tatoo sy kavin'ila

1. sitlo ( 06/07/2007 23:05)
Taloha aho saika nanao tatoo dia nanontany ny namako dia hoe satanika ireny. Dia nanontaniako an'i mamanay dia hoe eny. Dia nomeny ref tam baiboly aho, dia okay izany hoy aho. Dia tsy nanao.

Ary ny kavin'ila kay? satanika koa ve? :-P Tokony tsia eh, satria ny vhv aza manao kavina. 8)
novalian'i Papoose ny 17/07/2007 20:35
2. ikaretsaka ( 06/07/2007 23:41)
amiko io arakarak\'ilay sary apetrakao amin\'ny tenanao! Ny antony sy ny dikan\'iny amin\'ny fiainana sy ny hampiharanao an\'iny!

Ohatra
Za manana namana niara nianatra tamiko mompera dia ny mission ny dia ny mitory amin\'ireny ilay olone be tatoo be ireny (cammioneur, sy ilay mpitondra harley davidson be ireny) dia le pozina lava volo mifatotra bebe kibo be sy be tatoo ireny ileiry

ny tatoo eny @ tenany ilay symbole kristianina ireny, lakroa, sary masina, sns...
dia hoe indraindray hono ireny manampy azy hivavaka sy hitadidy (karazana aide memoire, mitovy lenta sary vongana sns ) rehefa ilay any @ dezaka mety feno athee be ireny ka mety hanahirana ny baiboly.

dia manao ilay bracelets ohatran\'ny Hardosy be ireny koa lery, le hoditra mainty be ireny dia le misy vy----> iny no saple an-drazoky fa ilay vy 10 ny isany dia iny ny \"arahaba ry maria\".

fehiny: rehefa manampy anao sy mety hahasoa amin\'ny fiainana ilay izy fa tsy lasa paozipaozy fotsiny dia tsy hitako izay olana!

Mpanao Hard rock sy Metal Evanjelika koa i leiry, ity article nosoratany tany @ bokin\'ny University niarahanay nianatra t@ izany



WHAT MUSiC WOULD JESUS LISTEN TO?

To Hell with the Devil,”
they proclaimed, dressed in black and yellow spandex, with hair that hung below their shoulders. They stood in that “rock star” pose that all adolescent boys from the 1980’s knew how to emulate: legs apart, leaning back slightly, arms raised triumphantly, with an aggressive and intimidating look in their eyes. Their music was heavy and loud and the beat was inviting, the kind of music you could pump your fist to. The year was 1987 and the band was Stryper, a heavy metal band to be sure, but one that identified itself as “Christian.” As a teenager, I was intrigued by Stryper’s image and its music, which sounded quite similar to many other mainstream “hair metal” bands of the day. But after listening to their songs I understood why they were different from other rock bands. They did not sing about sex or the occult, nor did they guzzle booze or bite the heads off bats like Ozzy Osbourne. Their message was clearly very different from their more worldly musical peers.

In the 20 years since Stryper helped to popularize “Christian Rock,” the genre has grown substantially, and several contemporary groups have enjoyed a level of success their predecessors could not have imagined. According to a 2006 article on Beliefnet.com, Christian music is the sixth most popular type of music in the United States, outselling both jazz and classical genres. It appears that, in many circles, it is actually cool to listen to Christian rock. The genre has also expanded and includes several sub-genres. Indeed, almost every secular music genre now has a Christian counterpart. A few years back, I even heard a Christian “Death Metal” band called Mortification.

Rockin’ for Jesus

Christian rock grew out of “Contemporary Christian Music” or C.C.M., a genre popularized in the 1970’s and 1980’s by artists like Phil Keaggy, Amy Grant, Michael W. Smith and John Elefante. Originally influenced by folk and gospel, C.C.M. gradually incorporated elements of pop and rock music. The primary difference lies in the songs’ lyrics, which are meant to evangelize, spread the good news of Jesus and, presumably, win converts to the faith.

Using rock music as an evangelical tool would have been unthinkable to most Christians in the 1950’s. This was not because the songs’ lyrics were necessarily objectionable, but because many worried that the sight of Elvis shaking his hips, coupled with rock’s “primal” 4/4 beat, might encourage teenagers to engage in promiscuous behavior. Today the sound of Christian rock is nearly indistinguishable from mainstream rock ’n’ roll. The same aggressive guitar riffs and driving drum beats listeners objected to 50 years ago can be found in songs by Christian bands like Jars of Clay, Third Day and Audio Adrenaline.
3. sitlo ( 07/07/2007 02:48)
mazava fa misaotra ^:^
4. fasaly ( 07/07/2007 08:04)
zà aloha tsy misy tatoo fa tsy mjery anzany hoe satanika sa tsia fa refa te hanao zà de asiko..zà matahatsa fanjaitsa fotsiny....:-P
zà tsy dia tia bandy manao kavin'ila koa anefa indrinda moa ireny piercing ireny..ny vevavy ihany no tsara manao anreny:-P:-D
5. Bita ( 07/07/2007 08:30)
Tena mba asiana ireny koa aho @ toerana tiako asiana azy fa t@ mbola kely aho nasiako sarina Pika kely eto @ tanako ankavia, naharary t@ izany nandeha ra, ary rehefa nianatra aho dia hoy ny olona tamiko raha te hitady hiasa dia tsy tafiditra miasa raha misy tatoo. Dia ntadiaviko esorina indray tsy afaka intsony afa tsy ilay rambona pika iny ary dia fo sisa no tavela, nanninihan'ny namako indray aho hoe latsam-pitia hono. Tezitara aho dia tsy norarahiako intsony. Dia henoko indray hoe ronono no mahafaka ireny fa lafo be ilay manala @ machine ireny toa hoe 200€ hoe. Ka ny olana anie ry lerony dia ny fanaovana azy mora fa ny fanalana azy no olana be toy ny manmbady hoy ny dadanay izay fa sady sarotra ny miala aminy no lafo ny manala azy ary farany dia mety tsy ho afaka mihitsy e.... Ka asakasakareo fa ny SM hoy i Man'i Sitlo de milaza fa Satanika fa raha ireny be dia be ireny hatramin'ny @ loha ka hatramin'ny loha tena orera be ny mijery azy. Fa lamody aloha fa tsy mila miakanjo intsony ry lerony e!
6. pissoa ( 07/07/2007 10:54)
:-D:-D:-D
7. ikaretsaka ( 07/07/2007 14:16)
ka izay anie ilay lazaiko ery ambony e.. raha misy antony sy symbole ilana azy ny fanaovana ilay izy dia ataovy, fa raha ataotao fotsiny satria i anona manao .. dia tsy hitako loatra.
Vokatr'ilay izy mitoetra manko
8. Papoose ( 07/07/2007 18:27)
sitlo, anisan'ny zvt tiko ny tattoo sy ny kavin'ila ary zah dia misy fa tsy hitako hoe satanic manao ahoana izaho zao, fa io amiko araka ny conviction'ny tenanao ihany!Io mitovy ihany @ olona mihinana ram-biby sy tsy mihinana, ny sasany le tsy mihinana fa zao fa zao!fa tazony ny tsy fanaovana raha izay no mahamandry ny consience!:wink:
9. Kota ( 07/07/2007 20:54)
Papoose:

sitlo, anisan'ny zvt tiko ny tattoo sy ny kavin'ila ary zah dia misy fa tsy hitako hoe satanic manao ahoana izaho zao, fa io amiko araka ny conviction'ny tenanao ihany!Io mitovy ihany @ olona mihinana ram-biby sy tsy mihinana, ny sasany le tsy mihinana fa zao fa zao!fa tazony ny tsy fanaovana raha izay no mahamandry ny consience!:wink:


tsy hoe ianao no satanika fa ny message vohizin'ilay kavin'ila ! symbole ny homosexualité izy io ! Koa raha tsy mampaninona anao ny handraisan'ny olona anao ho homo dia maninona moa !izay angamba ilay conviction tianao lazaina ?
Fa ianao mety hoe tsy mahalala.Dia raha efa fantatrao ilay izy ka mifanipaka amin'ny finoanao dia inona no ataonao ?
10. sitlo ( 07/07/2007 22:06)
Hitako ohatra ny mitombona ilay fanazavana ka. Misaotra betsaka.
Kota> ankavia fa tsy ankavanana kah
11. Papoose ( 07/07/2007 22:45)
kota, ka ny fiheveran'ny olona raha vao mitondra zvt misy symbol dia le ohatran'ilay olona koa no mandray an'ilay toetoetra satanic. Tsy ny olona rehetra koa anefa aloha no mety mieritreritra ohatr'izany e fa possibilite fotsiny.
Fa mety zah tokoa aloha no tsy mahalala fa zah zao tsy nahalala an'izany hoe symbole na homosrxualite le izy nefa zah manao azy h@ firy taona zay tsy nahatsapa ny tenako hoe homo,ary zah rahateo efa tsy homo, no mbola zay nanodidina ahy rehetra tsy mbola nisy niteny na nandray ahy hafahafa nohon'ny fikaviako ila.
Dia tsy sure aho aloha fa mifanipaka @ finoako le izy, nefa tsy fantatro fa t@ zah naka decision hanao azy tsy ny consult ny lohandohan'ny mpisorona tao @ finoako na olona mahay resaka finoana noho izaho fa tonga dia nataoko satria tiako!nataoko le izy satria tiko!mbola tsy nahitako loza hatreto ary enga anie tsy ahitako loza mandrakizay!
12. fasaly ( 08/07/2007 14:29)
fa i papoose ve lahy sa vavy e! toa hoe manao kavini'ila:roll::-D
13. ikaretsaka ( 08/07/2007 16:24)
vavy izy fa manao kavin'ila ka
ny toany ho lazaina angamba dia ilay heo amin'ny ilany 5 dia amin'ny ilany 2 ny kavina anaovana!
14. marozevo ( 08/07/2007 19:44)
Kavina ila : Izaho manana namana tena namana, nanao kavina ila lery nony lehibe. Dia sahiko ny nanontany azy ny antony nanaovany io, ka izao no navaliny ahy. "raha jerenao tsara, hoy izy, dia tsy kavina-fe-kavina io fa alliance (pera-mariazy). Ny asako anefa manery ahy hanala azy matetika eo amin'ny tanako. Tsy vatrako ilay manala sy mametraka azy amin'ny tanako, ka tapa-kevitra aho hametraka azy eo amin'ny sofina".

Raha io ohatra io, dia sahiko ny milaza fa manana lafiny sacré koa ilay kavina ilan'i lery !

Noho izany, amafisiko ilay filazan'ny namana ao ambony ao hoe arakaraka ilay hevitra ametrahana azy ihany io.
15. ikaretsaka ( 08/07/2007 22:25)
izay indrindra... ilay zesta tsy fantatra akory ny dikany fa ataotao fotsiny no hitako hoe tsy mety... raha fantatrao heo inona ny antony nanaovanao ilay izy ka fantatrao hoe valiny matotra ilay antony.. dia tsy hitako ny olana...
fa raha mihakanakana hoe tsy fantatra akory na mba te hanao aho fa manao ny hafa dia...
mieritrereta lalina
16. marozevo ( 08/07/2007 22:36)
Ary matetika io antony io dia "strictement personnel", ary indraindray aza heverin'ny tsy mahalala ho tsy misy dikany akory na dia manazava aza ilay tompony.

Midika izany fa, rehefa tsy manohitra mivantana sy tsy manosihosy ny moraly sy ny fiaraha-monina ilay izy, na tatoo na kavina ila, dia tsy tokony hisy olana ary tokony tsy hojerena négatif avy hatrany.
17. Papoose ( 09/07/2007 00:25)
io ny fahitako azy koa ohatran'ny olona ray manao akanjona karana nefa tsy karana ohatra, dia zay tokoa le izy hoe personal le antony satria raha anontanianao izy hoe fa maninona enao no manao akanjona karana nefa tsy karana, dia eo izy mamelabelatra ny antony!

ika sy fasaly, efa ho 4 ilany dia 4 ilany izy atsy ho atsy!dia efa tsy hikavin'ila intsony e!:D
18. niryna ( 09/07/2007 01:42)
Ny vatantsika dia tsy antsika fa an'Atra.Raha ny tokony ho izy dia tsy tokony hosimbana na ho tevehina na ny orona na ny sofina,ny lela na ny foitra na aiza na aiza.Raha tsy mahalala isika ka nanao ilay tevika dia tsy maninona,saingy raha mahalala kanefa mbola manao dia izay no zavatra hafa.Kanefa Atra mamela antsika raha manantona sy mibebaka aminy isika(raha mena toy ny jaky hoy ny fiteny ny fahotana dia ho fotsy toy ny ora-panala,raha toa ka mahatsapa sy mibebaka ka tsy manao an'iny intsony.)
Ary aza mitetika ny tenanareo,noho ny maty,na manao tombo-kavatsa amin'ny tenanareo:Izaho no Jehovah."do not cut your bodies for the dead or put tattoo marks on yourselves,I am the Lord."Levitikosy 19:28
19. Rasiligaoma ( 09/07/2007 03:10)
raha tsy diso ny tenako dia ny bokin'ny levitikosy no misy ny loi sy ny fomba arahan'ny Jiosy: samihafa ny Jiosy sy ny Kristianina, Porofon'izany na eo amin'ny fomba fitafy aza! vokatr'io fanarahana ny lalana ao amin'ny Levitikosy io no mahatonga ny Jiosy mbola manaja ny hetim-bolony sy ny fitafiny ohatran'ireny hitanao any Amerika ireny!
efa niova izany ankehitriny, ary raha kristianina ianao dia miova araka ny toetr'andro koa! Fa raha aha tsy izany dia anaovy ny fitafiana jiosy, teneno ramose ho be volombava somotra sy asiana ilay mikirozaroza anakiroa eo ambony sofina...
20. Papoose ( 09/07/2007 04:41)
Fanontaniana manitikitika ahy ary:

Tsy Andriamanitra ary v no nanome an'ilay talenta fahaizana manao sary eo @ le vatana?

Nyrina nga tsy mikavina na ila la tsy ila? Sa efa nikavina dia nahita ny voalazan'ny bible de notapenana ny lavaka? Dia ny zanakao v tsy ampitevehanao( raha efa miteraka moa zany)

Dia isika ve mihevitra fa raha arahina ara-bakiteny daholo zay voalazan'ny baiboly dia ho tonga lafatra isika olombelona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8085