hono hoa

21. fasaly ( 13/05/2007 08:12)
kotio izy hoy aho!!!;-)
22. sympa ( 14/05/2007 00:34)
ikalapeta:

i Sympa: samy manana ny tadiaviny io koh 8O ; dia arakarak'izay izany eh! :-D



Marina nge io lazainao io fa ny ahy nge izao de aleoko mijery sipa mbola zandriko 6 na 8 ans eee :!: fa izao efa niaraka t@ sipa mitovy toana @ko klo eee :!: ( zandriko 1 volana fotsiny izy ). Fa le hoe vhv mitady kofa zandry de izao, le izy raha fahitako de ireo vhv efa mure ireny no mpanao io fomba io ( tsy voatery ny rehetra fa misy ny minorite @ ), mitady kofa ilay tena kosto ireny no tena tiany, ireny no tena mahavita ny plaisirany :!: :°)


23. pimaso ( 16/05/2007 08:09)
ari.malala > sehatra malalaka be le hoe fitiavana, tsy misy fepetra loatra
fa sahala amiko manokana dia tsy mety amiko le sipa zokiko;
fa tena misy bandy kely be dia be hitako miaraka @ ireny demi-maman ireny, fa toa assurance matérielle no fahitako azy
hoan'ilay vavy lehibe indray dia toa bouche-trou ny fahitako azy, manambady antitra be saosy dia manala azy @ boay kely;
izay no hitako @ ireny aloa fa ny raison hafa tsy dia haiko loatra?
ok
24. fasaly ( 16/05/2007 11:04)
pimaso: tsy ho vetery ho marina dool zany lazainao zany
mus tena fitiavana no hiarahana entr'autre:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2995