Tena marary ve?
3. booboo
(
18/08/2007 07:34)
araka². Rehefa tsy mando tsara sy/na tsy tony ny vatana sy sain'ilay vhv dia ie, marary chien mort :°)
5. fasaly
(
18/08/2007 17:55)
zà kalou afaka miteny hoe marary e! herinandro naninjitra otran'ny tsatohina ny antsy c vré zany an!:-P satria nisy ny fitatahana izany hoe naratra de nitakipery ihany koa:-D
10. kelly13
(
18/08/2007 19:31)
lolll ôtran'ny mbola tadidiko zany le izy, sady manontany an'i lery iany oe "hita b v oe tsy any tsony", hahahahahahhaha
16. kelly13
(
18/08/2007 21:30)
ie, mampitelindrora "ds tous les sens du terme" miala tsiny jeankely @ le teny vazà kely a :)
17. fasaly
(
18/08/2007 21:47)
:-D:-D:-D:-D tsy hitany aty fa mbola somikotra ary am politika nedala:-D:^)
18. kiadi
(
19/08/2007 12:03)
andraso aloha zah ry xxx fa aza maimay @ zany an! efa ho avy angeh zah eh :-D:-D
hay ve i kelly efa tsy any tsony eh !=))=))=))
hay ve i kelly efa tsy any tsony eh !=))=))=))
19. kiadi
(
19/08/2007 12:05)
f'angah narary ry fasaly ? enao kay zany nandainga tamiko an! nolazainao fa tinao be le iz ko=))=))=))=))=))
20. kelly13
(
19/08/2007 18:41)
kiadi>efa ela no tsy any tsony e, =))=))=)) nga nanatena oe mbola any? =))=))=)) ndraso hampiasa ranon'ampango fa reny "hono" mampiverina :-D:-D:-D