sex sy fitiavana
21. anselme999
(
24/05/2007 12:03)
xxx:
xxx:
ny sex no anisan'ny moteur mapandeha ny vie de couple ry zareo a! tsarovy izany....raha io no banga dia efa misy zavatra hafa izany...
f'hita koh!
taiza koa misy moteur sex zany sa enao mba manana an'zany
22. xxx
(
24/05/2007 12:40)
anselme999:
xxx:
xxx:
ny sex no anisan'ny moteur mapandeha ny vie de couple ry zareo a! tsarovy izany....raha io no banga dia efa misy zavatra hafa izany...
f'hita koh!
taiza koa misy moteur sex zany sa enao mba manana an'zany
vakio tsara fa voasoratra hoe"moteur mampandeha ny vie de couple", na hampio solomaso raha tsy hitanao!8)8):-@
23. dongadonga
(
24/05/2007 21:21)
kay ve misy moteur kely ao mampadeha sy manodina le fitiavana eeh ,de raha maty le moteur de ahoana?
24. nathie86
(
25/05/2007 06:03)
ra maty le moteur d manao entretien ra tsy mety intsony fa tena simba tanteraka d mividy vao²:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. lapino
(
25/05/2007 09:39)
xxx:
ny sex no anisan'ny moteur mapandeha ny vie de couple ry zareo a! tsarovy izany....raha io no banga dia efa misy zavatra hafa izany...
Fa ahoana izany banga sex ? :roll::roll:
26. Jeankely
(
28/05/2007 09:02)
Marina izany eo amin'ny fahatanorana. Mitady izany ny vatana ary raha tsy mahita na tsy ampy dia romodromotra. Rehefa masiaka ny Mpampianatra na ny Patron dia hoy ry zalahy sy ny fiteny hoe tsy nahazo tany antrano na tsy nomen'ny vadiny tany angamba. na izany aza araka ny soratro ery ambony hoe rehefa antitra dia mbola mifankatia ny mpivady saingy tsy ny sex izany no zava-dehibe ary mety tsy manao sex mihintsy aza ireo mandritra ny fotoana maro nefa samy tsy mahita olana. raha manao ivelany kosa nefa tsy manao ao antrano dia tena tsisy fitiavana ny dikan'izany.
27. naughtyboy
(
31/05/2007 12:26)
nathie86 tsy voatery hividy fa miankina @ le mpanamboatra tanjemo fa betsaka ihany ny oul mahay mi-bricoler @ zao fotoana ony:-D afatsy ny mpisoloky , io sex io tsy azo odina fann zany ny adidy vita tsy an'olondratsy ny fafiny etsy andaniny azo mankalaza daoly ny mpifankatia @ zay sady mahaela velona ony izy io no filazany sasany azy tonga de ela velona daoly ny mpifankatia rehetra ee:D
29. Jeankely
(
04/06/2007 03:40)
Marin'izany fa tsy misaraka ireo fa tandremo koa raha diso be loatra ny sex dia zatra ny vatana ary raha misy maha tsy eo ny iray dia ho aiza amin'ity fahazarana. Mila lanjalanjaina ihany io kano=))=))
30. baniry
(
07/06/2007 10:29)
- fahotana ny firaisana alohan'ny fanambadiana
- fijangajangana ny firaisana hors ny fanambadiana
ho anay kristiana
Merci
- fijangajangana ny firaisana hors ny fanambadiana
ho anay kristiana
Merci
31. Jeankely
(
13/06/2007 09:31)
Ny tena Christian dia saro-tadiavina na vitsy. Ny mpiangona no betsaka ka milalao ary avy nanala zaza sy bevohoka no marobe hatao mariazy. Zava-misy io fa tsy fanenjehana. Rehefa olombelona dia raviravian'ny sex fa tsisy resaka Christiana sy tsy Christian.
32. la
(
27/06/2007 08:49)
Amiko ndray aloha arakarak'izay zava-misy eo ihany e! refa vonona ny andray responsabilité amin'izay zavatra mitranga eo de mirosoa amin'ny sex raha tsizay de aoka aloha.
Ny fitiavana ra mbola "pisipa" matetika tsy de voatery ihisy sex foana.
Raha, efa mpivady de afahafa ndray ra fitiavana tsisy sex.
Mety foana io e refa vonona de mirosoa e!! fa ataovy am-pitiavana ny zavatra rehetra :)