sipa intelligente
1. Kwasi
(
27/08/2007 15:36)
Rehefa anontaniana ny bandy ny @ qualiten'ny sipa na vhv tiany dia ao foana ny hoe intelligente.
Ka inn no tena dikan'izay?
-Sipa be diploma ve? dia raha izay dia inn no dilpoma farafahakeliny tokony hananany mba ilazana fa intelligente ilay sipa?
-Sipa nianatra ve? dia hatraiza ny niveau vao heverina fa intelligente izy/
-Sipa mahay miresaka ve?
-Sipa mahay mamaky izay ao an-dohan'ny lehilahy ve?
-Sipa mahay mi-manipuler ve?
-sa hoe sipa tsy mitovy tadindokanga fotsiny?
sa inona?.....

novalian'i Kwasi ny 07/09/2007 01:44
3. karinah
(
27/08/2007 18:04)
misy sipa be diploma fa mora ambakaina!:-P
misy tsy mahay fa maranitra beeuuuh!
intéligence izany ve tsy hoe misaina e, mandinika vao miteny sns, sns...:lol:
misy tsy mahay fa maranitra beeuuuh!
intéligence izany ve tsy hoe misaina e, mandinika vao miteny sns, sns...:lol:
4. naughtyboy
(
27/08/2007 18:19)
zay mintsy nahazatra ny bandy foana mitsapa ny havesatry atidoany ka ra ao @ le lanja itiavany azy de tonga de reveny:wink:lalintsaina ko zany sipa zany
milay:miam:
milay:miam:
8. Angolaina
(
28/08/2007 06:01)
inona @ ireo critères voalazan'i kwasi ireo re no tena ilazan'ny lhl fa intelligente ny sipa e ? :roll::roll:
9. naughtyboy
(
28/08/2007 18:02)
karinah>ra maivana de maniditsidina fotsiny tsisy ilavana azy nefa jerena ihany sao misy toerana hafa mety mavesatra ilaina ao aminy:-D
11. naughtyboy
(
28/08/2007 19:18)
amiko ra sipa fotsiny de otr'zao:
recyclage no principe manakaiky an'io,
refa tsy mahasoa ny tena ny kalite ny sipa de omeo ny hafa fa tsy azo aririna zany misy mila foana iny:wink:
ra vady de otr'zao:
tokana ao anatiny amanetsiny iny ka safidina tsara no kolokoloina ateza avy eo,tsy atakalo na arina nefa ilaina tsy maintsy maranitra tsara ny sainy anisany le toetra jerena ao aminy ( za kalo tsy mbola manana ty faha2 ty fa maka bahana tsara mifidy
kalo):-P

12. rakaroka
(
28/08/2007 20:01)
Nntssss! mampatsiaro ahy lé "élection" miss ireny 'nareo, dia matetika ao @ lé tsy eritreretinao mihitsy no "point" omena !
Toa samy manana ny haniny ny "filan'ny lhl ny vhv" :
Ny fiheverako dia "fikatsahany ny équilibre-ny" : et c'est tout !
Toa samy manana ny haniny ny "filan'ny lhl ny vhv" :
Ny fiheverako dia "fikatsahany ny équilibre-ny" : et c'est tout !
13. rakaroka
(
28/08/2007 20:02)
:lol::lol: Ka ahoana mbô "intello" ve 'za am lé valinteniko :roll::roll::?::?::-D:-D:-D:-D:-P
14. ikaretsaka
(
28/08/2007 22:08)
ka nen-Drakaroka valitenin'dehilahy @ fomba fijery vehivavy dia tsy hita be ihany ny handraisana azy ko:-D:!:
15. Angolaina
(
29/08/2007 07:19)
marina izany oe samy manana ny haniny ny filan'ny lhl sy ny vhv ka ny intello @ olona iray mety dondrona @ iray, io koa ange tsy misy cas général zany ka izay mi-interessé anao ao @ olona iray no ahitanao azy na intello izy na tsia
16. tiarah
(
29/08/2007 11:21)
Ny intelligence , samy manana ny azy,
Rehefa hitanao hoe tianao ny miaraka aminy sy ny mombamomba azay, de intelligente izy zay satria efa nahay naka ny fonao.:oops:
Rehefa hitanao hoe tianao ny miaraka aminy sy ny mombamomba azay, de intelligente izy zay satria efa nahay naka ny fonao.:oops:
18. Kwasi
(
29/08/2007 17:24)
kiady:
sipa mahay mandany ny volan'elah
Tsy iadian-kevitra aloha izay e. Fa zany hoe raha kopy mialoha elah de tsy intello tsony le sipa fa lasa hoe mpanataka.
sitlo:
kelly13 jerena dia manga ny lanitra.
manga ho an'iza ry akama? Zay manko matahotra sao dia voan'ny direkta tsy fantam-pihaviana eo ko.
tiarah:
Rehefa hitanao hoe tianao ny miaraka aminy sy ny mombamomba azay, de intelligente izy zay satria efa nahay naka ny fonao
Marina izany k'le:idea:
19. fijo
(
29/08/2007 20:48)
ny sipa teligenty dia le sipa manao izay tian'ny bandy ireny.
samia teligenty aby e
samia teligenty aby e
20. rakaroka
(
30/08/2007 05:08)
"Intelligente ny sipa iray raha toa, tafaoitra ny zioga maro, vahoan'lahy sy ny fhmonina ka mahay mametraka ny maha izy azy , tsy voatery manarak'efa izay nisy, anefa koa mahay mandrary am-pilaminana ny
rariny sy ny tokony ho zony @ manodidina sy ny fiaraha-monina, ambonin'ny fitsimbinany ny ankohonana , ny hafa!
rariny sy ny tokony ho zony @ manodidina sy ny fiaraha-monina, ambonin'ny fitsimbinany ny ankohonana , ny hafa!