Tena marary ve?
21. fasaly
(
19/08/2007 19:14)
kiadi:? ny vevavy kou nge efa zàtra miaritra ny mafy sy ny mangidy e! de mody lazaina mamy foana:?
jereo fotsiny ity fiomanan'ilay bandy ity anie e!
ny sary no manazava azy....
jereo fotsiny ity fiomanan'ilay bandy ity anie e!
ny sary no manazava azy....
23. kanota
(
20/08/2007 08:30)
Lainga ve ilay hoe tataka tamin'ny fianjerana mafy, fanaovana sport, dance sns avy eo lasa sahala ny efa tany nefa voalohany. Marina sa mampiresaka?
26. fasaly
(
20/08/2007 12:01)
kanota: otran'ny novelesina kanota mitsy fangah vitanzany fotsiny.....:^)
28. Jeankely
(
20/08/2007 14:05)
Na ny vatan'i mamzelkely miaraka @ ilay lhl aza hatonona ao anatin'io. Lasa mamzelbe=))=))=))vavahady be.
29. fasaly
(
20/08/2007 14:24)
tena nampanitona an'i ry kanota sy jean kely politisiana ity resaka raika ity:^):-D:-D:-D:-D
30. xxx
(
20/08/2007 14:29)
marary b kah , mbola tadidiko fona hatram zao! d refa mipetraka d marary b mandritra ny 3 andro mahery!
Toa mila raharaha ihany koh!!!
Toa mila raharaha ihany koh!!!
31. booboo
(
20/08/2007 14:34)
kanota > ie, mety haha-rovitra ny hymen ny trucs sasany mahery setra loatra. Dia na mbola tsy nanao rapport sexuel mihitsy aza ilay vhv dia "tsy vierge" intsony satria efa rovitra ilay hymen.
32. Jeankely
(
21/08/2007 06:55)
O ry Fasaly f'angaha heverinao tsy miaina izahay. Ianao koa aza notena mioadina eraky ny sehatra rehetra. Tsara izany satria mahafatrapo ianao ka. Tandremo ihany fa na ny ohatra Malagasy miresaka DABA aza raha sendra an'io lasa mivadika BARIKA. Azafady fa lehibe noho vava-barika io=))=))=))
33. kallie
(
21/08/2007 10:46)
ko anga vitanle vôloany iany fa na elaela tsy manao ko ar de mamay iany ko, tadidinareo ve ty hira tam mbola kely ty oe "mamaivay, ny tananay!!!, fa eto, mamaivay ny f-nay
34. fasaly
(
21/08/2007 10:50)
:wink::-P:-D ka tena nahazendana ahy knou! neveriko fa tsy mahayafa tsy ny resapolitikanareo:-P
35. Angolaina
(
21/08/2007 11:04)
[quote=fasaly]

ao anatin'ny mangidy no misy ny mamy....defa miomàna amity kapôty xxxxxxl!:?
ko jere fotsn le haben'ny le kâpôty de tahaka ny in zany le atao anatiny de iny ve tsy harary
Njy ty aki de mahita zavatra mitsy ry fasaly an :-D:-D:-D:-D

ao anatin'ny mangidy no misy ny mamy....defa miomàna amity kapôty xxxxxxl!:?
ko jere fotsn le haben'ny le kâpôty de tahaka ny in zany le atao anatiny de iny ve tsy harary
Njy ty aki de mahita zavatra mitsy ry fasaly an :-D:-D:-D:-D
36. Jeankely
(
21/08/2007 12:53)
Midika ve io fa XXL ny havana manoratra? =))=))=)). Mampalahelo izahay izany fa tsy tafavoaka @'ity vavahady be ity
39. Jeankely
(
23/08/2007 06:51)
Rovitry ny sport izany? Tandremo fa tian'ny lehilahy ilay mody manao hoe marary. Fa ilay tsy miteny avy dia ny ao antsainy hoe vavahady be sendra io ambony io angamba ity miaraka amiko ity. Ny makorel aza mody manao hoe kay kay=))=))=))
40. kallie
(
23/08/2007 07:09)
f'anga tsy henon'ny lhl oe mbola misy manoana iz zany, na tsy marary amle sipa ar?
