20. reve
(
18/09/2007 16:08)
De misaotra ny namana rehtra nadray anjara am lohahevitra e! mahafinaritra be ny mamaky ny hevitrareo maro be samy hafa daholo!
Dia misaotra manokana an'i Diamondra27 am lay tononkiran- remy fa tiako be io sady mbola tsy ananako.
misy hira hoe soa ny manan droa hono kanefa rehefa mandinika aho de sarotra be izany indrindra arka ny voalaza ny namana hoe ny fiaraha monina no tsy mety e!kanefa de misy olona fantako (mbola tsy mananbady izy )vehivavy izy io ary namako fa de variana aho sady malahelo azy satria dia izy le olona tia olona roa ary tena miasa saina izy fa sady maminy ny iray no tsy foiny ny ankilany de tena mi salut za e!
fa possible zany ny mitia olona roa fa saingy mety hoe arakaraka ny olona io,efa ho 3 (telo) taona zao no niarahany tamin'ireo olona roa samy hafa ireo!:!::!::!: