Fitiavam-bady sy zanaka araka ny baiboly
22. karako
(
06/09/2007 01:17)
aiza kosa moa no dia hoe "baiko" e. Raha kritianisama dia tsarovy fa ny FITIAVANA foana no fototra. Ny fitiavana no zava-dehibe dia manaraka ho azy ireo.
Fa ny ilaina ny toro-lalana toy ireny dia ny hanitsiana izay tsy mety. Hatao sopapa. Ohatry ny code de la route io e. Misy ny interdiction dia misy koa ny obligation. Ny tanjona dia ny SECURITE.
Fa fitiavana foana io eee...

24. ikaretsaka
(
06/09/2007 01:51)
mitovy @ karako..
fa misy ato hanao polisy fotsiny ko..
ilay manao ilay hoe" tsy azo atao fa tonga de...Vosazy"
fa tsy mba hoe" ataovy amim-pitiavana izao sy izao"
fa misy ato hanao polisy fotsiny ko..
ilay manao ilay hoe" tsy azo atao fa tonga de...Vosazy"
fa tsy mba hoe" ataovy amim-pitiavana izao sy izao"
25. niryna
(
06/09/2007 07:21)
kalina80:
Soratra Masina ny SM ry tsaramaso.:°):°)
Ny fitiavana dia fanehoana izay tsara indrindra ao anaty.Raha tiinao ny vadinao sy ny zanakao dia lasa manome ny tsara indrindra ao aminao ianao,,,,
Hajainao izy,omenao tenimamy, toloranao izay afaka omenao sns.....
tsarovy koa anefa fa zanak'Atra ny vadinao sy ny zanakao vao anao.Natao ikolokolo isika fa ny tena tompotsika dia Atra irery ihany.
Ary frany Atra no tokony hotiavina mihoatra ny zvt rehetra.:*:*
=D=D
26. nirinkosoa
(
06/09/2007 08:23)
karako : misaotra @ torohevitra e!
ary i tsaramaso : inona no tena manahirana ano ity e? toa zay zavatra tenenina d ahitao tsininy avokoa, zao e, rehefa tsy manan-kevitra enao d aza mitsonantsonana ny vava.
ary i tsaramaso : inona no tena manahirana ano ity e? toa zay zavatra tenenina d ahitao tsininy avokoa, zao e, rehefa tsy manan-kevitra enao d aza mitsonantsonana ny vava.
27. niryna
(
09/09/2007 05:25)
ari.malala:
Efa misy directives any anaty baiboly any, Efeziana angamba raha tsy diso za, za moa ts d mahay toko sy andiny loatra e,ialako tsiny! mlisy any hoe ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny izay tenany iany, toa an'i Kristy nitia ny FIangonana, misy koa any oe ny vehivavy tokony manaja ny vadiny, misy any hoe ianareo ray aza mampahatezitra ny zanakareo fandrao mamoy fo izy, misy koa any hoan'ny ankizy hoe hajao ny ray amandreny. Voafaoka ao aby ny anjaran'ny tsirairay ao anatin'ny ankohonana.
=D=D:*