TEO NILAZA TSY MILA MIRESAKA @ PANOHITRA FA TOA TSY MISY ZAO
21. bozyboleta
(
27/06/2007 09:27)
Mazava be ny tian-dreo atao.
Ka asa raha mbola hisy hilaza an'izany ho tia tanindrazana!
Ka asa raha mbola hisy hilaza an'izany ho tia tanindrazana!
22. Jeankely
(
27/06/2007 09:50)
Mbola mitetika hamely mafy reo ka ny aza tratrany eo fa dia hiemotra firy taona ihany koa.
23. vetsoko
(
27/06/2007 13:14)
ary i jeankely hoa dia tsy misy mémoire mihintsy efa hoe tsy mpitondra to aloha za na arema dia le mitovy hevitra @ se rehetra koa dia lasa miheritreritra an'izany dia diso hevitra daholo nareo mianakavy,mba tadidio @ izay moa ry se a!arako dahol ny fiainana ao an-tanana ry se a!mandalo matetika any za,sady tsy tantinareo le critique an!atria kosa marina anie e!mahantra anie hoa isika sady miha-mahantra e!izany o sujet fa tsy izaho akory
24. tsoraka
(
28/06/2007 01:15)
Fa iza no tianao ho avy na hiverina ry vetsovetsokokoko? Efa miandry ve ny Diska Gaoka?
25. Zazala
(
28/06/2007 03:29)
Efa be hatoka ao ra8 i Jeankely, zero adihevitra @'io. Aza mba mamaky hevitr'io ranhag io ka sao fanina eo. Lalitra koa adala bay takôfa.
26. tsoraka
(
28/06/2007 04:54)
Tonga aminao koa ny zazavavy ra-zazala (Lalitra koa adala bay takôfa). Maromaro no ho avy izay iray vitsy anisa isiaka. Anareo ro be hatoka hatramin'izay
28. rahiratra
(
30/06/2007 01:54)
Ialahy koa ry vetsoko raha TIM reraka ary niverina AREMA tsy tia ahafantatra an'ialahy izahay. Araka ny tenin'ny maro ireo miasa, misasatra ary manova sy manavao fa tsy mijanona amin'ny teo aloha aminay no fandrosoana. Mahazo milelaka an'i bazylou ialahy fa tsy olana.
29. vetsoko
(
30/06/2007 22:20)
fa toa sahirana amiko hoa ialahy isany e!misy marina angaha le kozy sa ahoana???raha sitrakareo dia avereno @ adi-hevitra politika le kozy ,ohatra hoe mahay ra8 dia tohano tsara ar-kevitra fa aza sahirana i bazylou alefan'ialahy isany president,na hoe vetsokoko na hoe tonga aminao koa ny zazavavy ra-zazala ....,,,,?????
tsy misy mpanohana hafa mihintsy ve o!zao foana no resaka @ ireto,tsy intéressant
tsy misy mpanohana hafa mihintsy ve o!zao foana no resaka @ ireto,tsy intéressant
30. rahiratra
(
01/07/2007 02:34)
Na tsy intéressant na ahoana ialahy TIM niala no tsy izy voalohany raha tonga izany fanovana izany. Mandeha amin'ny vaovao raha hanova fa tsy mila AREMA, na TIM niala raha hanova. tsy mahasasa atidoha ialahy na TIM niala aza.
31. jimtex
(
01/07/2007 10:09)
tena mahagaga alo le adihevitra fa i ventsoko no itambarana ato ary izy nefa maneho hevitra normal fa mba nakaiza ny resaka fihaonana @ ra8 ,zany ve tsy proposition na vola nefa tsy hanaiky izany ny panohitra , na ho raisiny de hasehony @ vahoaka toy ny nataoni RAMASY t@ tv plus hoe nozaraina 10.000.000 fmg ny senateur rehetra mba handanina ny lalana izay natolony napetrany teo ]@ plateau mintsy le vola , kotity no resahina fa zay nokaramainy ra8 t@ ho mersenera tsy nogadraina sady na namono olona dia madio fôna ny cousin isany maty t@zany
33. vetsoko
(
03/07/2007 13:50)
za anie tsy hoe tsy te hamaly an'ialahy isany fa raha any @ rubrique hafa ireo dia valiko milay be ,fa miandry kozy mba milay @ le taranja politika sns fa .....ts...aleo atao hoe tsy mifankahazo le kozy e!
34. kanota
(
04/07/2007 05:29)
Hita fa revy tsy mifankahazo ary tsy mahatratra anay mihintsy ialahy ry vetsoko raha i bazylou manivaiva Malagasy io no heverin'ialahy hiaramiasa. Lasitra iray ialahisany fa misarotava. Tarak'AREMA mila mandraitra vava.
36. kanota
(
05/07/2007 01:17)
Inona no tsy mahazo resaka. Hita izao ialahy fa miantsoantso izao sy izao ry bazylou nefa milaza tsy ho Arema. Tsy mila Arema ny Malagasy
38. kanota
(
08/07/2007 02:12)
Ialahy no tena manao resaka hafa ry ilay vetsoko. Ahoana no mijery ilany ialahy? Ny olona manompa, manao tsivanona, manivaiva Malagasy tsy resahan'ialahy nefa izay mba mamaly hisehoan'ialahy olo-masina. Mazava fa efa maka ny andaniny ialahy ka izay no ametrahanay an'ialahy ho kilasy iray any amin'ny taran'Arema mila mandray vavan'amboa
