salmo1:
* Nisy 3 lahy niditra Bar, samy nitondra 10€ avy izy telo lahy... totaliny 30€.
* Ny lanin'izy telo lahy tao @ lay Bar, totaliny 25€.
* 30€ ny vola napetrak'izy telo lahy teo ambony latabatra, 25€ ihany no lany tao @ lay Bar.
* Naveriny mpivarotra ny 5€.
* knefa ny 5€ tsy azon'izy telo lahy ho zaraina telo.
* Samy naka 1€ avy izy telo lahy dia napetrany ho any mpivarotra ny 2€ ambiny.
Raikitra ny kaonty.
* Raha nadoa 10€ ny raika lahy, knefa niverina ny 1€.. dia 9€ zany no naloahany raika lahy.
* Izy telo lahy zany samy nandoha 9€... totalony 27€
* 27€ hampiana an'ilay 2€ ny mpivarotra... totaliny 29€
Aiza ny UN EURO:?: fa 30€ no nentin'izy telo lahy fa tsy 29 €.;-)
AZA ARANGARO NY FANAZAVANA ETSY AMBONY(VOLA LANY)
SY NY FANDREBIREBENA ILAY 1 EURO TSY AMPY:D
1- ATAMBARO NY LANY REHETRA
BAR + MPIVAROTRA = TOTALINY
25 EURO + 2 EURO = 27 EURO
KOA RAHA 27 EURO IZANY NO LANIN'IZY TELO LAHY
NY IRAY IZANY NANDANY 27/3=9 EURO
2- NY VOLA NIVERINA AMIN'IZY TELO LAHY TSIRAIRAY DIA
1 EURO:arrow:3 EURO NO FITAMBARANY.
3- NY 9 EURO VOARAIN'NY TSIRAIRAY AVY + 1 EURO NIVERINA 9 EURO +1 EURO = 10 EURO
4- RAHA OLONA TELO IZANY NO NAMETRAKA 10 EURO :arrow: 10 EUROX 3= 30 EURO
NANOME 30 EURO ,AIZA ARY LAZAO AHY NY 1 EURO TSY AMPY?
TSY MISY VOLA VERY AO .:roll::D