situation de famille
21. la
(
07/09/2007 04:48)
Ka ra ny fijeriko azy zany ry reto an! de le vevavy manana reo toetra teneninareo hoe ty manao défi, ty confort diso tafahotra sns...reny le sokajina ao anatin'ilay hoe mazahaka de mety aminy zany le izy; fa na izany na tsy izany tsy mety ny maka vadin'olona ary nomen'Andriamanitra saina sy vatana isika mba iasana ahazoana vola de aleo miasa e! miezaka manao ze tsy anakorotana olona
22. fasaly
(
07/09/2007 05:44)
Kwasi:
Fa aiza no misy an-zany e. Za maheno an'zany foana fa tena mbola tsy nahita na nahafantatra! Ny sipa aza vao maheno hoe manambady dia mitsoaka hoatran'ny tsy teo.
kwasi////misy io ka! enao zany no tsy mahita...fa zà efa nahafantatra ary nahita miitsy hoe iny eny lay sipa fa nampiaraka tam vadinlay kala namako....
23. fasaly
(
07/09/2007 05:45)
tany madà io ! efa nisy hatrizay io ka! na tsy any madà koa aza anie fa n'aiza n'aiza e!
24. kallie
(
07/09/2007 07:20)
ie, misy n'aiza n'aiza alo lé iz fa any Mada no itako oe tena betsaka, asa, mety oe fitadiavana confort marina anga, fa d sûr ve nareo oe ny lhl efa manambady no manam-bola? izy ar efa mikarakara tokantrano.... afaka atao défit ko ange oe ze bandy célib bôgôsy ndrindra ohatra e
25. mandrindra
(
07/09/2007 09:37)
io tranga io dia misy manerana an'izao tontolo izao. sahala amin'ny tain'alika io ka ny avo ihany no tovonana. ny efa manana ihany no manintona ny tsy manana, na lahy io na vavy. jereo tsara fa na selibany aza, rehefa tsy manana ankilany dia eny aloha sasatry ny mitady, fa raha vao mitarika kely dia io fa intangoronan'ny sipa (na bandy) indray. ka aleo andeha fa fombampiainana io, samia mitantana izay mety ahasoa ny azy
26. Kwasi
(
07/09/2007 12:12)
mandrindra> de raha te hanana sipa betsaka zany de aleo manambady haingana:-D:-D:-D
27. fasaly
(
07/09/2007 14:52)
kwasi:-D:-D:-D
kallie: ka mety ilay bandy bogosy tsy mahay mampirevy noho ilay bandy efa manambady...;
matoa mipetaka ny sipa na ny bandy dia tsy maintsy misy intérêt ho azy foana ao....
sady izao anie ry kallie e! matoa niaraka ireo dia tsy maitsy nikoty ilay iray ...ary matoa miaraka dia samy tia izany.....fa fomba fiteny fotsiny ilay hoe briseuse fa adalan'ilay rangahy na ilay sipa no hiaraka kou! fangah no forcer-na izy hiaraka fa sitrapony....
kallie: ka mety ilay bandy bogosy tsy mahay mampirevy noho ilay bandy efa manambady...;
matoa mipetaka ny sipa na ny bandy dia tsy maintsy misy intérêt ho azy foana ao....
sady izao anie ry kallie e! matoa niaraka ireo dia tsy maitsy nikoty ilay iray ...ary matoa miaraka dia samy tia izany.....fa fomba fiteny fotsiny ilay hoe briseuse fa adalan'ilay rangahy na ilay sipa no hiaraka kou! fangah no forcer-na izy hiaraka fa sitrapony....
28. kallie
(
07/09/2007 17:25)
:( zay ko lo e, enfin, ra mahataty ane tsy manin fa ôtranle fantatro d mampijaly tena e, miseo az ho mafy b nefa refa ahiliky ny ol mamohifo ihany... d av eo d oe ramato ratsy b iny v d atakalo ana e..., ouy a ouy
29. booboo
(
07/09/2007 18:19)
tokony mieritreritra ihany izy raha ôtra izany foana mahazo an'azy isaka zay mihetsika...
30. mandrindra
(
08/09/2007 07:26)
kwasi, tsy voatery manambady fa misarika fotisny dia efa ampy. ho hitanao eo ny fitangoronan'ny akohokely raha vao mahita reniny
32. mandrindra
(
08/09/2007 08:14)
kôzy zany eeee, fa tsy mitarikanaka kosa klou f akoko kely fotsiny eee
33. ikaretsaka
(
08/09/2007 15:37)
i Eva ihany anie no nanomboka ny tantara.. de adama koa tsy nisalasala" ho'zy ny hiran'i Silo izay
34. fasaly
(
08/09/2007 18:58)
i lefona koa nihira anio adama sy eva io...sady lay klip tamzany manja be!:-P
35. mandrindra
(
09/09/2007 08:09)
zah hihaino an'i adama sy eva ihany aleoko mihaino an'i menalotsa :-D:-D
36. boubounezy
(
11/09/2007 23:37)
ny anah ra bandy efa niteraka indrindra2!!! na manambady surtout d elao lavitra b za fa tsy tiko fotsiny zao enao!!! tsy mila vadinoull na rainoull zay ny tena deviseko. indrindra fa reny vadiny namana reny???? miresaka otrany mpiraytampo sy misangy otrizay kou fa le reste laisse beton:evil:
38. kallie
(
12/09/2007 14:12)
ny ahy ny antony ts niarahako tam vadin'ol atramzay d tsotra : "aza atao am namanao ze ts tiana atao aminao" - tsy tiko oe iverina amiko lé iz aty aoriana (ny tody ts misy fa ny atao no miverina ouz ny Gasy)
