TEO NILAZA TSY MILA MIRESAKA @ PANOHITRA FA TOA TSY MISY ZAO
1. jimtex
(
24/06/2007 18:01)
Taimbava mipoapoaka fa tsy ilaina ny miresaka @ panohitra fa toy ny tsy misy eto ,madagascart zao ndray mandefa antso any rehetra any fa tokony hiresaka , amiko aloha ny condition voalohany dia mivoaka ny gadra po rehetra , afaka mody malalaka ny exilés ,.....ary tsy mila ny volandra8
novalian'i kanota ny 08/07/2007 02:12
2. tsiry12
(
24/06/2007 19:29)
ra i lieutenant-colonel COUTITI vé no havôka =)) tsy ho may fandrohany ndray i rova MANJAKAMIADANA :-D:-D
3. Fody
(
24/06/2007 19:39)
Aoka kosa aloha hazava fa samy hafa ny antsoina hoe: gadra politika sy ny olona nomelohana noho ny asa fandravana tanindrazana sy ny habibina nataony e.
Raha i Ratsiraka izao no mody any Madagasikara dia azo lazaina fa tsy noho ny hevitra politika no hampigadra azy fa noho ny asa ratsy maro vitany. Toy izany koa ry Coutit sy ny namany.
Fa ny mampalahelo dia toa anafenan'ny sasany ny haratsiny ity resaka gadra politika ity.
Raha i Ratsiraka izao no mody any Madagasikara dia azo lazaina fa tsy noho ny hevitra politika no hampigadra azy fa noho ny asa ratsy maro vitany. Toy izany koa ry Coutit sy ny namany.
Fa ny mampalahelo dia toa anafenan'ny sasany ny haratsiny ity resaka gadra politika ity.
4. vetsoko
(
24/06/2007 22:46)
indrisy!raha mba fantatr'i FODIKELY ny asa fandravana tanindrazana nataon-dra8 ary indrindra indrindra ny habibiana nataony,TSOTRA E!tao ary akama no niala a!ary soa ihany,mais pour le moments sarotra inoana ho an'ny fanatique rehetra ny Zav-nisy marina sy mbola misy ankehitriny,tapitra
5. Jeankely
(
25/06/2007 01:59)
Ho famaliana an'i vetsoko dia ianao koa raha tao araka ny teninao dia anisany nanao tsy nety ary milaza fa tonga saina. Izahay tsy fanatique fa ny manahirana ny vahoaka dia samy milaza manana ny marina daholo ary samy madio daholo ny mpanao politika Malagasy. Tsy misy sahy miditra ny loha-hevitra nilazako hoe tsy mahazaka vahoaka ny mpanohatra satria resaka momba ny halatra, ady seza, fanadiovana tena ary fanaratsiana ny sasany daholo no hain'ny mpanao politika Malagasy. Ny vahoaka atao fitaovana ka rehefa ilaina dia mody ny fahantrana sy ny fahoriany arangaranga mba hanantonany fa rehefa azo kosa ny seza dia na ny mijery ny vahoaka aza mangarikarika miaraka amin'ny hatokabe sy ny Garde Corp. Loza anefa izany ho an'ny firenena satria tafasaraka ny vahoaka sy izay rehetra mitondra na hitondra.
6. vetsoko
(
25/06/2007 10:57)
indrisy!raha mba fantatr'i JEANKELY ny asa fandravana tanindrazana nataon-dra8 ary indrindra indrindra ny habibiana nataony,TSOTRA E!tao ary akama no niala a!ary soa ihany,mais pour le moments sarotra inoana ho an'ny fanatique rehetra ny Zav-nisy marina sy mbola misy ankehitriny,tapitra
7. xxx
(
25/06/2007 14:48)
aza mamoron-dainga sy manaratsy an'io ra8 io ry vetsoko a!tongàva saina ianareo eto samia fotsiny koa manohana izay tiany fa tsy mifanatsatso zay tohanan'ny sasany an!ny mandainga koa fadio,tsy nisy fandravàna teo ary tsisy habibiana e!raha nisy zany dia nekeny sy nojereny lavitra daholo ny tranga rehetra.
8. xxx
(
25/06/2007 15:00)
fodikely inona koa ty ry vetsokely?iza no nahavita habibiana t@ tanindrazany toy ratsiraka?nanomboka t@ 1975?????ka hatramin'ny nandroahana azy???????????????mirediredy élà zany !:lol::?::?::lol::lol:
9. vetsoko
(
25/06/2007 16:06)
marina izany kôzinareo izany rehefa tsy mahalala n'inon'inona aloha e
10. bazylou
(
25/06/2007 16:58)
dia miniana tsy mahita izany ianareo mianakavy satria miaro an'ilay 8 an!! dia hoe i ranona foa,na nefa ny ankahitriny ve hitanareo e?? mbola pira noho i deba!! nisy delestazy tamin'ny deba???????? aleo tsy tantaraina ny ambiny fa misy tapaka lalan dra eo indray.:roll::roll::roll:, ipokrity tsy vanona fotsiny ianareo mianakavy ry tim sy le8ista!!!
11. marozevo
(
25/06/2007 20:01)
vetsoko > Lazao ary aloha hifanatrehana e.... Ny marina ihany anefa no lazao.
12. Jeankely
(
26/06/2007 02:25)
Hoy i vetsoko donc donc:"tao ary akama no niala a!". izahay lazaina fanatique hatramin'izao tsy mbola nanao TIM ary tsy TIM fa ianao no mazava fa nitetika tao izany.
Hoy koa ilay VINDINA bazylou "ipokrity tsy vanona fotsiny ianareo mianakavy ry tim sy le8ista!!!". Mampiomehy koa ity iray ity satria lasa andafy vao lasa adala.
Izahay tsy TIM ary tsy fanatique fa kosa tsy mila diska loaka. Mazava ve ry donc donc donc=))=))
Hoy koa ilay VINDINA bazylou "ipokrity tsy vanona fotsiny ianareo mianakavy ry tim sy le8ista!!!". Mampiomehy koa ity iray ity satria lasa andafy vao lasa adala.
Izahay tsy TIM ary tsy fanatique fa kosa tsy mila diska loaka. Mazava ve ry donc donc donc=))=))
14. Jeankely
(
26/06/2007 08:19)
Diska laoka ny ao ambadik'ireo mody mitanisa fahantran'ny vahoaka ireo. Mba misehoa anie raha tsy ry diska loaka daholo no mitranga eo e=))=)). I bazylou VINDINA amin'izany lazainy vendrana na ny Malagasy rehetra eny hatramin'ny vehivavy Malagasy avy eo izany hoy izy ka sipa manja kay vadin'ilay iray avatsy ambandika harovany foana hoe ahoana no gadraina ny mangalatra kely. Izany no hita eto ihany fa tsy mila miala halavitra akory.
15. vetsoko
(
26/06/2007 13:28)
ambany be le adi-hevitra @ i jeankely e!!!maninona ary raha manohana tsara dia éxplicatif tsara,saingy fantatro fa tsy mahita hazavaina ianao satria marina le kozinay mihamahantra isika satria tsy mahay ny mpitondra ,dia manindrona matoa ianao tezitra sy manompa sns...tsy maninona anie hoa ny miova hevitra,c'est jamais trop tard,tu sais!
16. vetsoko
(
26/06/2007 13:33)
o rymarozevo a! tsy ianareo zao mihintsy no hanaovako révélation na hoe sur internet!!!!dia izao fihevitry ry jeankely izao ve dia ihitatra hatraiza????Manasa anareo fotsiny hanao analyse tsaran'ny situation nisy hatramin'izay ,dia aza mijanona eo @ marivorivo rehefa mandinika,na dia tsy mahay milomano aza
17. lamie
(
26/06/2007 14:36)
rehefa milaza zavatra ry vetsoko dia ambarao ny porofo,tsy hoe tsy manohana ny fitondràna ankehitriny ianareo dia marina daholo ny lazainareo,tsy hoe manohana ny sasany dia marina daholo koa ny lazain-ireo,isika tsy tokony manaratsy fa tsy nisy fanaperana ary tsy hisy izay nitondra ary izay hitondra,avelao hifandimby hitondra ny malagasy rehetra fa rariny tokoa izany,raha manatrika ny fiainana eto madagasikara isika dia mahita ny tena marina fa ny gazety avoaka any andafy no tena poizina manimba ny sain'ireo tsy eto antoerana!
18. Jeankely
(
27/06/2007 02:29)
Na marivo io na lalina tsy amin'ialahy mihintsy izahay no hianatra ry leity a. Samy nanitsaka Oniversity ivelan'i Madagasikara fa aza miseho milay. Tsy mila diska laoka izahay ary izay no masaka aty aloha hatramin'izao. Ny fahantrana tsy resy raha tsy miady andresy azy. Na mahay io na tsia izahay tsy hamerina an'ialhy eo.
19. bozyboleta
(
27/06/2007 07:28)
Tena ekeko tanteraka ny lazainao ry lamie.
Ny tena miaina eto no mahalala marina ny zava-misy.
Ny tena miaina eto no mahalala marina ny zava-misy.
