somary hafa kely

21. vale ( 29/04/2007 12:48)
:@:@:@dongadonga! ilay tsy fitovian-kvt anie miteraka zvt hafa hiany ndrainjay e !;-):-*:-*:-*
22. dongadonga ( 29/04/2007 13:12)
ka ilay tsy fitoviankevitra mihintsiny angeh no mba hifaneraserana eto ,mba haitana ny marimaritra iraisana:lol::lol::lol::lol::@:@:@:@:@:miam::miam:
23. laracroft ( 29/04/2007 14:49)
hoy ianao,:-D:-D:-D:-D:-D:-D:..:@8):@
24. diamondra27 ( 29/04/2007 15:31)
cool fotsiny ry zalah de avelao any wa ze tsy faly
Tohizo ny lalanao (fa tsy ny lalantsika andra8:oops::oops:)
25. tsiafoi1 ( 04/05/2007 08:00)
rehefa mba mifamaly aloa dia mba mifamaly eto @'ny serasera fa esprit sportif ihany no manja e!
Après Tsiky kely de ampy hoy Hery :D:lol::):D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0373