situation de famille
1. kallie
(
06/09/2007 07:14)
fa misy reto sipa "situation de famille-ny : briseuse de ménage" mintsy a, tsy zany fa misy sipa any Dago fantatro, fa tsy mahay miaraka am ol célibatéra fa d vadin'olona isakarazany io no iarahana, na d hita fa maha be olana ary d mbola tohizina ihany, d av eo mitaraina, d refa sitrasitrana d mifindra any am tokatranon'ol hafa ndray d mamerina ihany, nefa izy tsy azo atao oe ratsy an, ary za ko tsy mino hoe tsy misy célibatéra mikôty mintsy fa d asa, azon'in anga...
novalian'i kallie ny 12/09/2007 14:12
2. sipagasy
(
06/09/2007 08:25)
mhhh, amiko matoa misy izany dia misy ny azo adalaina, na koa malemy koa loha,tsy mahay mahita ny mena miraviravy hihihi;-)
5. bossy
(
06/09/2007 09:04)
efa mikorina ao anaty rahany mitsy zany le miaraka @ vadin'olona e! tsis azo atao tsony ny amzany afatsy ny mailo tsara refa eo akaikiny ny vadin'ny tena:oops:
7. kallie
(
06/09/2007 09:45)
Tendance? kay va re, tô ratsy ka, tsy aleoko manana ny ahy? to zay angalatra fôna?
10. mismy
(
06/09/2007 11:25)
tsy ratsy anie le mindrany ny an'ol e, situation mety h o an'ay tsy tia engagement io no tena marina, moa ny lahilahy mintsy ko anie no mitady sipa vao fa hena-kisoa lava mamonaminaina e, d mba manala azy ko, nefa ko anie mety tsy kopy le sipa oe efa cagé le bandy d taty aoriana tsy te hiala tsony e, ny tsara angamba tsy d jugéna b lotra fa mahaiza mitana nyvady antanana, olona mataotra ny hilaozana no tena miaborder io reaka io ,
12. la
(
06/09/2007 11:32)
Koa maninona kosa anefa ra mitsotra le lehilahy na le vehivavy an'izay tena situation misy azy de anjaran'ny tsirairay no miditra na mijanona!!
"Tsisy mangidy mihoatra ny tangena hono fa refa hifanarahana telina ihany e!"
Ka samy manana ze mety aminy fa ny mitsotra no tsara indrindra :)
"Tsisy mangidy mihoatra ny tangena hono fa refa hifanarahana telina ihany e!"
Ka samy manana ze mety aminy fa ny mitsotra no tsara indrindra :)
13. booboo
(
06/09/2007 11:37)
eka ouz.
Refa mazava @ tsirairay hatrany an-dreniny ny règles du jeux : mahazaka miditra, tsy mahazaka mitazatazana sisa hihihihihi.
Na izany na tsy izany, re-fiainana aby zany ouz
Refa mazava @ tsirairay hatrany an-dreniny ny règles du jeux : mahazaka miditra, tsy mahazaka mitazatazana sisa hihihihihi.
Na izany na tsy izany, re-fiainana aby zany ouz
14. mismy
(
06/09/2007 12:49)
marina mintsy oe zay mazaka miditra, za alou zanyny situationko e, fa za tsy vonon hibrisé anzareo fa reveko milay fotsiny, oft je lui ai fait prometre de jamais quité sa famille pour moi, d zay
16. Papoose
(
06/09/2007 15:38)
Dia tena misy tokoa ee!ny manambady mitady ny tsa ampy ao @ divany na mitady mihoatra kokoa ary mitsiriritra ny tanora selibany, moa ny selibany koa mitobatobaka samy manana ny hanitra ho azy!le selibany koa mahita ny mamy tandrify azy any @ le efa manambady!
dia mifameno le banga de lasa zao!dia manao ohatran'ny tantely le sipa dia lany ny mamy atsy de mifindra kely ndray!:wink:
dia mifameno le banga de lasa zao!dia manao ohatran'ny tantely le sipa dia lany ny mamy atsy de mifindra kely ndray!:wink:
18. patrick2002
(
06/09/2007 15:57)
misy antony 4 no mahatonga ny vehivavy hiditra an'izay voie izay .
-tsy te hiditra engagement ,sy ho teriterena ,ka aleo miaraka @ vadin'olona, izy tsy voafatotra ny fahafinaretana azo.
-Ny confort no manan-danja kokoa noho ny affection ,ka ny vadin'olona no manana moyen be be kokoa ,ary ny situation ao dago dia mi-favoriser an'izay satria ao dago lehilahy 25ans izany mbola vitsy ny manana situation financiere stable ,efa 35 ans any ny lehilahy vao betsaka ny halehany ,nefa ny lehilahy efa presque manambady daholo amin'izany .
-sipa efa mamoifo ,lany zara ,desesperé ka raha maty ao matesa rahavana.
-sipa ty manao defi ,ka tena iny mihintsy no hazahoany tsirony ilay manana rafivavy , hataoko adversaire, amin'ireny rehefa tena sarahin'ilay bandy ny tena vadiny ka izy ilay nangalatra iny no tompon-toerana ,tsy manana rafivavy intsony izy sarahiny indray ilay bandy ,fa tsy misy tsirony amin'ny intsony ilay fiarahana.

19. fasaly
(
06/09/2007 16:18)
kallie: amin'izao aza hono vao maika loza kou!
mino aho fa lay fiainana mihintsy no mahatonga an'izany......ary tsy vavy ihany anie no manao an'io fa ny lahy koa e!8-):-P
mino aho fa lay fiainana mihintsy no mahatonga an'izany......ary tsy vavy ihany anie no manao an'io fa ny lahy koa e!8-):-P
20. Kwasi
(
07/09/2007 02:50)
Fa aiza no misy an-zany e. Za maheno an'zany foana fa tena mbola tsy nahita na nahafantatra! Ny sipa aza vao maheno hoe manambady dia mitsoaka hoatran'ny tsy teo.