momba ny ps
21. hery
(
05/06/2007 12:19)
Ny eto na dia tsy mitondra ps-n'olona aza ka rehefa manaratsy sy manoso-potaka dia efa tsy ao anaty fitsipika.... donky azo fafaina. Indrindra moa raha misy fitarainana. [size=8px](Rehefa tsisy fitarainana mantsy de tsy hita otr'ity)[/size]
22. xxx
(
05/06/2007 12:39)
misy porofo ve hahafantaranareo hoe manoso-potaka ilay olona na manaratsy? sotra !
23. xxx
(
05/06/2007 12:42)
hery:
Fiffi> Izao ilay cas
Fiffi izao ps malaza eto @ serasera :-)
Dia misy misoratra anarana any @ site hafa dia Fiffi no ataony ps-ny any. Dia mizesta izy hoe izaho no Fiffi ao @ serasera, dia avy eo izy manopa ankizy sns any.
Dia inona no hataon'i Fiffi?
1. Hitomany ve satria tsy ianao akory io? Harary fo eo fa aleo tsy mivaky loha
2. Halehako daholo ve ny site rehetra dia alaiko daholo ny ps Fiffi? lany andro eo :-) fa aleo tsy mivaky loha ... sady efa nisy nahazo surement ny Fiffi@hotmail.com sy ny Fiffi@yahoo.fr sns... dia mety handefa hafatra any @ olona izy dia hanao ilay nolazaiko tetsy ambony.
Dia io no nilazako hoe rehefa eto i Fiffi no mampiseho ny tena toetra dia tsy hisy hino mihitsy hoe enao ilay Fiffi nanopa sns tary @ sisiny...
Izay ilay hoe tsy mivaky loha. Izay tena hahafantaran'ny olona ahy no hanehoako ny tena personalité-ko dia voafafa ho azy izay anarako sandohana any ambadika any.
na eto koa aza anie tsy ampy hamantarana izay Tena toetran'ny tsirairay eto eh !! ohatra misy miteny izao hoe za piteny ratsy be, anefa tsy izay akory fa izy no mety manao ilay zavatra!!!
24. xxx
(
05/06/2007 12:54)
xxx:ndraso kloo za hitady porofo fa saritsiky io : :)
misy porofo ve hahafantaranareo hoe manoso-potaka ilay olona na manaratsy? sotra !
25. Fiffi
(
05/06/2007 13:02)
hery:de inn no ataoko ? heu....hanaovako recherche ka raha hitako de.....(heu...inona nefa no mba vitako ?) fa marina fa mankarary nefa....toa tsy vakiana loha hiany fa rehefa vizana ve izy tsy hangina ? (efa nahazo an'ireny carte de voeux ireny koh manko de zao ry zareo ni-abandonné fotsiny fa zah mafy lohaaaaaa :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Dia inona no hataon'i Fiffi?
27. hery
(
05/06/2007 13:14)
xxx> na misy profo na tsy misy profo rehefa milaza zavatra ratsy momba olona iray (mety ho marina mety tsy ho marina) dia efa tsy mamely.
29. Fiffi
(
05/06/2007 13:42)
hery:io le toetra faran'zay ratsy !:evil:
(mety ho marina mety tsy ho marina) dia efa tsy mamely.
30. diamondra27
(
05/06/2007 14:38)
xxx:
misy porofo ve hahafantaranareo hoe manoso-potaka ilay olona na manaratsy? sotra !
ohatran'ny koboko le xxx eto an! :D
31. diamondra27
(
05/06/2007 14:39)
xxx:
xxx:ndraso kloo za hitady porofo fa saritsiky io : :)
misy porofo ve hahafantaranareo hoe manoso-potaka ilay olona na manaratsy? sotra !
_______________________________________
koboko ra-xxx eto an!:-$:wink:
32. Fiffi
(
05/06/2007 16:10)
hery:njaso kalou haka loupy fa tsy voavaky...:-D:-D:-D:-D
[size=8px](Rehefa tsisy fitarainana mantsy de tsy hita otr'ity)[/size]
34. Fiffi
(
08/06/2007 06:17)
hery::-w:-w:-w aleo hiany mitandrina fa misy ny mpetsaravelatsia..(tsy zah io an!) naheno manko zah hoe "rehefa miresaka aty amiko izy de anjely be nefa ao ambadika ao tena.....:^)
Dia io no nilazako hoe rehefa eto i Fiffi no mampiseho ny tena toetra dia tsy hisy hino mihitsy hoe enao ilay Fiffi nanopa sns tary @ sisiny...
35. rurik
(
08/06/2007 21:29)
Fiffi mampatahotra ahy le tenindry.
Aza dia mihaino resakolona fa izay firesany amindry jerena dia tsy indray na indroa na intelo miresaka aminy akory no ahaizandry ny toetrany. ho itandry miadana eny ihany , ny eto amin'ny nety manko tsy ahafatarana olona mety panaratsy koa le miteny amindry we io zao na iry zao.Aza ny resakolona no itsarana olona.

37. diamondra27
(
09/06/2007 17:09)
Fiffi:
hery::-w:-w:-w aleo hiany mitandrina fa misy ny mpetsaravelatsia..(tsy zah io an!) naheno manko zah hoe "rehefa miresaka aty amiko izy de anjely be nefa ao ambadika ao tena.....:^)
Dia io no nilazako hoe rehefa eto i Fiffi no mampiseho ny tena toetra dia tsy hisy hino mihitsy hoe enao ilay Fiffi nanopa sns tary @ sisiny...
_______________________________
de ahoana aloha izany toetran'anjely izany e!
de ahoana koa no ahenoan'olona izay zavatra resahanareo 2 any?
Ny hitako dia io voalazan'ny rurik io hoe: tsy ho fantatrao ve ny toetrany fa tsy izay voalazan'olona any no tokony henoina satria raha miresaka imbetsaka aminao izy dia tokony hofantatrao ny toetran'ilay olona.
raha olona maromaro kosa no milaza fa ratsy ilay olona dia misy alerte kosany izany e!
fa raha olona 1 = X ihany no niteny t@ Y hoe: i ranona =Z tahaka izao sy izao, de mitantara indray i Y @ namany hafa hoe: zao akia no henoko t@ X we i Y hono zao sy zao ; de mazava ho azy fa i X zany no ratsy satria izy no mampiely ilay faharatsiana fa tsy ny olona hafa
aza hinamàna intsony izy e! tadidindry ve le dinika momba le we namana ve io sy solution? Toa misy torohevitry ny namana ao mba hivereno jerena sao de mahasoa e!