Ny Baiboly (2)

1. LazaDaddy ( 29/05/2007 03:00)
- Iza no faly?
- Iza no tezitra?
:)
2. majesty ( 29/05/2007 04:41)
ny amin'inn io ????
3. sonwin ( 29/05/2007 07:27)
:-@
4. ikaretsaka ( 29/05/2007 11:33)
ny mamaky baiboly ve dia misy faly sy tezitra?
hafa indray izany!
Raha hoe mamaky dia dinihina dia jerena tsara ny heviny , dia avy eo dia miteny hoe kay ity ohatran'izao fa tsy le tsiponina an-tendrony ohatran'izao dia ie
5. cutie ( 29/05/2007 14:43)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. sonwin ( 29/05/2007 17:18)
falifaly an :°)
7. diamondra27 ( 29/05/2007 19:05)
tohin'ilay resaka baiboly atsy ity raha azoko ny resaka
dia mba manontany izy we: iza no faly raha vao misy resaka baiboly de iza no tezitra?

Ny fanontaniako indray dia we: maninona no manontany izany fa tokony lazaiano fotsony izay tianao lazaina dia izay tsy faly dia tsy faly e!

on n'est pas là pour satisfaire tout le monde an!

sady raha mahazo valimpitia isika de tsy misy tombony izany satria mikatsaka ny eto an-tany ihany...
8. cutie ( 29/05/2007 20:47)
mampime le dinika koa
ndrindra le izy naverina indroa lol
hita mitsy we mafy loha i LD :-D
9. marozevo ( 29/05/2007 23:06)
dia namaky faninefany (na tokony ity aza no hovakiana alohan'ilay ao ambony ao) : Za no vendrana eh.

Namaky fanindiminy : .........
10. xxx ( 30/05/2007 09:15)
LazaDaddy: Izaho sady tsy faly no tsy tezitra, fa mampalahelo be ny toetranao. Sao dia tokony hanatona psychatre aloha e?
11. xxx ( 30/05/2007 10:16)
jereo amin dinika fahasalamana fa nisy nanoratra ao hoe mila "psy" leiry :-D
12. ikaretsaka ( 30/05/2007 11:47)
io borne norne anareo io rankizy a:roll:
13. cutie ( 30/05/2007 22:33)
:-D
14. marozevo ( 30/05/2007 22:49)
Ndao kosa mba valiana ilay fanontaniana ary eh :
Ny tezitra ? LazaDaddy.
Ny faly ? Ny namana hafa rehetra.

Falifaly foana ny ady eto na somary rangitin'ny sasany ndraindray aza eh ? Sa ahoana hoy nareo ?
15. cutie ( 30/05/2007 22:52)
fa manin izy no tezitra ?
Falifaly foana ny ady eto na somary rangitin'ny sasany ndraindray aza eh ? Sa ahoana hoy nareo ?

zay zany no nampiverina an'i marozevo a :lol:
16. marozevo ( 30/05/2007 23:11)
Mazava loatra
17. cutie ( 30/05/2007 23:39)
:lol:
18. ikaretsaka ( 31/05/2007 01:11)
kay ve nisy tezitra teo e?
fa naninona?:-D
19. cutie ( 31/05/2007 01:53)
tezitra fa misy ny faly koa lol
20. ikaretsaka ( 31/05/2007 06:03)
falifaly lalandavaaaaa:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0798