vady vazaha

21. xxx ( 06/09/2007 12:12)
fanatro fotsin zay fa av ny écheance any récépissé ty zany ny mivady d mora ny fanaovana ttsy sns.On va le faire ds lè pus bref delai angamba.il ne nns reste ke 25 av la fin du mois
22. mamzelkely ( 06/09/2007 12:34)
fa aôna kosa alou zany 1ère année zany fôna fa angah de tena ts nianatra mits njy akai ry xxx no de 1ère année fôna tokony nikezaka kely ange njy de tafakatra 2è année na ts haiko eee... m'enfin efa ts afaka manao inscription tsony zany njy fa mety efa fatatr ny prefecture hoe 1ère année lava ko de ts haiko zay solution fa de mety zay mivady zay angah no solution asa ts haiko :?
23. fahamarinana ( 06/09/2007 12:44)
:arrow:Ie efa sarotiny be ry zareo fa tsy avelany manao jobily 1ère année intsony sady arahiny maso koa ny assuidité any am-pianarana! Dia tsy misy afats'izay mariage zay sisa no azo atao na mody ihany koa zany,c'est dommage fa ny any aoriana no amboarina tsara e,mahereza!(l)
24. sakaizakely ( 06/09/2007 13:06)
mahagaga ilay fametrahana dinika 8O8O8O

vady vaza no atao lohateny, kay moa gasy ihany... zany hoe rehefa manana paps kay ny gasy dia lasa vaza ? :roll::roll::roll::roll:

fanina indray aho tamin'iny :°)

hoatran'ny resajaza fotsiny izy ity. il mm à la foli 8-)8-)
toa karazana fitiavana à sens unique izy izany. xxx miteny hoe tia azy mafy le bandy fa tsy mbola niteny hoe za koa tia azy mafy. Atao fitaovana iakarana fotsiny ve ity fitiavana ity ?

Za kou aloha mipetraka eo @ plasy ny RaD n'ilay lhl dia mitovy eritreritra amindry zareo e ! Efatra taona ve de tsy hisondrotra kilasy mihintsy raha tsy dia inn loatra ? Aiza no tsy heverin'ny olona fa hanararaotra anjanany ?

Ny an'ny olona izany hoe be olana be @ fiainana izany, au contraire vao maika miezaka be ho tafita, ny anao nataonao hi rater-na ny fianaranao ilay izy :-o:-o

amiko dia mbola tsy matotsaina ianao ka tsy tokony hiroso hanambady izany, indrindra koa fa par intérêt ilay izy, izany hoe ny hijanonana eto Frantsa fotsiny

Tadidio koa anefa fa mila fotoana koa ny fanomanana mariazy. Mila publication des bans 3 à 4 semaines eo, izany hoe raha tapitra @ 25 sept ny visa-nao dia efa tara nareo. raha toa ka sendra misy olona mahalala anareo ka mahita my ban any @ mairie, mety afaka milaza @ fianakaviana dia mbola afaka manao opposition ny RaD-ny dia ho rava ny fikabe. farany koa, raha toa ka lany paps ianao dia tsy maintsy mody mandrampi regulariser ny situation-nao raha ny fahalalako azy, izany hoe mandrampahazonao visa provisoire.

25. xxx ( 06/09/2007 13:08)
ohatry ny mivaona be koa ny resaka : fanontaniana tsotra hoe afaka atao mariage civil ve izy raha toa ka efa ho tapitra ny taratasy .

Eny na Tsia ny valiny , fa eto misy tonga hatrany @ hoe fandrihana @ zaza ny bandy e, tena fitiavana ve e... ilay fanontaniana ry reto valiana a, hafa raha nanontany izy hoe ahoana ny hevitrareo fa hanambady aho fa lany papier

valiny : raha ny tokony ho izy aloha dia mbola afaka manambady an'ilay olona ianao e, fa indraindray miankina @ Mairie na prefecture

xxx2
26. xxx ( 06/09/2007 13:19)
xxx:

Marina ny anao fa lasa mamboraka ny faianako tsy fidiny eto aho.misaotra izay namalyooo.Anay sisa ny ambiny.

27. sakaizakely ( 06/09/2007 13:41)
xxx1 sy 2

valiny ; efa tara satria mila minimum 3 semaines ny publication des bans.

na androany de androany aza ry zareo no mametraka dossier, farafaha haingany le 27 vao azo atao ny mariazy. Ca fait che-lou ! Possible tsy hanaiky ny mairie 8-)
28. diamondra27 ( 06/09/2007 14:42)
xxx: le fanontaniana napetrako ery ambony ery akia a!
we firy andro ny publication
efa misy certificat de celibat ve
etc etc avereno vakiana ny nosoratako

fa 'ty soratra 'ty ve de ataotao foana e! mila mandeha milamina sy préparation refa manao mariazy fa tsy we lany paps de inon ny solution?

RESAKA mariazy hafa
resaka paps hafa
aza afangaro

29. xxx ( 06/09/2007 15:13)
[quote=diamondra27]
f'angah manao mariazy zany atao maimaika e?
efa manana certificat de coutume ngah xxx?
de hafiriana ny publication du mariage?

zao mitsy zao vao anontany ny mairie fa miasa d. tsy tafa mitsy.Province no atao any@ sud any.Ie manana ceritficat de coutume za?
30. sakaizakely ( 06/09/2007 15:38)
En France, la demande de publication des bans doit se faire 20 à 30 jours selon le lieu d'habitation des fiancés avant la cérémonie, et restent affichés pendant 10 jours. Les bans portés ainsi à la connaissance de tout à chacun permettent de faire manifester toute personne susceptible de vouloir s'opposer à cette union. Si au cours de cette durée personne ne se manifeste, la mairie délivre un certificat de non-opposition, ce qui permettra la célébration du mariage en toute légalité.
31. fahamarinana ( 07/09/2007 11:15)
xxx:

[quote=diamondra27]
f'angah manao mariazy zany atao maimaika e?
efa manana certificat de coutume ngah xxx?
de hafiriana ny publication du mariage?

zao mitsy zao vao anontany ny mairie fa miasa d. tsy tafa mitsy.Province no atao any@ sud any.Ie manana ceritficat de coutume za?

:arrow:f'angaha ry reto tsy lehilahy gasy ihany no itadiavana certificat de coutume sy célibat fa na vehivavy gasy koa ve? Fanontaniana fontsiny ho an'izay afaka mamaly ahy,noheveriko fa zay manko ilay izy sa efa niova be?(l)

32. diamondra27 ( 07/09/2007 11:59)
sakaizakely: de manamafy le voalazako etsy ambony etsy akia ndry a! tsy atao maimaika fa misy fetra le izy

de raha sendra ny mpaka kitay de rava ny mariazy:cry::cry: fa mety hi-opposer izy

fahamarinana: ye, t@ (za vevavy)aloha de nila certificat de coutume sy celibat fa @zao ndray no tsy haiko e!
lojika nge zany satria raha mariée ve enao de hanambady? De iny no manambara fa mbola celibat fa tsy hanao polygamie :oops:
33. fahamarinana ( 07/09/2007 17:19)
diamondra27:

sakaizakely: de manamafy le voalazako etsy ambony etsy akia ndry a! tsy atao maimaika fa misy fetra le izy

de raha sendra ny mpaka kitay de rava ny mariazy:cry::cry: fa mety hi-opposer izy

fahamarinana: ye, t@ (za vevavy)aloha de nila certificat de coutume sy celibat fa @zao ndray no tsy haiko e!
lojika nge zany satria raha mariée ve enao de hanambady? De iny no manambara fa mbola celibat fa tsy hanao polygamie :oops:

:arrow:Ka misy namako tsy nangatahana an'izany fa ilay lehilahy fontsiny fa eto aho vao tonga saina koa hoe gasy izy fa manana ttasy kay moa.Misaotra namaly e,1000 excuses fa déplacée be lay question fa variana be aho!Pardon!(l)
34. xxx ( 08/09/2007 09:22)
aiza ry reto lé certificat de coutume no alaina ? ary raha divorcé zà ?
35. fahamarinana ( 08/09/2007 11:10)
xxx:

aiza ry reto lé certificat de coutume no alaina ? ary raha divorcé zà ?

:arrow:Raha tsy diso aho ao am ambassade de madagascar an,nefa asa !(l)
36. Bita ( 15/09/2007 01:33)
Efa 6 taona ve no niarahana dia inona no mbola manakana na dia hoe mbola tanora aza nefa ny taratsy koa important. Ka MITADY TOKO KA SENDRA VATO ANGE IANAO IZANY E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.073