sex sy fitiavana

1. xxx ( 19/05/2007 10:33)
mahita anilay resaka etsy ambany d mametraka fanontaniana we ny sex v mampisaraka ? tena important v? d ahoana ny fitiavana ?
novalian'i la ny 27/06/2007 08:49
2. Fiffi ( 19/05/2007 10:39)
mampisaraka ahoana zany ? mijangajanga de misaraka ve ?
tena important ve ? heu....miaraka am fiainana hiany io koh !
ny fitiavana ? heu...ny fitiavana ahoana aloha zany ?
3. nikopol ( 19/05/2007 10:52)
rehefa tsisy sex dia aleo manao mpianadahy e !
ohatran'ny besoin rehetra io ! mihinakanina, matory , misexa...

rehefa tsy amin'ny mpifankatia no hanaovana izany dia aiza?

4. diamondra27 ( 19/05/2007 11:18)
xxx: miankina @ toebatan'ny tsirairay sy ny sain'ny tsirairay io.

Ny sex sy fitiavana de tokony hiaraka, indraindray anefa de voan'ny tsy azo anoharana noho ny antony samy hafa de tokony tsy hifanometsiny fa tokony hi communiquer an'ilay pertenaire-nao ianao , de mi-rassurer azy we, za hitako tena tsy de mamely loatra resaka sexe fa zao sy zao ny antony, izany tsy midika we tsy tia anao aho etc... de mba mety hilamina ny sain'ny le olona 1 @izay; dE miara-mitady solution eo

rehefa tsy mety mitsy le fisian'ny sex de caresse sy tendresse atao betsaka ary teny mamy sy toky de ampy izay.
Aza asiana fijangajangana fotsiny de mety le izy.Hajao le vady ...

Toy io aloha ny fahitako ny sex sy fitiavana amiko fa ny hafa no tsy haiko
5. booboo ( 20/05/2007 10:39)
rehefa tsisy sex dia aleo manao mpianadahy e !
ohatran'ny besoin rehetra io ! mihinakanina, matory , misexa...

eka ouz
6. tywa68 ( 20/05/2007 16:13)
booboo:

rehefa tsisy sex dia aleo manao mpianadahy e !
ohatran'ny besoin rehetra io ! mihinakanina, matory , misexa...

eka ouz



zany an :miam::miam::-D:-D
7. dongadonga ( 21/05/2007 05:00)
mpianadahy ao @ tompo an:-D
8. sakaizakely ( 21/05/2007 08:23)
tsy haiko klou fa raha mbola vao tanora kosa no tsisy sekseksa zany de tsy lasa e ! raha efa samy ménopausé sy androposé miaraka le mpivady de hafa indray izay ny filin
9. nathie86 ( 21/05/2007 08:26)
ny sex sy ny fitiavana.

Ra efa vadinao izy d tena miarka ireo.
Ra mbola mpisipa tsotra kosa tsy dia tsara lôtra ny sex fa mahatonga blèm bobaka b toy ny vohoka tsy niriana ohatra.
Ho anareo vhv tazomy ny maha viriginy anareo fa aza manaiky adalain'I Nikopol:-D:-D
10. pimaso ( 21/05/2007 09:21)
raha ny filaharany, dia aleo : fitiavana aloa izay vao sex
satria na misy sex aza raha tsy tiana le olona tena calvaire be!
fa raha misy fitiavana izy zara aza hanan... foana
alefaso ary @ "resak'olon-dehibe" ity sujet ity dia mivelatra tsara e!
;-)
;-)
;-)
11. nathie86 ( 21/05/2007 12:04)
pimaso nga an:roll:
12. xxx ( 21/05/2007 18:50)
o ry fiffi a! tsy hitako intsony ny tsy natao ! t@ 1 , nafenina fa tokantrano tsy ahaka , tsy taty intsony d notataraiko t@ ilay namakobe , d notadiavanay 2vavy hevitra , natao daholo , mody mivoaka , mody manao vancace 1 herinandro tsy hita , miverina za tsy manontany akory izy we avy aiza , sady izy tsy tezitra fa miverina @ normale ny fiainana , ny tena ndray no reraka manao cinema fa tsy asiny sira akory ! ndray2 , na ny tena aza mihome rery we wen , ilay namako d torany hehy we tsy hitako zay atao , fa toa ndry ndray no wen!
13. patrick2002 ( 22/05/2007 13:30)
Tsy haiko aloha fa arakaraky ny fotoana niarahanao t@ partenaire nao io raha vao miandoha io fitiavana io dia misy importance-ny kokoa ny sex ,tsy tokony hijanona eo anefa ny fiainana fa mivoatra ,rehefa mandeha ny fotoana dia misy zaza, ahoana ny fihariana ,manaraka ho azy eny ny fitiavana efa tsy dia misy importance kokoa ny sex .
Tsarovy fa ny sex dia plaisir ohatry ny plaisir rehetra ,misy fotoana no mampiakatra an'ilay feeling ,ka raha misy olona angoissé lava ,tsy hanana performance sexuelle izy par rapport an'ilay olona falifaly lava ,mety misy koa olona efa manana distraction afa izy ohatra: jeu ,na misotro ,na sport ,na musique ,hanana performance sexuelle izy fa mahalana izy vao te hanao sex.
14. sakaizakely ( 22/05/2007 13:54)
xxx> ary tena efa tsy mivaklà aminao mihitsy ange izy izany e ! anontanio izy hoe inona marina no tadiaviny fa tsy mazava mihitsy ny fihetsiny. Amiko dia tsy mety raha misy iray tsy afapo. izy no tena tia tena am'zany fa tsy ianao.

Efa nahita cas mitovitovy amin'io aho fa tena fetsy alika lahy be le lhl, hay nanaovany toetra tsy zaka tamin'io le vadiny hanosehany azy hiala tsimoramora. Tsy naharitra manko le vhv fa nanana aventures, toundé nampidiriny ny divorsa fa hoe mamitaka azy le vhv. Fa nisy nahita ihany le lhl dia samy 50/50 de vita. Mahimahina ihany.

15. Jeankely ( 23/05/2007 10:55)
Mifandray ny Sex sy fitiavana ary resaka Sex ny Fanambadiana fa tsy resahana mivantana fotsiny. Na izany aza misy kosa ny manao resaka efa lasa alavitra be ka mila mianatra sy manaraka boky vao mahita hevitra. Aza adino koa fa rehefa samy antitra tsy miazakazaka amin'io intsony fa samy "RNJAIKA" kano sa ianareo vehivavy mbola mila be rehefa ranjaika?=))=))=))
16. Imahaka ( 23/05/2007 12:09)
nikopol:

rehefa tsisy sex dia aleo manao mpianadahy e !
ohatran'ny besoin rehetra io ! mihinakanina, matory , misexa...


'zay mihitsy e!

nikopol:

rehefa tsy amin'ny mpifankatia no hanaovana izany dia aiza?



dia amin'ny namana eto amin'ny serasera fa atao ara-birtoaly fotsiny :-D:-D
17. xxx ( 23/05/2007 17:19)
ny sex no anisan'ny moteur mapandeha ny vie de couple ry zareo a! tsarovy izany....raha io no banga dia efa misy zavatra hafa izany...
18. ikalakintina ( 24/05/2007 10:38)
xxx:

ny sex no anisan'ny moteur mapandeha ny vie de couple ry zareo a! tsarovy izany....raha io no banga dia efa misy zavatra hafa izany...


=D
marina io
19. sonwin ( 24/05/2007 11:09)
hay ve e ha ha ha 8)
20. xxx ( 24/05/2007 11:32)
xxx:

ny sex no anisan'ny moteur mapandeha ny vie de couple ry zareo a! tsarovy izany....raha io no banga dia efa misy zavatra hafa izany...



f'hita koh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3393