Zavatra tsy mazava.
1. tynah
(
04/04/2007 20:49)
D faly miarahaba anareo rehetra.Tam 4 volana lasa zay d nifampikasoka ny kihoko (tanana) sy ny tanan'ny zandriko d samy nahatsapa zahay roa vavy fa samy lanin'ny courant. Afaka andro vitsivitsy taty aoriana indray tao anaty avion d nisy ankizy vavy kely teo ankaikiko, efa hivoaka ny avion io an d nampiakatra ny tanako zah ka raha vao nandalo ny volon'ilay zaza ny tanako d nitsangana ny volony.Tsy hoe akory nitsangana doly an! haiko mantsy fa misy tapa tsinay ndray ao. Fa misy an'ilay volo tapatapaka ireny no nitsangana, d refa miala zah d miverina am placeny ilay volo d manantona zah d mitsangana ilay izy. D vao omaly indray nifanena tam namako zah d nanao bisous d samy lanin'ny couran ny takolakay roa vavy sady otran'ny misy feony reny ilay izy. Resaka serieuse io an ka tokony hanantona docteur ve zah sa aona hoy ianareo? Misaotra mialoha.:-*
novalian'i sympa ny 13/05/2007 23:20
2. sipagasy
(
04/04/2007 21:06)
ihihih, tsy ianao no iomehezako annn, fa ny fomba fitantaranao azy, matetika tokoa aho no tratran'io, fa aleo ngamba isika hiandry dokotera hamaly eto sa....
5. fasaly
(
04/04/2007 21:53)
raha tsika roa zany no mikasoka ry tynah de asa fotriny fa ny ahy zay kasihin'i tanako rehetra de mi décharge mahitsy lay courant ka tena marary mitsy an! na metal io na alluminium io na plastik mitselatra mahitsiny.....:{ fa marary an! tena otran'ny tratran'ny courant mitsy raha vao mikasoka amreo zavatra iireo ny tanako:x
7. Vahinala
(
04/04/2007 23:38)
ohhh aza mihambahamba fa manatona dokoter ko, ahoana zany misy courant zany, ratsy be anie zany e ! Tsy hoe mananihany za fa ahoana zany raha manannnn ! Mandehana aky mijery doko an, sérieux
8. dongadonga
(
05/04/2007 04:40)
sao de robot ary ianao ri tynah ,aiza koa no misy olona misy courant ,tsy norme zany an :!:
9. fasaly
(
05/04/2007 06:06)
vahinala de aon raha mande any am dokotera
ny ahy tena mahery vaika mitsy ka! mitselatra mitsny
dongaodnga tena marina kan!
ny ahy tena mahery vaika mitsy ka! mitselatra mitsny
dongaodnga tena marina kan!
10. kally
(
05/04/2007 07:41)
Izaho rehefa ririnina no tena tratran'io. Izay miarahaba ka manaonao:-* dia lanin'ny courant daholo.
Tsy tokony hanao akanjo synthétique loatra hono, dia rehefa sendran'ilay moquette henjakenjana be ireny (ilay any amin'ny birao ireny) koa no tena mihetsika izy.
Tsy tokony hanao akanjo synthétique loatra hono, dia rehefa sendran'ilay moquette henjakenjana be ireny (ilay any amin'ny birao ireny) koa no tena mihetsika izy.
11. nikopol
(
05/04/2007 07:51)
za tsy dokotera fa mety mila manao lamouro matetika ianareo ireo dia afaka ilay izy, atao foana foana foana foana ...ny an'i Kally zany rehefa ririnina dia mila be dia be
12. fasaly
(
05/04/2007 07:57)
:roll::roll::roll::roll:ountssss marina ve zany?????de ampitomboana ndray zany ny lamouro:-P
kally: ny ahy na lay plaid reny aza tena tselatselatra mahity fa marary wa!:x
kally: ny ahy na lay plaid reny aza tena tselatselatra mahity fa marary wa!:x
13. nikopol
(
05/04/2007 08:00)
fasaly ie, tsy scientifika za fa azo eritreretina hoe lojika ihany io
14. tynah
(
05/04/2007 09:44)
Zah alouh tsy robot eh! fa ny mahagaga ahy indray zany hoe mandray plastique zany. Ny ahy refa mandray varavarana auto talouh no tratran'io fona fa zao tena zavatra hafa mintsy.Tsy ampy lamouro ve?:-P iny tsy manin raha tsy hatao kah! aleo zany manantona an dradoko sao lasa Mme Bean eo.
15. Jessimi
(
05/04/2007 10:05)
Resaka somary "siantifika" kely: samy mandray sy mamoaka "angovo statìka" (énergie statique) ny olona fa ny anareo izany somary misimisy "sensibilité' kokoa noho ny an'ny olona rehetra.
Tamin'ny nianatra fizìka no nahafantaranay an'izany;
andrana azo atao ho an'izay tsy mino dia mangalà anie ireny fitsipika plastika ireny dia hafanao dia ampandalovy volon'olona, (indrindra hoe volo lava sy tsotra) fa tsy maintsy hitsangana ny volon'io olona io:!:

16. fasaly
(
05/04/2007 10:20)
tynah: ié! marina ka! na mamafa poussière ambony tv aza zà defa njay ny anao! mamoha varavaran'ny fiara d'efa tratra e! grrrrrrrrrrrrr
17. sakaizakely
(
05/04/2007 13:59)
tsisy atahorana izany fa fombanjavatra e ! resaka electricité statique izany. Misy aza olona andriamby tena iraiketan'ny vy mitsy.
Tsy misy tokony anatonana dokotera am'zany fa mandeha ho azy io. Za koa matetika manao an'zany. Indrindra rehefa maina be ny hoditra. Manao crème hydratante fotsiny dia vita, na tarehy na vatana. Ny molotra asiana lokomena na stick hydratant koa. :P

18. Vahinala
(
05/04/2007 14:08)
fasaly > D ngo d na le dokotera manao consul za ve ahaingany courant eo ko !:-D:-D:-D
nan tsy mananihany za fa aleo aky mijery doko an, dia azavaindry azy fotsiny ny fandehany fa zavatra hafahafa ange zany e sady sao sanatria miteraka zavatra hafa eo ny farany ko, sérieux e !
nan tsy mananihany za fa aleo aky mijery doko an, dia azavaindry azy fotsiny ny fandehany fa zavatra hafahafa ange zany e sady sao sanatria miteraka zavatra hafa eo ny farany ko, sérieux e !
19. fasaly
(
05/04/2007 14:27)
vahinàla: loooooooz! zay no hatahorana marina:-D:-D:-D sao manao ny brak dance ao zay sy radoko vao lozaaaa:-D:-D:-D
20. Samoana
(
05/04/2007 14:36)
Nanao bezoro oroka za t@ herinandro lasa tonga de nisy courant be ny takolakay sy le kala:-D. De reflexe be za niteny hoe " matanjaka be izany coup de foudre-tsika sy enao izany". Tsipaky ny hehy le ramatoa fa rangà vadiny teo akaikiny nidiridiry be no sady nopotseriny mafy ny tanako niarahaba azy:-D