Bon annif Mbaliana...

21. mbaliana ( 12/08/2007 06:34)
0 0 zay no tsy atonga tao an-tsaina :-D:-D:-D:-D
22. Fiffi ( 12/08/2007 08:29)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-bravo.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-offre-fleurs.gif[/IMG]
23. lanto ( 12/08/2007 08:52)
hay ve misy fety be ato e! bonanif mbaliana :-*
24. Fiffi ( 12/08/2007 12:05)
tara njay Lanto an ! :-D:-D heu.....mbola misy gato kah !
25. Papoose ( 15/08/2007 03:29)
bolalivelsela mbal!
Mirary soa beu da beu:-*:-*:-*:-*:wink:
26. fijo ( 15/08/2007 18:24)
arahabaina e,de moramora ihany mikaly fa sao hoe laniko ity fa hoavy fijo
27. Papoose ( 16/08/2007 01:03)
fijo, hay v eee!:^)
28. sympa ( 16/08/2007 13:59)
Euh....! tena tara beu ny fahatongavako le :-/

Bonanif aloa enao mbaliana na de tara ary ny aty éé :-*
29. mbaliana ( 20/08/2007 16:35)
misaotra betraka ry zareo a.. misaotra akia lanto :-*,misaotra ry pappose sy fijo a :-*:-*, misaotra ry sympa :-*:-*:-*

soa fa tara i fijo vao naheno fa raha tsy zany lany ny gato... :-D:-D:-*:-*:-*
30. sympa ( 21/08/2007 11:43)
mbaliana >> :-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2866