Hatao tsaky hono!

21. Fiffi ( 01/09/2007 10:57)
Ika: tsy mitovy hoa koh ! ny sasany "elevage" ny alika...(le mirenireny no nolazainy teto koh)
22. ikaretsaka ( 03/09/2007 22:10)
ka raha ilay mirenireny dia phatranao mihinana zavatra avy no chasser-na indray izany ko
23. sasa ( 04/09/2007 05:13)
beurkkkkkkkkk
24. mandrindra ( 06/09/2007 15:01)
sasa, efa nanadrana angaha?
25. ikaretsaka ( 06/09/2007 18:19)
sasa> tsy andramana akory dia efa beerk:roll:
26. ravakamalala ( 06/09/2007 20:51)
mandrindra:
fa io kosa aloha dia hena io, rehefa tsara nahandro io dia milay beeeeeee


ianao ty tia hena an!!!!:-D:-D


za ndray d tsy mieritreritra zay inn io na inn fa rehefa aroso ahy aloha d hohaniko, hita eo izay tsirony avy eo!

27. Rasiligaoma ( 06/09/2007 21:28)
izaho koa aloha tsy asiako olana e..
izaho efa nihinana bibilava, sokona, fosa,
fa rehefa hain'ilay nandroso azy ny nahandro azy dia tsy olana
tsy vita koa ny hanontany isaky ny mihetsika hoe inona ity
28. Kwasi ( 07/09/2007 01:27)
Tena raha za aloha tsy vitako e. Na ny maheno ny fofony atsatsiky ry zalahy aza efa mampandoa.
29. mandrindra ( 08/09/2007 08:24)
ravakamalala, ka hena io koooo, tsisy miala eo raha voa io no aroso:wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0965