sipa intelligente

21. dadie ( 30/08/2007 11:50)
Mpandefa : tiarah [ Valio ] 29-08-2007 13:21:48
Lohateny : Re : sipa intelligente
Ny intelligence , samy manana ny azy,

Rehefa hitanao hoe tianao ny miaraka aminy sy ny mombamomba azay, de intelligente izy zay satria efa nahay naka ny fonao

BRAVO

Rehefa anontaniana ny bandy ny @ qualiten'ny sipa na vhv tiany dia ao foana ny hoe intelligente.
Ka inn no tena dikan'izay?

za dray no miteny aminao oe ra oatra ka laozan'ny veivavy na maty vady ianareo leilahy d very ny 80% ny intelligence nareo lol
zany zany no midika fa intel zay lol lol lol
22. kiadi ( 30/08/2007 17:36)
atao inona nefa zany sipa intelligente zany eh? refa docile tsara de mahay mahandro sakafo sns de ampy ! hotran'i kelly=))=))=))=))
(vazivazy io sô de misy milaza fa sexiste eo zah an)
23. kelly13 ( 30/08/2007 19:45)
kiadi> :-D:-D:-D saika tsy hitako ra tsy nisy an'i ... niteny oe "mahay mahandro kaly i kelly" =))=))=)) za aza mba mahay mahandro sakafo zany kou, i kiadi sady tsy kaly no tsy intelligence, tsisy raisina o^oo^o
24. kiadi ( 30/08/2007 19:48)
sô de adinonao le zavatra haiko injinja ! ilay mahafaly be anao iny ??? sa simulation" reny ??:-D:-D:-D
25. kelly13 ( 30/08/2007 19:50)
inn ndray zao no foronina eo? inn le hainao njinja? le mibata motera? :°):°):-D:-D
26. kiadi ( 30/08/2007 19:51)
aiza zany simulatio doly reny ?
27. kelly13 ( 30/08/2007 19:53)
ary izy kay ra hi simule an, tsy azo atokisana!!!! tena tsisy raisina elah ry kaidi a, tsy mahay kaly, tsy intelligent, mpi simule, hahahahahahaha
28. kiadi ( 30/08/2007 19:57)
nefa tinao !! :-D:-D:-D
29. kelly13 ( 30/08/2007 20:02)
ka za tsy intelligente otranao kou :-D:-D:-D
30. kiadi ( 30/08/2007 20:09)
samy donto tafaraka zany? =))=))=))
31. kelly13 ( 30/08/2007 20:23)
mety ho lasa intelligents tapoka tsika zany an, negatif avec negatif=positif :°):°)
32. kiadi ( 30/08/2007 20:30)
ary efa intelligente ange enao zany eh!! zah aza tsy mahay an'izany
33. kelly13 ( 31/08/2007 18:04)
mba nivôtra kely ysinn kou
34. kiadi ( 31/08/2007 19:53)
bravo!! kely sisa de ho tiko :-D:-D:-D
35. fijo ( 31/08/2007 20:59)
mafy nareo ka.za koa mitady sipa teligenty
36. naughtyboy ( 01/09/2007 16:53)
ny fahitako reo vhv maranitsaina de mahay mandalinjavatra, tony mahay maneho ny mahaizy azy sy mandrindra zany manoloana ny zvmisy ,tia mikaroka2 sy manabe voho ny fahalalany..bonus kely ny bika sy tarehy avy eo fa ny tena masaka de oul manampanahy:wink:tonga de miady tsara ny kaonty:-D
37. Kwasi ( 07/09/2007 01:44)
He fa ny mpi simul intelligenty ihany an.... selon le cas:-$=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3583