hono hoa
1. ari.malala
(
11/05/2007 12:38)
Fiteny heno foana ilay hoe ny fitiavana tsy misy taona, ka mba te hanontany anareo lehilahy za hoe tinareo ve ny miaraka @ olona zokinareo, de hatramin'ny firy taona ny elanelana eken'ny sainareo?
novalian'i fasaly ny 16/05/2007 11:04
2. xxx
(
11/05/2007 13:10)
za tsy bandy aloha fa io arakarakiny fisainana,sy ny kilotora!! zaho manana cousins betsaka fa tsy tia miaraka raha tsy vehivavy zokin-dry zareo!!:lol: ; tsy fantatro ny antony aloha , efa niaraka taminy vhv zandriny ry zareo fa toa mifaninana maka ny zokiny fona :roll::lol::wink:
3. martini
(
11/05/2007 13:50)
sao de mifamadika ny zavatra tinao lazaina.za lhl mahatsapa fa ny vhv no mitady zandry kely fa tsy ny zandry kely no andeha haka ny soara noho izy:-*:-@
6. Fiffi
(
11/05/2007 15:33)
martini: hummm....tandremo aza sao de mifamadika am zavatra hafa an ! :wink::-D:-D:-D (aza afangaro am le hoe "comika" an ) !:-D:-D:-D:-D
7. sympa
(
12/05/2007 00:07)
tsy mifidy ao ( tsy tounde le antitra be no iza klo e :!: fa le ba zokiko 5 farany be :oops: ) fa ny hoe hic @ de izao tound' enao de tin'ny sipa kely doly @ zay avy eo ;-) de tsy ainao tsony ny atao klo eeee ^^^^
8. karinah
(
12/05/2007 00:50)
sympa, de awona tahaka an'i Sharon Stone sy Dicaprio, oh :wink: ; rehefa mifanaraka ve ry zareo?! in ny manakana anazy tsy hiaraka am sipakely otran'azy? vola ve no tsy misy sa ny beauté no tsy ampy? mahagaga :^^^^
9. Fiffi
(
12/05/2007 07:17)
sympa: humm......tsy misy taona ny fitiavana....heu...fa anjaran'tsirairay fotsiny no manao ny safidiny....
10. salmo1
(
12/05/2007 11:20)
ari-malala:Tandremo mikôtokôty anah eo ah!
Fiteny heno foana ilay hoe ny fitiavana tsy misy taona, ka mba te hanontany anareo lehilahy za hoe tinareo ve ny miaraka @ olona zokinareo, de hatramin'ny firy taona ny elanelana eken'ny sainareo?
12. xxx
(
12/05/2007 12:07)
tsy kotina aza ianao milaza fa kotian'izao sy izao koa indrindra fa kotina dia asa fotsiny:x
13. fasaly
(
12/05/2007 12:08)
salmo: mi geste ndray an!
fangah refa hoe lay bandy no zandriny dia hoe ilay sipa no nikoty azy :-P ilay bandy ihany no mikoty amzany kou!:wink:
fangah refa hoe lay bandy no zandriny dia hoe ilay sipa no nikoty azy :-P ilay bandy ihany no mikoty amzany kou!:wink:
14. sympa
(
12/05/2007 14:18)
karinah:
sympa, de awona tahaka an'i Sharon Stone sy Dicaprio, oh :wink: ; rehefa mifanaraka ve ry zareo?! in ny manakana anazy tsy hiaraka am sipakely otran'azy? vola ve no tsy misy sa ny beauté no tsy ampy? mahagaga :^^^^
Za nge tsy vaza nge eee :!: :°) za ne tsy mifidy tava fa le hoe mba asiana fetrany kely le taona fa tsy manda anio nge za ee :!: :-D
fasaly:
fangah refa hoe lay bandy no zandriny dia hoe ilay sipa no nikoty azy :-P ilay bandy ihany no mikoty amzany kou!:wink:
fasaly> tsy manda anio koa za fa ndray² le izy ne tsy votery hoe le kofa fona no mikoty fa mba misy koa ny joba eee :!: 8O
Mba mitady kofa mahavita azy koa ry zareo :!: :-D:-D:-D
15. fasaly
(
12/05/2007 15:07)
sympa: t'es trop sympa:wink::-D
i salmo no ivantanan'io hevitoro io fa tsy i toi hihihi!
fa zà tsy tia mikoty fa aleoko kotina ihany kan! mba mijanona ahatrany am maha place ny vevavy ihany e! izaho mantsy feminine trop de zay :-P:-D:-D:-D

17. ikalapeta
(
13/05/2007 05:44)
i Sympa: samy manana ny tadiaviny io koh 8O ; dia arakarak'izay izany eh! :-D
19. fasaly
(
13/05/2007 06:55)
xxx: kotio izy , in no olana??sady io zao mora kotina be satria izy tsy maay mikoty sipa:^)