tatoo sy kavin'ila

41. ikaretsaka ( 10/07/2007 01:38)
falifaly lalandava!:-D
:-P
azo atao tatoo koa ohatra rehefa miaraka amin'olona dia
ny fo koa rehefa le "velo"m-pitiavana be iny dia atao miredareda tsara! asiana afo koa hoe "masheeeeka ny fitiavako anao"
42. Papoose ( 10/07/2007 23:27)
:D ka le .... zany "falifaly" no tohiny eo sa inona moa fa na zah koa aza anie mba tsy maharaka e:!:8)
43. ari.malala ( 11/07/2007 06:02)
niryna:

Ny vatantsika dia tsy antsika fa an'Atra.Raha ny tokony ho izy dia tsy tokony hosimbana na ho tevehina na ny orona na ny sofina,ny lela na ny foitra na aiza na aiza.Raha tsy mahalala isika ka nanao ilay tevika dia tsy maninona,saingy raha mahalala kanefa mbola manao dia izay no zavatra hafa.Kanefa Atra mamela antsika raha manantona sy mibebaka aminy isika(raha mena toy ny jaky hoy ny fiteny ny fahotana dia ho fotsy toy ny ora-panala,raha toa ka mahatsapa sy mibebaka ka tsy manao an'iny intsony.)
Ary aza mitetika ny tenanareo,noho ny maty,na manao tombo-kavatsa amin'ny tenanareo:Izaho no Jehovah."do not cut your bodies for the dead or put tattoo marks on yourselves,I am the Lord."Levitikosy 19:28



Dia fahotana ve izany ry niryna ny fitevehana? tsy azoko... fa simba manin refa mitevika? mba mangataka an'i niryna aho azafady hanazava fa tsy azoko mintsy
44. ikaretsaka ( 11/07/2007 12:21)
ny zavatra ataonao rehetra dia tokony hisy antony daholo fotsiny.
aza matahotra ny manontany tenasy mamerina ny hoe fa maninona aho no manao an'izao foana
45. ari.malala ( 11/07/2007 13:52)
ika, za anie dakor amin'io teneninao io e! fa le tenenin'i niryna hoe
tsy tokony hosimbana na ho tevehina na ny orona na ny sofina,ny lela na ny foitra na aiza na aiza.Raha tsy mahalala isika ka nanao ilay tevika dia tsy maninona,saingy raha mahalala kanefa mbola manao dia izay no zavatra hafa.
io no tiko hazavainy, raha azony atao. Izaho mantsy dia mitevika soa amantsara ny sofiko ka tsy azoko hoe aiza hoaiza no fahotana amle mitevika! tsiko le izy satria mafinaritr aana ny mikavina :)
46. ikaretsaka ( 11/07/2007 14:05)
ny an'i niryna lalanan'i levitika (lalanan'i moizy) no lazainy eto!
raha izany no mbola raisina mandrak'ankehitriny dia tokony hanao bevolombava be anie izany ny lehilahy dia hanao rebareba e... satria izany koa voalaza fa tsy maintsy atao ao!
47. Papoose ( 11/07/2007 20:21)
fa zah lo mitattoo sy mikavin'ila fa za tsy hanala e!:}
48. fasaly ( 11/07/2007 21:16)
aza alàna mitsy raha tsy hoe decidé hanàla e! zà nanao kavina teo am foitra hoe tsy alàna mitsy fa nanao infection be lay izy de we tsy alàna de efa nanaikitra tany amin'ny kibo faritry ny foitra anatiny vao decidé hoe anàla de tampina ny lavaka:?:-D maty aho vato mamirapiratra:-P
49. ari.malala ( 12/07/2007 05:49)
de inona fts zany ny dikan'ny testamenta vaovao raha mbola ny testamenta taloha iany no hotanana? :toll:
50. Papoose ( 12/07/2007 22:49)
jerijerena angamba de mba atao archives satria misy ny taloha dia mba asiana vaovao fa ny taloha ihany no atao:?:
51. ari.malala ( 13/07/2007 06:03)
:-D:-D:-Dhafa kely aky zany ry papoose!:roll:
52. fasaly ( 16/07/2007 20:57)
53. ikaretsaka ( 16/07/2007 21:06)
fa le "ca fait mal" izany no tena importan t @ fanaovana ireny ve?
54. ari.malala ( 17/07/2007 06:14)
:-D:-D:-D:-Dnenà alo ny sofiko roa iany fa ts mbola nieritreritra faritra hafa mints hatreto e:-D:-D:-D mieritreritra anle ca fait mal d ts sahy
55. Papoose ( 17/07/2007 20:35)
ka nenah ry ari.malala le vadiko mintsy no tian'ialy izy eny amiko dia vao maika namporisika ahy moa zah rahateo efa tena tia b an'ilay dia mora ny nifanekenay!:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1014