Tena marary ve?

1. xxx ( 17/08/2007 23:25)
Ilay voalohany?

Resaka matotra fa tsy vazivazy!
répondu par levany le 31/10/2007 15:01
2. kallie ( 18/08/2007 07:31)
andramo d teneno anay
3. booboo ( 18/08/2007 07:34)
araka². Rehefa tsy mando tsara sy/na tsy tony ny vatana sy sain'ilay vhv dia ie, marary chien mort :°)
4. kelly13 ( 18/08/2007 17:48)
marary beuuuuuu, mampibakabaka, =))=))=))=))
5. fasaly ( 18/08/2007 17:55)
zà kalou afaka miteny hoe marary e! herinandro naninjitra otran'ny tsatohina ny antsy c vré zany an!:-P satria nisy ny fitatahana izany hoe naratra de nitakipery ihany koa:-D
6. sylvain ( 18/08/2007 18:07)
nahafinaritra b:-D:-D:-D
7. fasaly ( 18/08/2007 18:39)
mamaivay ny tongotray be kou mahafinaritra in:?:?:(
8. xxx ( 18/08/2007 19:05)
Tahak'izay nataoko hoe resaka vazivazy fa tsy matotra! :-D:-D:-D
9. fasaly ( 18/08/2007 19:19)
ka mody mivanivany ange fa wain e! fa matotra mitsy:?
10. kelly13 ( 18/08/2007 19:31)
lolll ôtran'ny mbola tadidiko zany le izy, sady manontany an'i lery iany oe "hita b v oe tsy any tsony", hahahahahahhaha
11. sakaizakely ( 18/08/2007 19:41)
arakaraka

raha maharary ve ho niverenana ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. fasaly ( 18/08/2007 20:36)
mangidy fa mamy e! ka raha mamy de hiverenana:?:-D
13. kelly13 ( 18/08/2007 20:42)
ka le izy nge en fait marary mahafinaritra e! :-D:-D:-D:-D
14. fasaly ( 18/08/2007 20:50)
:-D:-D:-D:-D
15. fasaly ( 18/08/2007 20:51)
mampitelindrora mitsy ve:^)
16. kelly13 ( 18/08/2007 21:30)
ie, mampitelindrora "ds tous les sens du terme" miala tsiny jeankely @ le teny vazà kely a :)
17. fasaly ( 18/08/2007 21:47)
:-D:-D:-D:-D tsy hitany aty fa mbola somikotra ary am politika nedala:-D:^)
18. kiadi ( 19/08/2007 12:03)
andraso aloha zah ry xxx fa aza maimay @ zany an! efa ho avy angeh zah eh :-D:-D
hay ve i kelly efa tsy any tsony eh !=))=))=))
19. kiadi ( 19/08/2007 12:05)
f'angah narary ry fasaly ? enao kay zany nandainga tamiko an! nolazainao fa tinao be le iz ko=))=))=))=))=))
20. kelly13 ( 19/08/2007 18:41)
kiadi>efa ela no tsy any tsony e, =))=))=)) nga nanatena oe mbola any? =))=))=)) ndraso hampiasa ranon'ampango fa reny "hono" mampiverina :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1007