Bon annif Mbaliana...

1. Fiffi ( 09/08/2007 05:53)
[size=18]Joyeux anniversaire MBALIANA[/size]


novalian'i sympa ny 21/08/2007 11:43
2. tywa68 ( 09/08/2007 06:13)
bon annif Mbaliana dia mirary soa hatrany e :-*:-*
3. sipagasy ( 09/08/2007 06:51)
bizz be akia annn
4. ravatorano ( 09/08/2007 07:09)
bizz mamy e
d mirary soa lalandava ho anao
5. wooda ( 09/08/2007 07:47)
Misaotra nampahatsiaro Fiffi,

Arahabaina tonga soa izany Mbaliana, :D
6. nanoukely ( 09/08/2007 08:15)
bizz de mirary soa ihany kou :*
7. booboo ( 09/08/2007 10:15)
Zoaiezy zaniversera Mbaliana :-*:-*:-*. Dia mirary soa sy hombam-pahasalamana hatrany :-*:-*:-*
8. fasaly ( 09/08/2007 10:48)
bonnanif aky mbaliana de manaova fety sambatra beuh!:-*
9. kelly13 ( 09/08/2007 11:33)
tratry ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao ianao ry mbaliana (hon, atao teny gasy hono mantsy kou) manoroka bdb :-D:-*
10. simplex ( 09/08/2007 11:54)
:-*:-*
11. Fiffi ( 09/08/2007 14:14)
kelly13: :oops: hay tokoh am teny gasy hihihihih tratrin'fety zany ? :):-*:-*:-*

mbaliana aaaaaaaaaa ! ngamba mbola mi-fety be ao....
12. mbaliana ( 09/08/2007 16:39)
Misaotra betsaka fa zay vao hanomboka rah ahisy ary ny fety fa hatrizao mbola tany am-piasana e...
Merci Fiffi nanokatra ny hevitra, merci tywa 68, merci ravatorano, merci wooda.. (tonga soa avy aiza moa aloha za e.. hihihihi) merci sipagasy, merci fasaly, merci booboo, merci kelly13, merci simplex, merci ravatorano, merci nanoukely dia bisou be daholo .... :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
13. sitlo ( 09/08/2007 16:40)
:wink:
14. Fiffi ( 09/08/2007 16:41)
:) :-*:-* de aza hadino ny anjaranay am gatô an ! :)
15. andry08 ( 09/08/2007 20:03)
Bon anniversaire mbaliana an!:-*:-*:-*
16. ari.malala ( 10/08/2007 14:29)
mino za mbaliana fa tsy mbola taraiky raha androany vao miarahaba anao an, dia manamafy ny fiarahabana efa nataon'ny namana aky a! dia mirary soa be dia be! hotratry ny ela indrindra aky de hahazo izay irina rehetra a!:-*:-*:-*kiss bedabe
17. mbaliana ( 11/08/2007 08:24)
merci andry08... dia misaotra koa akia ry ari.malala a... kiss bdb koa nareo e... :-*:-*:-*:-*:-*

dia :-*:-*:-* ho an'i sitlo :wink:

fiffi> tena nalaiko sary le gato fa tsy haiko ny nampiditra azy teto koa :-D:-D:-D
18. Fiffi ( 11/08/2007 13:45)
zany no halehany rehefa saika nihinana irery tao ....:-D:-D:-D:-D:-D
19. mbaliana ( 11/08/2007 17:50)
fiffi> tsy mifety seule kosa e... ny anjarany teto no tsy tafiditra koa...:-D:-D:-D:-D
20. Fiffi ( 11/08/2007 19:53)
ka hoe saika nalaina le izy koh ! noheveriko hoe saika nohanina irery tany ...:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.19