tatoo sy kavin'ila

21. fasaly ( 09/07/2007 05:13)
amiko ny fanaovana anzao sy izao tsy mila hoe tsy misy antony ny hanaovana azy......raha mahafinaritra anao ka tsy manelingelina ny hafa dia hatao.....
na misy antony ny hanovana azy na tsia rehefa hoe marika satanika dia taifidtra anaty harona iray ny dikany hanaovana azy...efa manao kavin'ila ihany na misy antony na tsia.....
matoa hanaovana anie fanarinao ny hanao azy e! tiana oizany koa maninona no tsy hatao ilay izy raha tina..miaina am fahalalahana no tena zva-dehibe:°)
22. marozevo ( 09/07/2007 07:33)
fasaly > Ka efa antony lehibe mihitsy io lazainao io : Mahafinaritra ary tsy manelingelina ny hafa.

Fa tsy marika satanika izany kosa aloha eh....
23. fasaly ( 09/07/2007 12:47)
marozevo; eny wa! na misy antony lehibe hanaovana azy na tsy misy antony kely hanaovana azy , amiko mitovy dool refa mikavin'ila samy mikavin'ila ihany na misy antony na tsia.....fa tsy juger-na fotsiny aloha lay oul fa zà tsy lehilahy manao kavin'ila:-P
24. ikaretsaka ( 09/07/2007 13:49)
fa etre pas kely..za zao nisy tatoo tao @ soroko tato dia nesorina nony hiditra ho (. . . ) aho!
ilay nametaka mora noho ilay nanala!
25. cutie ( 09/07/2007 14:02)
fa etre pas kely..za zao nisy tatoo tao @ soroko tato dia nesorina nony hiditra ho (. . . ) aho!
ilay nametaka mora noho ilay nanala!

nony hiditra ho in :roll::lol:
26. ikaretsaka ( 09/07/2007 14:12)
:-$
27. ikaretsaka ( 09/07/2007 14:13)
nony hiditra "hianatra"
28. cutie ( 09/07/2007 14:15)
shhhhhhhhhhhhhhhhhh:-D
29. sitlo ( 09/07/2007 15:38)
Io an'i niryna io mihitsy ilay izy. Ilay tatoo explicit tsara fa ilay kavin'ila tsy ao.

papz> ka izay no antony nanontaniako satria tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka.

Fa misaotra daholo eh, io an'ika sy marozevo sy papz sy fasaly ary rasiligoma io angamba no horasiko. :wink:
30. fasaly ( 09/07/2007 15:55)
fangah ra silt hanao kavin'ila:?:-P
31. sitlo ( 09/07/2007 16:07)
:-D
Mbola mieritreritra an'ilay antony aho io.
Fa tamin'ny voaloha mba te hanao fotsiny, ohatra ny manao bracelet, rojo, peratra tsindraindray ireny. Fa ilay izy koa ange tsy voatery anaovana isan'andro eh. Izay no mahasamy hafa azy amin'ny tatoo.

Fa tsy azoko aloha ilay hoe "mitetika ny tenanareo noho ny maty", 'cut your bodies for the dead'. Vao maika manamafy ny tenin'ikaretsaka ilay izy. Raha tsy ho an'ny maty ny antony dia mety ihany. Ohatra akaiky ohatra ilay olomasina (tsy tadidiko ny anarany), fa ilay notapahiny ny nonony amin'izay tsy kotian'ny lehilahy intsony izy.
32. fasaly ( 09/07/2007 20:00)
raha manao kavina ila tonga de mazava alavitra be anie e!:-P manfirana jerena ny sofina ilany8)
33. cutie ( 09/07/2007 20:03)
Ikaretsaka
mba valio wa za :-w:cry:
34. marozevo ( 09/07/2007 22:28)
Efa hoe :-$ koa inona indray ary no angatahanao valiny aminy ? Aleo mba ho tsiambaratelony iny eh... Sa tsy mety ve ?

Ny ahy indray ny tsy hanaovako tatoo dia matahotra fanjaitra aho. Ny zokinay nanao dia nandeha ra be... dia natahotra be aho. Le kavina ila indray, izaho tsy manam-bady ka tsy mila alliances... dia izany no tsy anaovako azy.
35. cutie ( 09/07/2007 22:30)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 10-07-2007 00:28:25
Lohateny : Re : tatoo sy kavin'ila
Efa hoe koa inona indray ary no angatahanao valiny aminy ? Aleo mba ho tsiambaratelony iny eh... Sa tsy mety ve
ka za te hahafatantra koa:oops:
any @hafatra aza lazao ry IKa a :wink:
36. marozevo ( 09/07/2007 22:36)
ie... any mety !
37. cutie ( 09/07/2007 23:18)
ok:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
38. marozevo ( 09/07/2007 23:28)
Dia aza lazaina eto ilay antony rehefa hitanao any, fa tazony ho anao irery ... izany anh !
39. cutie ( 09/07/2007 23:29)
ie:lol::lol::lol::lol:
40. Papoose ( 10/07/2007 00:56)
ikaretsaka:

fa etre pas kely..za zao nisy tatoo tao @ soroko tato dia nesorina nony hiditra ho (. . . ) aho!
ilay nametaka mora noho ilay nanala!


fa angaha moa rehefa ho lasa falifaly dia esorina reny tattoo reny?=)):-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3845