somary hafa kely
1. xxx
(
26/04/2007 13:07)
Mpinamana(amitié) eto amin'ny serasera.
Betsaka ny tsy mifankahazo. Inona no antony
Betsaka ny tsy mifankahazo. Inona no antony
novalian'i tsiafoi1 ny 04/05/2007 08:00
3. salmo1
(
26/04/2007 13:13)
Misy adala de misy hendry
Misy konôndrana de misy mahay
Misy antitra de misy tanora
Misy faly lalan-dava de misy kizitina lalan-dava
Misy mahatra de misy manakarena
Misy manala azy de misy mamoaka ny ao ampony rehetra
Misy tsara tarehy de misy ratsy tarehy
Misy ny mapte ho tia de misy ny tsy mapte ho tia
sns... ;-)

5. xxx
(
26/04/2007 15:31)
salmo1:
Misy adala de misy hendry
Misy konôndrana de misy mahay
Misy antitra de misy tanora
Misy faly lalan-dava de misy kizitina lalan-dava
Misy mahatra de misy manakarena
Misy manala azy de misy mamoaka ny ao ampony rehetra
Misy tsara tarehy de misy ratsy tarehy
Misy ny mapte ho tia de misy ny tsy mapte ho tia
ifara::-D:-D:-D:°):°):°);-);-)=))=))=)):°):°):°):°):-P:-P
misy ny tsotra de misy ny sarotiny
6. Fiffi
(
26/04/2007 15:40)
xxx:heu.....inona no maha hafa kely an'zany ? fiainana daholo zany an ! nga ity fiainana ity natao tsy maintsy hoe hifankahazo daholo ? tsy ho tonga lafatra ve ny fiainana ?
Mpinamana(amitié) eto amin'ny serasera.
Betsaka ny tsy mifankahazo. Inona no antony
7. diamondra27
(
26/04/2007 16:24)
misy tsy mifankahazo amiko ve ato?
Mety hoe: tsy mitovy hevitra amiko angamba no hitako fa raha hoe: namana izany mety misy ny quiproquo de rehefa mifanazava dia milamina izany.
Dia firy aloha izany betsaka izany e!
I bozylove 'zao de betsaka no tsy mitovy hevitra aminy fa tsy hoe:tsy mifankahazo , sa ahoana?
Matetika rehefa direct ny olona sy miteny ny marina dia tsy tantin'ny olona.

8. imanjakely
(
27/04/2007 08:10)
tsara raha samy maneho hevitra ny tsirairay eny na dia direct aza; ilaina koa anefa ny fandanjalanjana ny teny izay avoaka.Za manokana, mino ah fa tsy misy ny tsy mifankahazo amiko raha ato amin'ny serasera.
9. diamondra27
(
27/04/2007 08:23)
de firy kilao ihany no azo avoaka mba tsy ho tafitohina ny olona?
10. diamondra27
(
27/04/2007 08:37)
miala tsiny fa tsy tafa ra tsy zao
de hisy tafitohina ve @io zao?
ceu ki m'aime m' s8v G n s8 pas là pour fére ds lèch derièr sui là p dre se k j-ai à 10r sa plaît ou ps cest pareil
de hisy tafitohina ve @io zao?
ceu ki m'aime m' s8v G n s8 pas là pour fére ds lèch derièr sui là p dre se k j-ai à 10r sa plaît ou ps cest pareil
12. xxx
(
27/04/2007 18:10)
xxx:bdb ny antony :-D:-D:-D
Mpinamana(amitié) eto amin'ny serasera.
Betsaka ny tsy mifankahazo. Inona no antony
15. xxx
(
27/04/2007 21:19)
fa angaha voatery hifankatia koh! zah koh tsy ty sady tsy mitady no tsy mitamby!
aleo tsy manana toa izay manadratsy le aza!:-@:-@
aleo tsy manana toa izay manadratsy le aza!:-@:-@
17. dongadonga
(
27/04/2007 23:26)
mbola hody ho vovoka daholo ry reto an,fa mahaiza mifankatia ,inona fotsiny no hidirana eto raha higidraka:@ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny olona no miady hhiii hiiiii:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b
19. sakaizakely
(
28/04/2007 13:01)
xxx:
Mpinamana(amitié) eto amin'ny serasera.
Betsaka ny tsy mifankahazo. Inona no antony
Serasera = fifandraisana fa tsy midika akory hoe finamanana
tsy ho voatery ho namana daholo izay eto. Toy ny fiarahamonina ihany, tsy ary ho raisina namana daholo izay miresaka aminao rehetra. Ilaina ny fisian'ny feeling raha te hisafidy namana.
rehefa tsy mitovy hevitra dia matetika tsy mifankahazo. Lalampiainana izany !
20. dongadonga
(
29/04/2007 11:55)
sakaizakely< marina ny lazainao fa na izany aza de mpinamana foana isika matoa miresaka eto ,ny sasany aza raha manana blém de ampetrany eto mba ho vahana ny olana misy eo aminy ,izay no maha mpinamana .
:@:@:@
:@:@:@