Fitiavam-bady sy zanaka araka ny baiboly

1. nirinkosoa ( 05/09/2007 08:55)
Ny fitiavana no tena lehibe indrindra hoy ny SM, ahoana no tokony hitondrana ny fitiavam-bady sy zanaka araka ny SM.
novalian'i niryna ny 09/09/2007 05:25
2. tsaramaso ( 05/09/2007 09:11)
fa inona izany SM ry nirinkisoa ?
3. kalina80 ( 05/09/2007 10:05)
Soratra Masina ny SM ry tsaramaso.:°):°)
Ny fitiavana dia fanehoana izay tsara indrindra ao anaty.Raha tiinao ny vadinao sy ny zanakao dia lasa manome ny tsara indrindra ao aminao ianao,,,,
Hajainao izy,omenao tenimamy, toloranao izay afaka omenao sns.....

tsarovy koa anefa fa zanak'Atra ny vadinao sy ny zanakao vao anao.Natao ikolokolo isika fa ny tena tompotsika dia Atra irery ihany.
Ary frany Atra no tokony hotiavina mihoatra ny zvt rehetra.:*:*
4. majakely ( 05/09/2007 12:25)
zanaka'andriamanitra doly nizaniza ,,na le sipanao io arany aa!!
5. tsaramaso ( 05/09/2007 12:50)
ary ilay kosoa naniry ??!!!
6. ari.malala ( 05/09/2007 13:40)
Efa misy directives any anaty baiboly any, Efeziana angamba raha tsy diso za, za moa ts d mahay toko sy andiny loatra e,ialako tsiny! mlisy any hoe ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny izay tenany iany, toa an'i Kristy nitia ny FIangonana, misy koa any oe ny vehivavy tokony manaja ny vadiny, misy any hoe ianareo ray aza mampahatezitra ny zanakareo fandrao mamoy fo izy, misy koa any hoan'ny ankizy hoe hajao ny ray amandreny. Voafaoka ao aby ny anjaran'ny tsirairay ao anatin'ny ankohonana.
7. ikaretsaka ( 05/09/2007 14:25)
ny Fianakaviana Masina (Jesoa Maria Josefa) fotsiny atao ohatra e
8. ravakamalala ( 05/09/2007 15:09)
fandavan tena

9. cutie ( 05/09/2007 15:17)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 05-09-2007 16:25:40
Lohateny : Re : Fitiavam-bady sy zanaka araka ny baiboly
ny Fianakaviana Masina (Jesoa Maria Josefa) fotsiny atao ohatra

tsy voatery :lol:
10. ravakamalala ( 05/09/2007 15:18)
cutie > tsy voatery fa raha hitady ny tena tsara dia afaka miezaka hatrany manaraka ny toetrany sy ny fomba fisainany !
11. cutie ( 05/09/2007 15:20)
tsy voatery haka modely an'reo vo mahita ny tsara
12. ravakamalala ( 05/09/2007 15:22)
ka ireo no hitako hoe tsara indrindra rana fijery kristiana no itondrana azy. Sa manana môdely hafa atolotra cutie?
13. karako ( 05/09/2007 15:56)
Ie, Efesiana 6 sy Kolosiana 3:18... milazalaza ny fifandraisana anatin\'ny fianakaviana iray. Ohatra ireo fa misy hafa koa.
14. ikaretsaka ( 05/09/2007 20:33)
ao @ Bokin'i cutie 17, 9 koa misy betsaka
ooops zafady!:oops:
15. karako ( 05/09/2007 20:55)
Azo lazaina tsotra toy izao ny fifandraisana tokony misy ao anatin'ny fianakaviana (ara-baiboly):
Eo @ mpivady :
- Ny lehilahy no lohan'ny fianakaviana ka tokony hanaja sy hanaiky azy ny vavy.
- Ny lehilahy dia tokony ho TIA NY VADINY TOY NY TENANY (mitarika andraikitra goavana be ho an'ny lehilahy izany)
- Tokony hijery ny fahafinaretan'ny ankilany rehefa manao firaisana.
- Ary indrindra indrindra tokony hahay handefitra.
Eo @ ray aman-dreny sy zanaka :
- ny zanaka manaja sy mankato ray aman-dreny
- ny ray aman-dreny tokony tsy hanao izay hampalahelo ny zanaka
@ samy zanaka :
- ny zandry manaja zoky

Ny mahagaga ahy dia harentsaina nanana'ny Malagasy ireo na mbola tsy tonga aza ny Kristianisma. Ary nefa efa mihavery @ izao andro ianantsika izao. Any Madagasikara mbola mipetraka ihany fa aty @ tany mandroso dia kely sisa dia rava tanteraka mihitsy.
16. cutie ( 05/09/2007 21:08)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 05-09-2007 22:33:04
Lohateny : Re : Fitiavam-bady sy zanaka araka ny baiboly
ao @ Bokin'i cutie 17, 9 koa misy betsaka
ooops zafady!

aiza no ahitana an;io :-D:-D:-D:-D
17. cutie ( 05/09/2007 21:10)
Ny mahagaga ahy dia harentsaina nanana'ny Malagasy ireo na mbola tsy tonga aza ny Kristianisma. Ary nefa efa mihavery @ izao andro ianantsika izao. Any Madagasikara mbola mipetraka ihany fa aty @ tany mandroso dia kely sisa dia rava tanteraka mihitsy

mitombona ihany le lazaiko ery ambony :lol:
18. ikaretsaka ( 05/09/2007 23:24)
fa ny tsy azoko.. ny fanantanterahana ireo rehetra ireo ve tsy maintsy baikobaikona amin'ny fepetra be ohatran'io
19. cutie ( 06/09/2007 00:02)
tsy fepetra io :-D
20. ikaretsaka ( 06/09/2007 00:42)
ko izaky ny mihetsika dia tokony tokony tokony..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008