vady vazaha
1. xxx
(
04/09/2007 13:04)
manao ahoana daholo ianareo.Ho many @ity volana ity ny validité ny carte de séjourko eto frantsa.Tsy afaka manavao izany intsony anefa ny préfecture noho ny antony maro samy hafa.Saika anontany anareo izay mipetraka eto aho hoe raha hanambady olona frantsay ve aho dia mora2 ny fanaovana azy @ izao fitondran'i Sarkozy izao?
Marihiko eto fa mariazy misy fitiavana io an sao dia misy milza ndray mantsy hoe par intêret.MISAOTRA BETSAKA
Marihiko eto fa mariazy misy fitiavana io an sao dia misy milza ndray mantsy hoe par intêret.MISAOTRA BETSAKA
novalian'i Bita ny 15/09/2007 01:33
3. fasaly
(
04/09/2007 21:28)
tairo aloha kou! foncer jusk'au bout!:-P
ny oul aza mitady oul manana paps ho vadina tsy mahita ny sasany:-P
ny oul aza mitady oul manana paps ho vadina tsy mahita ny sasany:-P
4. Ralay
(
04/09/2007 21:43)
Inona moa no manakana anao raha fitiavana sy afaka manambady mora² kokoa ny mahazo tarasasy @ zay anie raha tsy tara fa dia bonne chance e
5. ikaretsaka
(
04/09/2007 23:32)
tandremo fa sao hanao amour par interet..vadiana daholo izao fatim-bazaha isao mba hahazoana taratasy
6. xxx
(
05/09/2007 07:30)
tsy vazaha kosa aloha fa gasy manana paps e, vao vazaha mantsy d hafa2 daholo ny saina
7. mandrindra
(
05/09/2007 08:07)
raha mbola tsy lany daty ny taratsinao dia mora ny fahazoana taratasy aorianan'ny fanambadiana. raha efa tsy ara-dalana intsony ny taratasianao dia manahirana ihany ny manao azy.
8. diamondra27
(
05/09/2007 08:39)
f'angah manao mariazy zany atao maimaika e?
efa manana certificat de coutume ngah xxx?
de hafiriana ny publication du mariage?
Siora ve fa tsy hisy olona hanakana ny mariazinareo refa mipetraka io fanontaniana io? Aza lazaina olona tsy itokisana sy mialona anareo fa tonga de balancé-ny eo nareo.
de aiza no atao le izy province sa paris
de mbola celibat njy sa efa divorcé===> raha célibat de mila certificat de celibat
de farany: tena tianao ve io lhl io, tea tia anao ve io lhl?
Conclusion: raha tena tia izy dia hanaraka anao sy hitady ny soa o anareo hatrany na aty france na any dago na aiza na aiza.
mirary soa :-*

9. xxx
(
05/09/2007 10:23)
efa 6taona izahay no niaraka fa izahay mbola ts t hivady mihitsy.Mbola tanora izahay dia bedy foana izaho matsy 20ans izy 21. fa izao zao lany ny ttsiko étudiante mantsy d ts afaka nianatra d tsy omeny intsony.Tsy te hisaratoerana izahay fa izy mianatra be kou.mbola ts te i s'engager zany zay fa io sisa no solution farany mba tsy isarahanay toerana.Izy d'accord satri tia za kou kelke part fa ny parent no tsy mety.azonareo le situation? Maty ao zao ra fantany oe notantaraiko teto
10. fasaly
(
05/09/2007 10:26)
ka refa tena tia andry izy anie tsy avelany ho voaroka am tsy fisian'ny paps indry fa alainy vady e! mazava waz .....! kou tsy haroso ary izy io lol:-P;-)zany kou ve da hatao asina olana:-P
hay lay perent zany no sakana....:?
lay bandy ve tsy hahay handres lahatra ny lehibe....
hay lay perent zany no sakana....:?
lay bandy ve tsy hahay handres lahatra ny lehibe....
12. booboo
(
05/09/2007 10:48)
re-
raha efa tsy ara-dalana intsony ny taratasianao dia manahirana ihany ny manao azy.
13. diamondra27
(
05/09/2007 11:16)
sarotra be @ RAD ny manaiky izany, zaza antrano nefa lasa niaraka taminjy, de niafina zany nareo niaraka, sao de cousin cousine koa? iny ndray mbola resaka hafa.
Tena mila manome toky ny RAD nareo zany fa tsy le fitiavanareo no blem.
Hazavao tsara we: za te-hijanona eto de mbola te-hifankatia amin'i X, nefa tsisy afa-tsy ny manambady azy ihany...
mety hanaiky ihany ny RAD @ farany
de tsy novaliandry le fanontaniana tetsy ambony fa essentiel reo refa hanambady. Mila reo taratasy reo,
sa ho any las vegas nareo hanambady?

14. fahamarinana
(
05/09/2007 14:43)
xxx:
efa 6taona izahay no niaraka fa izahay mbola ts t hivady mihitsy.Mbola tanora izahay dia bedy foana izaho matsy 20ans izy 21. fa izao zao lany ny ttsiko étudiante mantsy d ts afaka nianatra d tsy omeny intsony.Tsy te hisaratoerana izahay fa izy mianatra be kou.mbola ts te i s'engager zany zay fa io sisa no solution farany mba tsy isarahanay toerana.Izy d'accord satri tia za kou kelke part fa ny parent no tsy mety.azonareo le situation? Maty ao zao ra fantany oe notantaraiko teto
:arrow:20ans zany ange mbola afaka manohy fianarana ka tsy aleo ve manao inscription vaovao ihany dia voavaha ny olana,sady tsy misy mariage nefa koa mbola miaraka eto andafy ihany koa.Raha efa vita tanteraka na ni-double lava ka tsy afaka manao inscrip ntsony no hoe tsy misy azo atao intsony ka ho lasa clandestin ndray.Mijereva filière hafa tohiny aloha e,tsy mbola fotoanan'ny inscription ve zao ?Sa efa tsy possible koa?
Sinon nareo moa mbola tsy vonona ny hivady pour le moment dia tsy haiko hoe inona no torohevitra omena
anareo afatsy ny hoe mahereza indrindra.(l)
15. xxx
(
05/09/2007 15:18)
ny fataon'i ankizy fandrihan am zaza lay bandy de tsy maitsy ihany ny fiafarany...nanana namana toa izany mitsy mantsy aho....
16. pissoa
(
05/09/2007 16:04)
pfff, te hanorintra tokatrano ve de fandrika no hanombohana azy kle ... :-D:-D:-D
17. xxx
(
05/09/2007 16:29)
tandremo fa efikasy io no mi reussir an!
izao ilay namako io niteraka roa ary nivady tsara mihintsy zareo ko!
:wink:
izao ilay namako io niteraka roa ary nivady tsara mihintsy zareo ko!
:wink:
20. xxx
(
06/09/2007 12:10)
diamondra27:
sarotra be @ RAD ny manaiky izany, zaza antrano nefa lasa niaraka taminjy, de niafina zany nareo niaraka, sao de cousin cousine koa? iny ndray mbola resaka hafa.
Tena mila manome toky ny RAD nareo zany fa tsy le fitiavanareo no blem.
Hazavao tsara we: za te-hijanona eto de mbola te-hifankatia amin'i X, nefa tsisy afa-tsy ny manambady azy ihany...
mety hanaiky ihany ny RAD @ farany
de tsy novaliandry le fanontaniana tetsy ambony fa essentiel reo refa hanambady. Mila reo taratasy reo,
sa ho any las vegas nareo hanambady?
tsy azoko inona, izany fanontaniana izany?
ny olana dia izao.Afaka bac à16ans aho dia avy eo nianatra taty.efa ho firy taona izay 1ère année fona.Ny tiako dia mnao cour en alternance fa mila natinalité ono vao afaka manao azy.
Tsy afaka mi delivre carte de séjour na tsony ny préfecture fa efa ela lotra za 1ère année lol.
Izahay samy afaka bac fa izy zao efa masters.
Tsy tiani parent any za fa oe tsy mianatra ozy nefa tsy fananiko nanana blem bdb za teo @ fainako.
Mety ivady en cachette ian angamba ity fa leo be lotra .Izy manaiky car il mm à la foli mais ses parent pens ke je profite de lui