¿ Aiza ny UN EURO? ¿1€?

1. salmo1 ( 23/05/2007 12:30)
* Nisy 3 lahy niditra Bar, samy nitondra 10€ avy izy telo lahy... totaliny 30€.

* Ny lanin'izy telo lahy tao @ lay Bar, totaliny 25€.

* 30€ ny vola napetrak'izy telo lahy teo ambony latabatra, 25€ ihany no lany tao @ lay Bar.

* Naveriny mpivarotra ny 5€.

* knefa ny 5€ tsy azon'izy telo lahy ho zaraina telo.

* Samy naka 1€ avy izy telo lahy dia napetrany ho any mpivarotra ny 2€ ambiny.

Raikitra ny kaonty.

* Raha nadoa 10€ ny raika lahy, knefa niverina ny 1€.. dia 9€ zany no naloahany raika lahy.

* Izy telo lahy zany samy nandoha 9€... totalony 27€

* 27€ hampiana an'ilay 2€ ny mpivarotra... totaliny 29€

Aiza ny UN EURO:?: fa 30€ no nentin'izy telo lahy fa tsy 29 €.;-)


novalian'i niryna ny 25/05/2007 17:59
2. rush ( 23/05/2007 13:11)
inona no ataon'ito ato @ fanabeazana?sa hatsikana sy lalao?
3. xxx ( 23/05/2007 13:20)
salmo> an'ny barman ny 1euro ka ho aiza?:-P:-D:roll: tsy tkony hatsikana sy lalao ve izy ity;:roll:
4. xxx ( 23/05/2007 13:27)
inona ary ity tsy mahay asa-marika ity ? ;-)
tonga dia lazaiko ny valiny sa aleo hiandry kely ?
5. xxx ( 23/05/2007 14:03)
ka zaho sipa fa tsy kôfa , les maths c pas mon truc 8)
6. moi ( 23/05/2007 14:37)
Ny an'ny anankiray mihitsy no nihoatra 1 euro ny laniny, fa raha tena nitovy dia tokony ho 24eur, na multiple de 3 no lany. Fa matoa 25Eur no lany, nisy anakiray nihoatra tao. Sa tsy izay ?
7. xxx ( 23/05/2007 14:41)
izao ary e :
9 x 3 = 27 (vola lany)
1 x 3 = 3 (vola niverina)
= 30

tsy mila kaotina izany intsony ny vola lasan'ny barman , efa ao anatin'ny 9 euros par tete

8. Bariry ( 23/05/2007 16:12)
Apetraho aloha ny formule...toy io teo aloha io...
Vola nivoaka,
vola lany
vola niverina


Na koa hoe :
Vidy ivarotana = vanga + ny sarany (tsisy bénéfice eto an!)
Efa elabe angeh izany formule izany êh!

Mety ho mora kokoa angamba ny kajy raha dollars le izy, satria tsisy inflation matetika
9. sitlo ( 23/05/2007 16:24)
Filma efa mpandeha ity, fa ny mahagaga dia maninona no manao xxx daholo. Efa eto mbola sarokenatra kely ihany.

valiny> nahoana no 2€ no anampiana azy fa tsy ny 3€ any am-paosindry zalahy? 27 = 25+2 no lany :°)
10. sitlo ( 23/05/2007 16:26)
kay eh nokozian'i xxx :oops::°)
11. salmo1 ( 23/05/2007 17:26)
xxx:
9 x 3 = 27 (vola lany)
1 x 3 = 3 (vola niverina)
= 30

tsy mila kaotina izany intsony ny vola lasan'ny barman , efa ao anatin'ny 9 euros par tete

Non!Non! kely sisa de kobony toi :D


30€ volan'izy telo lahy.

25€ Bar + 5€ famerina (3€ ho an'izy telo lahy 2€ ho any mpivarotra)= 30€ mazava be:D

-------------------------

Fa izao kosa:

* Raha nadoa 10€ ny raika lahy, knefa niverina ny 1€.. dia 9€ zany no naloahany raika lahy.

* Izy telo lahy zany samy nandoha 9€... totalony 27€

* 27€ hampiana an'ilay 2€ ny mpivarotra... totaliny 29€

Aiza ny UN EURO:?:fa 30€ no nentin'izy telo lahy fa tsy 29 €.;-)

12. salmo1 ( 23/05/2007 17:39)
sitlo:
valiny> nahoana no 2€ no anampiana azy fa tsy ny 3€ any am-paosindry zalahy? 27 = 25+2 no lany :°)
Marina lay kaonty ingahy... fa tsy mifanaraka @ fanontaniana. Raha samy hikonty tsotra de mora kely, tsisy vendrana angamba.

Ny tsy hitovizany @ fanontaniako dia ny fametranareo asamarika.

Satria raha nandoa 10€ izaho, niverina ny 1€ totaliny 9€. Ny 2€ efa any mpivarotra.

Kou raha hatao ny kaonty dia izao:

Vola nalouhanay telo lahy

9€ x 3 lahy = 27€

Vola lasany mpivarotra:

2€

totaliny 29€.

Manaiky ve nareo @ lay asamarika:?:
13. xxx ( 23/05/2007 17:39)
:-D sode mba 1euro fmg izany tsy hita izany eh :-P, tsy efa io ambony io ve izy ny valiny ka inn indray? :-P:-D:-D
14. xxx ( 23/05/2007 18:09)
salmo1:

Marina lay kaonty ingahy... fa tsy mifanaraka @ fanontaniana. Raha samy hikonty tsotra de mora kely, tsisy vendrana angamba.

Ny tsy hitovizany @ fanontaniako dia ny fametranareo asamarika.

Satria raha nandoa 10€ izaho, niverina ny 1€ totaliny 9€. Ny 2€ efa any mpivarotra.

Kou raha hatao ny kaonty dia izao:

Vola nalouhanay telo lahy

9€ x 3 lahy = 27€

Vola lasany mpivarotra:

2€

totaliny 29€.

Manaiky ve nareo @ lay asamarika:?:



Soa toi fa tsy comptable, ho very aby ny volam-pirenena raha izao
15. sitlo ( 23/05/2007 18:16)
Koa efa hoe 9 x 3 = 25 + 2 koa mbola ny 2 any am barman indray no anampiana azy fa tsy ny 1 x 3 any am-paosy.

Ny tadidiko tamin'io blagy io dia vao napetrak'ilay kofa iray ilay izy tonga dia izay be teniratsy be izay no namaly. Dia avy eo hoe, ny an'ialahy marina fa ilay teniratsin'ialahy m@#$%&(@ be. :-D
16. karinah ( 23/05/2007 18:24)
xxx: ka efa we lasan'ny cendrier indray aza rhf tsy hita mintsy eh =))=))=))
17. mandrak ( 23/05/2007 23:35)
salmo> lé virgule io é
18. diamondra27 ( 24/05/2007 21:27)
lasan'i barmana pourboire
19. xxx ( 25/05/2007 15:46)
taraiky beuuuh enao :!: :-D
20. mandrindra ( 25/05/2007 17:03)
ny isa voalohany amin'ny fanampiana (fanalana) ihany koa dia ny aotra. ny isa voalohany amin'ny fampitomboana (na fizarana) dia ny iray.

amin'ny kajy voalohany dia ny fanampiana (10+10+10, dia avy eo 30-25) no fototra, izany hoe aotra no voalohany amin'ny fanisana. amin'ny kajy faharoa dia fampitomboana no fototra izany hoe iray no fiandohan'ny fanisana. dia io izany ilay elanelana 1 euro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4668