Zavatra tsy mazava.

21. nikopol ( 05/04/2007 14:48)
samoana nitsangam-bolo ve ianareo roa ? :-D:-D:-D dia inona no niridiridy tamile rangaha ? :-D:-D:-D
22. fasaly ( 05/04/2007 15:34)
:-D:-D:-D:-Dsamoana: loza kou zany aza manao bezroka tsony fa riské ho voadarka enao ny farany:-D
23. kally ( 05/04/2007 15:43)
Inona ity lamoro ry Nikopol?:-D:-D Lafo be ny vidin'izany? Dia io mihitsy izany no mahafaka azy? ka ny ririnina ity efa dify:lol:
Mba henjana koa ry Samoana niridridy izany kah!:-D
24. nikopol ( 05/04/2007 15:47)
kally io no fanafodiny raha be herin'aratra loatra! za indray asa fa nisy sipa zay niaraba ahy dia tonga dia nitsangambolo be aho ...
25. fasaly ( 05/04/2007 18:48)
:-D:-D:-D:-D
26. sitlo ( 05/04/2007 18:52)
Mr bine :-w
27. fasaly ( 05/04/2007 20:55)
:-D:-D:-D
28. karinah ( 05/04/2007 21:55)
fasaly:

:roll::roll::roll::roll:ountssss marina ve zany?????de ampitomboana ndray zany ny lamouro:-P

kally: ny ahy na lay plaid reny aza tena tselatselatra mahity fa marary wa!:x
ye, zah koa misy an'io na dia bodofotsy reny de mitselatra beuh:lol::-D:-D:-D


29. Vahinala ( 05/04/2007 22:11)
nikopol:

samoana nitsangam-bolo ve ianareo roa ? :-D:-D:-D dia inona no niridiridy tamile rangaha ? :-D:-D:-D



:-D:-D:-D:-D

fasaly > Ngo d asotinjy eny am plafon eo radoko ko am courant ko !:-D:-D:-D
30. karinah ( 06/04/2007 07:35)
kally:

Izaho rehefa ririnina no tena tratran'io. Izay miarahaba ka manaonao:-* dia lanin'ny courant daholo.
Tsy tokony hanao akanjo synthétique loatra hono, dia rehefa sendran'ilay moquette henjakenjana be ireny (ilay any amin'ny birao ireny) koa no tena mihetsika izy.
kally::-D:-D:-D:-D (nanin tany @ mokety , hihihihihihihi:-P:wink:


31. fasaly ( 06/04/2007 12:53)
vahinala::-D:-D:-D marina zany aky fa manana fihetsika mahery vaika be otran'ny tratran'ny fanitona nge raha tratrany e! raha doko mahia aloha dia hiafara any am plafond marina e!:-D:-D:-D
32. tynah ( 06/04/2007 19:31)
kah ilay courant anie tsy manaikitra be fa kely fotsiny eh , otran'ny manaikitra kely zany lé izy.
33. Vahinala ( 06/04/2007 20:24)
fasaly >:-D:-D:-D:-D
34. pimaso ( 10/04/2007 08:16)
zava-misy efa hitajo t@ magazine vazaha io ry tynah,
toa betsaka ny taux ny charge électron ao anaty ny cellule izy izay, fa tsisy rique vitale aloa e! je t'assure
fa manitikitika ahy kely ity raha tsy mahadiso, ny partenairenao ve lanin'io courant io rehefa mifandray nareo?
misaotra mialoha
35. princesseN ( 10/04/2007 13:32)
:?:?fa ina reto zany an!ndray andro zay koa zokinay niarahaba vehivavy tany ampiasanany de nanao otran'zany
de za alo tsy mahay oe ina no dika'zany na ina fa aleo angamba nareo reo manantona dokotera!
36. bazylou ( 10/05/2007 23:33)
mangala ampola amin'ny manaraka e!!
37. tynah ( 13/05/2007 20:27)
hatao in akia lé :idea: ampola? ry bazylou?
38. sympa ( 13/05/2007 23:20)
=))=))=))=))=)) zay zany no atao hoe cou de couran fa tsy cou de foudre intsony an :!: =))=))=)) mizara zany @ manaraka manao lamba en cotton zany nareo misy cou de couran ireo fa ny electron nareo zany vao mahita electron faible de mila hifindra @ le tsy ampy kô :!: :-D marina io an :!: mihinana zvtr be fer ngamba nareo reo ka :?: ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075