mitia!
21. mandrindra
(
18/09/2007 16:14)
ny firaha-monina dia mro no milaza hoe tsy mety ny manana maro. nefa dia betsaka ny manao azy.
ny ahy dia aleoko sady tenenina no atao, ka izay hitatatata alao hitatatata any
ny ahy dia aleoko sady tenenina no atao, ka izay hitatatata alao hitatatata any
23. soanja
(
19/09/2007 02:21)
reve:
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny hoe mitia olona roa,izany hoe "possible" ve izany hoe tia olona roa samy hafa ianao ary tena tia fa tsy hoe filana fotsiny na hoe "aventure" fotsiny :?::?:8):?
Ny mitia olona 2 aloha dia possible tokoa: Ny fo sy ny saina samy tia eo. Ny hoe vatana indray....
Io fitiavana be de be io no nahatonga ny fanambadiana maromaro tamin'ny andro fahizay sns. Ary mbola misy hatramin'izao ny karazam-bady isan-karazany any amin'ny faritra hafa.
Ny hoe ahoana ny handaminana ny fiarahana no tena sarotra indrindra, ary matetika tsy tafavoaka foana eo. Ny silamo moa mametra hoe rehafa hanao azy dia mitaky Andriamanitra fa ataovy mitovy ny tantana sy ny fitiavana omana azy.
Satria ny tianao tsy tokony hampijalianao, izay ihany no filamatra. Ka raha hainao ny mandamina izy roa ho sambatra dia any aminao ny lakilen'ny tsiambaratelon'ny fitiavana lavorary nofinofisin'ny maro tsy tambo isana. :):)
24. yah
(
19/09/2007 04:17)
la:
tokony tsy ho possible fa mandany kalori nge le mifanoroka e!! maika fa ra 2 zany tsy loza ah?:-D:-@:)
azade miferonaina re fa fiainana daholo izany a
26. diamondra27
(
19/09/2007 08:42)
reve: tsisy fisaorana e!
ngah enao te hitia olona 2 sa tena mahavariana anao le ataon'le olona akaiky anao?
ra za enao de manantona azy de mba miresaka tsotra aminy we: mba tena manintona ahy sy mampiaiky ahy ny ataonao fa ahoana ny tena ataonao @izy 2 reo e?
mety hahazo valiny enao.
Resaka ampahatsorana no atao fa sao de mitratrevatreva ka tsy mety an!
za manko tahaka izany : gaga t@ ity resaka "fitondratena hors norme" ty za de nahita namana 1 de nanontany azy de lasa namana izy ary nilaza tsara ny nahatonga azy ho lasa "hors norme"

27. sakaizakely
(
19/09/2007 14:21)
diams
misaotra tam le hira e ! tadidiko tsara io hira io. Tena mba alikalahy koa le lhl an !
za kou mba efa nahafantatra vhv sipana vadin'oul fa tena tsssssssssh, tena mamono eritreritra e! Ny trondro mena aza angamba mbola mieritreritra. Efa 2 taona niarahana de tsy tonga saina ihany, nefa de resaka crac crac boum fotsiny fa vao vita ny atao de lasa mody léry
kanefa mba vhv manana ny mahaizy azy eo ampiasana ihany. Dia ny tena no gaga 8O8O8O8O8O8O

28. diamondra27
(
19/09/2007 14:26)
sakaizakely fitia somongamonga ihany iny e
aleo tahaka ny anareo tena izy, voakolokolo , tokampo sady vao nahazo zaza mena vava mahafatifaty.
aleo tahaka ny anareo tena izy, voakolokolo , tokampo sady vao nahazo zaza mena vava mahafatifaty.
29. vivi
(
19/09/2007 15:50)
@ voalohany mety ka , fa afaka keli2 mipoaka ny atidohanao , ary eo vao tsy maintsy mila mankany @ psy!
30. rakaroka
(
19/09/2007 17:31)
Ilay mitia anie toa "entin-javatra" tsy voafetran'ny fihevitra sy fisaina izay e!: Ohatra izao ny "coup de foudre" koa angaha moa ianao mi-enviseage izany?
Possible izany amiko fa ny aza voany ftsn!
Possible izany amiko fa ny aza voany ftsn!
32. nathie86
(
20/09/2007 07:10)
salut daolo eh.
Za aloha maita oe possible iany @ voalohany fa tsy maintsy mihena ny an'ny ray dia ny ray tiana kokoa eh.
zay fa mazotoa
Za aloha maita oe possible iany @ voalohany fa tsy maintsy mihena ny an'ny ray dia ny ray tiana kokoa eh.
zay fa mazotoa