Hatao tsaky hono!

1. Kwasi ( 28/08/2007 12:56)
Fa taitra be aho teo fa nisy basy nipoaka nifanandrify t@ varavarankely. Dia avy eo nisy feon'alika nikonaina. Tazako fa iny nisy bandy niaraka t@ machette, fa tonga dia nokapain'i lery in-3 tsotra izao ny tendan'ilay alika. Tena tsiravina aho le. Nataon'izy mitsam tao anaty gony plastika ilay alika, dia napetrany teo ambony bisikileta dia iny zalah no lasa.:evil:
2. mamzelkely ( 28/08/2007 13:29)
:( andray kosa aza tratran tsiny n'alika ftsn :x
3. ari.malala ( 28/08/2007 13:54)
andray kosa e!:-(
4. fasaly ( 28/08/2007 14:48)
mety alika nandrahona azy kosa angamba saika hanaikitraazy:?:-D mvanindoza ange ny alika sasany e!
5. Samoana ( 28/08/2007 14:52)
Tany Ghana ve le tantara ry Kwasi ?
6. menalamba ( 28/08/2007 15:59)
Mihinana aliaka koa angaha ny olona any?!!!...:-/
7. Kwasi ( 28/08/2007 22:37)
Ilay izy tsy alika nandrahona izany fa ilay bandy tompony mihitsy no nivarotra azy t@ zalah, rehefa nanontaniako, dia mody hozy lery hoe narary nefa alika tsy manintsmaninn akory. Farany hoy aho mantsy azy hoe rehefa tian'ialahy isany vonoina ny alika dia aza eto akaikin'ny tranoko eto intsony fa any ambadika any.

Misy mihinana alika mihitsy aty. Misy izay toerana fanalana azy fisotrosotroana sy filalaovana (jeu de dames) izay fa rehefa week end dia alika no tsaky ao.
8. ikaretsaka ( 28/08/2007 22:41)
tsara ny alika ka.. izaho efa nihinana... andramo fa hena!
9. mamzelkely ( 29/08/2007 06:37)
tena na ho tapahandoha aza za t shinana alika zany kosa ko io ve ny biby tiako njinja de ande hanomo alika za ountsôôôô mampalahelo anah le alika :(
10. ari.malala ( 29/08/2007 07:53)
:? :? :? :?atao in hihinana henan'alika?:?
11. Samoana ( 29/08/2007 08:06)
kwasi/ ny ghanaghana indray izany no ataon-drizalahy mpiandry tanàna any fa ny alika tsaki-pi ?
12. menalamba ( 29/08/2007 08:29)
Raha izany no fandehany any dia mitakerikereha ihany ise ry Kwasi eny andalana fa tsy laitrako ny aheno hoe nisy Gaasy nohanin'ny olona hono tany Ghana..:-/:^)
13. bozyboleta ( 29/08/2007 09:21)
Za efa imbetsaka no norosoin'olona henan'alika fa misaotra an'Atra fa mbola tsy tafiditra tany am-bava mihitsy. Ny sinoa no tena mpihinana an'io ary zany koa ngamba no maha-alika toetra azy.
Tandremo ary sô minan'ts'finana.
14. Angolaina ( 30/08/2007 09:28)
:miam::miam::miam::-o:-o:-o^^^^^^
Posy tanteraka mitsy @ zany henan'alika zany ka !
15. ikaretsaka ( 31/08/2007 16:51)
mamzelkely:

tena na ho tapahandoha aza za t shinana alika zany kosa ko io ve ny biby tiako njinja de ande hanomo alika za ountsôôôô mampalahelo anah le alika :(



za tia alika ary miompy tokoa fa rehefa maty dia hanina koa..
ohatran'ireny mpiompy akoho ireny ihany io.. tiany sy karakarainy fatratra ilay izy.. fa avy eo vonoina ihany rehefa otsots'zay ko
indrindra ireny akoho mpiady ireny.. tonga dia am-bilany befa nokojakojaina tsara ery!
16. mandrindra ( 31/08/2007 17:59)
ny fomba namonona an'ilay alika no mety ho barbariana. fa io kosa aloha dia hena io, rehefa tsara nahandro io dia milay beeeeeee
17. fijo ( 31/08/2007 21:18)
izao atao an tsaina e,taloha ny olona tsy nihinana omby.
misy izao mihinana alika tsy maty,de tsara izany matoa azo hoanina
18. Fiffi ( 01/09/2007 05:51)
fijo:

izao atao an tsaina e,taloha ny olona tsy nihinana omby.
misy izao mihinana alika tsy maty,de tsara izany matoa azo hoanina
fijo: tsy mitovy kosa akia an ! ny omby mihinana "bozaka" ny alika....sady mirenireny ftsn....mihinana biby mitovy aminy...


19. ikaretsaka ( 01/09/2007 06:50)
ko maninona ny akoho sy ny trondro no hoanin'i fiffi.. ireny koa mihinan any biby mitovy aminy8O mihinana kankana ireny, mihinana izay zavatra tsy fantatra hitany any anaty rano any ny trondro:?:

mandrindra tonga de tifirina ka.. de atao ohatran'ny bitro sy ny saka ihany ny fanalana ny hodiny dia andrahoina ohatran'ny hena rehetra @ zay avy eo!
20. mandrindra ( 01/09/2007 07:34)
ika, zah tsy blema amiko izay fomba famonoana azy ka, rehefa avy eo iny hena foana ho ahy. fa ny mety tsy tantin'ny sasany anie dia ilay scène mihitsy hoe vao avy notfirina dia nokapakaiana ny lohany dia natoa anaty gony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1231