lapino> tsy voatery baiboly ihany io fa ny zavatra rehetra mihitsy ka! misy hita zao fa hafatra marina sy mety mihitsy.. fa dia dinganina sy modiana fanina fotsiny izao . . .
raha hita hoe inona ny antony sy ny zavatra nahatonga ilay "fandinganana sy tsy firaharahiana" dia mba azo ekena ihany.
fa ilay dinganina fotsiny @ ts'isy antony no tena tssssss