momba ny ps

1. rurik ( 04/06/2007 08:10)
Manahoana daholo
asa na eto no tokony hampidirirako ity na tsy eto fa izao
Niditra tany @karajy aho dia misoratra eo fona we soloy ny solonananranao fa efa misy tompony dia gaga aho.
asa na azo atao ny mahafantatra we iza io olona io .
fa ny ataorako manko sao ampiasainy hanaovana resaka zavatra ratsy fa ampiadiana olona ny anarako ka za no manjary maloto eto.
asa izay zavatra mba azoko atao.
2. karinah ( 04/06/2007 08:54)
miombon-kevitra!!
3. ravatorano ( 04/06/2007 09:31)
zao zany fandehany io
tokony hanana ps efa enregistré enao na io rurik io na io karinah io injinja fa ilay ravatorano.Ny antony anaovana an izany dia mba tsy hahafan ny olona hafa mampiasa ilay ps entinao ao amin ny karajia.Ny olana anefa dia misy olona izany mitondra ny ps-nao dia enregistré-ny ka tsy afaka mampiasa azy enao satria izy no nanao ilay enregistrement voalohany.Ny fanaovana an'io enregistrement io dia azonao jerena ao amin'ny karajia ihany - jereo ny solonanarana dia vakio fa misy fanoroana ao momba izany.
Misaotra e!
tsiky d ampy
:D
4. karinah ( 04/06/2007 09:49)
sotra betsaka an'i zoky Ravatorano(l):-*:-*
5. nathie86 ( 04/06/2007 12:05)
Mbola tsy azoko lay izy ôh d mangataka fanazavana
fanampiny za ra azo atao zokibe ravatorano an:)
6. ftma ( 04/06/2007 12:16)
rehefa miditra chat dia soraty: /msg themis register tenimiafina email
ohatra: /msg themis register naty naty@yahoo.com
na vakio ato http://karajia.org/?rub=pages/page&page_id=p43423110b0ffc
7. diamondra27 ( 04/06/2007 12:51)
rurik : valiny nomen'i hery ahy indray mandeha aloha dia hoe: ny anarana tanim-boanjo e!
afaka mampiasa daholo izany ny olona rehefa tsy voafandrika ilay izy


dia io hazavain'i ftma sy ravatoranto io ianao

efa nisy olana be teto io fa ry akamatiana sy fasaly sy ry cathy no misy mampiasa ny ps-ny ao @ karajia


ny antony aloha dia tsy hay fa misy olona marary mihintsy eto @ net fa tsy ny vazah ihany no atao hoe: pervers fa ny gasy koa anisany.

8. diamondra27 ( 04/06/2007 12:57)
ny fahavoazana dia ampiasain'olona any @ site hafa toy ny sobika sy wanadoo any ny ps-n'olona

antony: je ne sais pas

de avy eo misy manome faux renseignements zany le olona sy manao taimbava be

fa ny olona mahalala anao ange ry rurik tsy taitra @izany satria mahafantatra anao sy ny momba anao tsara e!

za zao dia fantan'olona fa tsy mpandeha @ ze sobika any manao forum ka raha misy mitondra any ps-ko any de izy ihany no afa-baraka satria ny namako rehetra mahalala ahy fa tsy any aho
Ao manko toa misy fanaratsiana be izany
Fa misy namako tao naratsian'olona dia azo ifampiraharahana ny mpiandraikitra raha mandefa fitarainana ianao, dia akan'ny mpiandraikitra ilay loha-hevitra momba ny fanaratsiana anao.
^:^^:^
9. tsiafoi1 ( 04/06/2007 12:58)
le olana anie de le tsy fahatsorana fa miafina ao anaty pseudo, tokony tsy ho kely sahy, fa mandeha mazava
10. vale ( 04/06/2007 13:00)
matetika ny net ataon'ny ol fitoavana fona!!:twisted:
11. diamondra27 ( 04/06/2007 13:01)
ny fahavoazana dia ampiasain'olona any @ site hafa toy ny sobika sy wanadoo any ny ps-n'olona

antony: je ne sais pas

de avy eo misy manome faux renseignements zany le olona sy manao taimbava be

fa ny olona mahalala anao ange ry rurik tsy taitra @izany satria mahafantatra anao sy ny momba anao tsara e!

za zao dia fantan'olona fa tsy mpandeha @ ze sobika any manao forum ka raha misy mitondra any ps-ko any de izy ihany no afa-baraka satria ny namako rehetra mahalala ahy fa tsy any aho
Ao manko toa misy fanaratsiana be izany
Fa misy namako tao naratsian'olona dia azo ifampiraharahana ny mpiandraikitra raha mandefa fitarainana ianao, dia akan'ny mpiandraikitra ilay loha-hevitra momba ny fanaratsiana anao.
^:^^:^
12. hery ( 04/06/2007 16:20)
Raha ny fanaratsiana ahy etsy sy eroa ve no hivakiako loha :-) ... ngamba efa namono tena.

korazy rankizy a. :-p

Sarotra be ny hi-enregistrer ny anarana etsy sy eroa ka dia tsy maintsy ho lasan'ny olona foana ny ps. Fa fantatry ny olona ihany hoe tsy ianao io fa oul-nkafa.

13. Fiffi ( 04/06/2007 19:25)
Hery: heu....zany hoe enao kosa lhl de tsy de mivaky loha am-le izy ngamba ô ? fa suceptible ny vavy zay no mahatonga an'io....

rurik: hasiana tenimihafina akia ny ps-ndry an ! :-*:-*:-*:-*
14. Fiffi ( 04/06/2007 19:26)
susceptible fa nisy fahadisoana ! :oops:
15. rurik ( 04/06/2007 20:38)
Misaotra anareo namaly ,efa nazavain'i hery tamiko le dia mazava, sady hijery io nolazain'i ftma io ko aho.
fa le tenin'i hery we tsy hivakiako lo raha resaka fanaratsina ve mo aninona fa raha hanopa olona na hanao toetra tsy mendrika izy tsy mety kosa ko asa angaha we lhl sy vhv izay indray aloha no tsy haiko .
ka ahoana zany ry vehivavy?????
Fiffi:-*:-*:-*:-*:-*:-*
16. hery ( 04/06/2007 23:08)
Fiffi> Izao ilay cas

Fiffi izao ps malaza eto @ serasera :-)

Dia misy misoratra anarana any @ site hafa dia Fiffi no ataony ps-ny any. Dia mizesta izy hoe izaho no Fiffi ao @ serasera, dia avy eo izy manopa ankizy sns any.

Dia inona no hataon'i Fiffi?

1. Hitomany ve satria tsy ianao akory io? Harary fo eo fa aleo tsy mivaky loha
2. Halehako daholo ve ny site rehetra dia alaiko daholo ny ps Fiffi? lany andro eo :-) fa aleo tsy mivaky loha ... sady efa nisy nahazo surement ny Fiffi@hotmail.com sy ny Fiffi@yahoo.fr sns... dia mety handefa hafatra any @ olona izy dia hanao ilay nolazaiko tetsy ambony.

Dia io no nilazako hoe rehefa eto i Fiffi no mampiseho ny tena toetra dia tsy hisy hino mihitsy hoe enao ilay Fiffi nanopa sns tary @ sisiny...

Izay ilay hoe tsy mivaky loha. Izay tena hahafantaran'ny olona ahy no hanehoako ny tena personalité-ko dia voafafa ho azy izay anarako sandohana any ambadika any.
17. xxx ( 05/06/2007 08:25)

Raha ohatra indray ka fantatra ilay olona manalabaraka sy mandoto any @ forum hafa de inona no ataonareo ? io mantsy no mahazo anay @ izao fotoana izao.


18. hery ( 05/06/2007 10:07)
xxx> andraso any amin'ny takotakona dia lakoy :-p

oups...

raha fantatra izy dia teneno aminy hoe koboko enao kou
19. booboo ( 05/06/2007 10:30)
:-D:-D:-D
20. diamondra27 ( 05/06/2007 11:56)
za aloha tsy webmaster fa tokony omena ilay tena tompony le momban'ny le ps mpangalatra
à condition fa we ni-justifier ny demande-ny izy nanome porofo

asa aloha e!

any @ sobika izao no fantako fa manala le hevitra tsy mety ny mpiandraikitra raha misy mitaraina any aminy.

Ny atao @izany de mandefa mail any @ mpiandraikitra de lazaina any we , i ranona manao hosopotaka na manaratsy ahy etc... ka mangataka aminareo aho mba esory ilay zavatra nosoratany date, mpanoratra, heure fa tsy tiako...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2184