fanadinoana

1. mamzelkely ( 15/06/2007 07:52)
inn kay ny mahatonga n'ny olona iray hanadino zavatra resaka stress ve, sa havizanana sa inn de inn n remède an le izy?
novalian'i rhina ny 03/08/2007 08:42
2. watafon ( 15/06/2007 08:40)
anisany ihany ny stress sy ny havizanana ! fa matoa ny olona iray manadino d miasa loatra ny lohany na nisy "trauma emotionnel" nihatra taminy na kou tsy te hanadino fahatsiarovana ratsy nanamarika ny fiainany izy!
ny fanafodiny dia ny relaxation
3. mamzelkely ( 15/06/2007 08:44)
ka zao le tena vrai probleme le izy zany tsy de tena hoe inn fa manadino zavatra atao ra vô tsy vita eo no eo ny zvaatra iray de adino le izy :roll:
4. kelly13 ( 15/06/2007 09:01)
tsy fahanterana v zany? :°)
5. xxx ( 15/06/2007 09:13)
Antony mahatonga fanadinoana:
- Fahanterana
- Be erehana
- Tsy ampy fanazarana hitadidy intsony ny loha satria efa tsy mianatra intsony
- Be loatra ny firaisana ara-nofo
6. ravakamalala ( 15/06/2007 09:14)
tsy mifantoka amin ny ataony ilay olona, fa be zavatra eritreretina! mila travailler na koa io "capacité de concentration " io! ary rehefa tena mifantoka eo ampanaovana zavatra dia tsy manadino mihitsy!
7. hery ( 15/06/2007 09:29)
Izaho koa aloha be fanadinoana ihany ary tena mahamenatra indraindray.

Izaho aloha mampiasa saina betsaka ka azoko lazaina hoe manao exercice ihany ny atidoha, manoatra noho ny mianatra aza.

Misy karazan-tsakafo mety manampy ve? Io no azo ihoriranana mantsy fa ny torimaso tsy azo ampitomboina, ny asa tsy maintsy atao :-)
8. mamzelkely ( 15/06/2007 10:06)
ka zay mits no tiko hanotanina hoe misy sakafo tokony hohanina ve misy fanafody tokony hohanina genre magnésium etc etc... fa le izy ndraindray ôtrany hoe fananina zany refa jeren'ny olona nefa de tena ts fanahy inina fa be lôtra angamba ny zavatra sainina :roll::lol:

9. kelly13 ( 15/06/2007 11:03)
Be loatra ny firaisana ara-nofo


:-D:-D:-D:-D iny ndray no tsy hitako! mbô lalina kou ze niteny an'io :°)
10. vale ( 15/06/2007 11:21)
hihihihi, ny hazan-dranomasina "hono" mampitombo mémoire! :°)
11. watafon ( 15/06/2007 12:27)
ny sakafo misy omega 6 no tsara hohanina, d magnésium zany hoe trondro, chocolat sns
12. Samoana ( 15/06/2007 13:02)
Havizanana ara-batana (na) sy ara-tsaina matetika no mampivezivezy ny saina mora manadinodino izany. Ny ahy cure magnésium sy calcium mandritry ny herinandro rehefa tsapako miseho io alzeimera kely io:wink:. Miampy sakafo maivana tsy dia asiana henabe loatra ( vary, haninkotrana sy hazandrano no atao matanjaka )
13. Samoana ( 15/06/2007 13:06)
xxx:

- Be loatra ny firaisana ara-nofo


io kosa tsy mety sy tsy azo adinoina e:-D


14. mamzelkely ( 15/06/2007 13:08)
mhhhhhhhhhh tô le chocolat lazain watafon io no ande ataoko betsaka ra izany k'ty io zao no mba tena tiko le trondro manko ts de voako ary crustacé angah ts afaka :°):-D:-D

samoana tena zany mits angamba io eee mahatsapa tena ho vizana alou ee fa soa fa zavatra mbola nahita solution fôna no adino fa dieny zao alou aleo maka précaution sô de any am le zavatra ts ahitana solution eo tsony vô lasa adala tanteraka eo :-D:-D:-D
15. xxx ( 15/06/2007 13:29)
raha mihinana éléphant hono dia mety manana "mémoire d'éléphant" :-) vazivaziko izany

ny chocolat mampisy dilemne : mihinana chocolat dia misy mémoire fa matavy , na tsy mihinana chocolat dia mahia fa tsy misy mémoire
16. watafon ( 15/06/2007 16:55)
xxx: aleo misy memoire k ! avy eo ndray mieritreritra !
mamz : mety ny crustacés k !
17. sakaizakely ( 15/06/2007 17:06)
mamz> sao dia misy zavatra mahalasa saina ? Na io fotsiny aza dia efa ampy haha very tadidy.

Matetika koa dia tsy fahampiana concentration no mahatonga izany. Arakaraky ny halebiazan'ny antony (importance) omenao an'ilay zavatra ihany.
18. mamzelkely ( 16/06/2007 06:10)
ny zavatra mahalasa saina ve :roll: ts de misy alou ra ny fahalalako azy ee fa le asa no bdb de mila manao vacance angamba :°)

watafon :wink: aissssssssssss d'efa minana crevety fôna za zany ko :°)
19. kelly13 ( 16/06/2007 06:52)
za mantsy gaga ra enao no lasa saina, :°)
20. sakaizakely ( 16/06/2007 08:11)
mamza, ny fanaovana azy de manao aide memoara. Atao lista daholo ny zavatra rehetra tokony atao ary asiana ora eo akaikiny ohatra hoe ity tsy maintsy atao alohan'ny am' zao ora, dia tsipihina izay vita. Efikasy be io. Za koa manko somary nanao an'zay t@ niasa voalohany, niantehatra be t@ atidoha, kay moa tsy raha infaillible izy ity. Na patabe ireny aza manao an'zany, karazana méthode moa izany e !
Andramo ange e !

De hono hoa ohatra, rehefa milaza ho avy ve razoky de mety ho hadinon'i mamza koa ohatra ny hitsena azy ? Mino aho fa tsia, dia mazava loatra fa arakarak'ilay importance omenao ilay zavatra tokony atao ihany no hanadinoanao azy na tsia. Tsy marina ve izany ? :-P:-P:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0966