Tsy fifandraisana @ malagasy

1. ftma ( 24/03/2007 23:01)
Tena nalahelo aho androany naheno hoe nisy ramatoa namoy ny zanany (10ans) nefa tsy manana havana sady tsy mahalala gasy aty, olona vazaha no nanome numéro ny gasy fantany mba hahafahan'ilay ramatoa mitady hevitra sy fanampiana, mampalahelo ihany ny toe-javatra toa izao fa aza mba miteny hoe "tsy te hifanerasera ami'ny gasy aho" tsarovy fa aty antanin'olona isika ka na dia eo aza ny tsy fitovian-kevitra, ilay ihany ny fifanereserana.
novalian'i ftma ny 27/03/2007 17:41
2. Vahinala ( 24/03/2007 23:37)
Marina mintsy zany sady tena mampalaelo ny zavatra toy izany, ny mahavoa ny malagasy sasany koa mantsy rehefa any antaninolona dia mifanadino samy tsy te hisy hifampiraharaha nefa jereo ange ny vahiny rehefa aty am tanintsika ohatra e, mahay mifandray ary mifanampy mintsy aza. Hanatra ho antsika rehetra tokoa izany, misaotra any ftma.
3. xxx ( 25/03/2007 00:06)
Mapalaelo le zavatra fa mety ko nge tena tsy mahafantatra gasy mintsy izy eh otran'ny @region misy ana zao mahita gasy a fa vitsy kely de eto @serasera aza no tena ahafantarako gasy betsaka;tsy haiko hoe le ramatoa mintsy ve no tsy te hifandray @gasy sa de cas mitovy nena hoe tena vitsy gasy sady tsy hay na ny toerana ipetrahan'le olona aza fa sendra mifanena fotsiny de samy maika dia mifampiarahaba haingana (za aloha de tsoriko fa teto @serasera a vo nahita namana gasy sy niresaka t@gasy h@nahatongavako teto efa ho 3ans zay) mety ko hoe tsy manana internet izy tsy voatery ny rehetra no anana internet afahanana mifandray @gasy aty ivelany fa na zany na tsy zany aza aloha za tsy manome tsiny le ramatoa de miara miory aminy sisa no azo atao mahereza eh :(
4. cutie ( 25/03/2007 00:08)
miobon-kevitra @ xxx:lol:
5. Fiffi ( 25/03/2007 07:13)
ftma:
mampalahelo ihany ny toe-javatra toa izao fa aza mba miteny hoe "tsy te hifanerasera ami'ny gasy aho"
heu....mampalahelo tokoa zany an ! fa ny tsy azoko de io lazainao io hoe "aza mba miteny hoe tsy te-hifanerasera @ gasy" io ....le ramatoa ve zany no niteny an'io ? de zay no nahatonga azy tsy mba nanana contact @ gasy any @ misy azy any ?


6. ftma ( 25/03/2007 08:57)
fiffi: tsy ilay ramatoa no niteny izany ka fa misy gasy sasany miteny hoe "tsy te hifandray amin'ny gasy" ka
xxx: feno gasy aty aminay ka fa ety tsy fahalalana toerana misy gasy no nahatonga ilay izy.
Indraindray koa misy hoe "ny avy any Mahajanga tsy mifanerasera ny avy any Tamatave" nefa samy gasy ihany.
Efa feno fiangonana gasy katolika na protestanta na advantista, na association, sns izao aty fa na tsy mpino aza mandehana ihany fa any no hahitana gasy.
Misy koa ireo fety gasy isakarazany.
Mitondra amabvaka ilay ramatoa sy ny fianakaviany any Mada

7. booboo ( 25/03/2007 11:20)
:? :?:?

Mirary fihonanana feno ho an'ilay reny ary ny fianakaviany zà
8. sipagasy ( 25/03/2007 11:38)
mirary fiononana feno ho an'ilay ramatoa izany e! @ izao andro sarotra toy izao ny ahatsiarovana fa misy anie ny "mutuelle de mada" mampody ny razana raha toa ka sendra ny patsa 1 tsy omby vava tahaka izao e!....:-*
9. Fiffi ( 25/03/2007 19:36)
ftma:
fiffi: tsy ilay ramatoa no niteny izany ka fa misy gasy sasany miteny hoe "tsy te hifandray amin'ny gasy" ka
heu.....tena samy manana ny safidiny marina ny tsirairay..


10. voara ( 25/03/2007 21:02)
bonjour daholo é,ftma aza mba dia mihaino vavanolonafoana é ,le ramatoa tsy mipetraka eto frantsa fa hebergen'ny havany ary le zaza narary avy any mada de hotsaboina aty frantsa kanefa tsy nisy azo hatao an'ilay zaza ka dia nalain'i Ray ,efa hitan'ny dokotera fa hoe tsisy hevitra tsony dia nasaina tonga aty frantsa ny raiamandrenin'ilay zaza mba ahitanazy farany .mampalahelo le olna nitatara taminao fa sady tsy mahay le zavamisy no mbola mapitombo le resaka koa .
11. xxx ( 25/03/2007 22:45)
voara: misotra ana nanazava le resaka ka de mirary fihononana tanteraka ho an'ny mana_manjo eh :(
12. xxx ( 25/03/2007 22:48)
voara : misaotra anao (azafady fa adino le "o"o tetsy amony)
13. Vahinala ( 25/03/2007 22:50)
voara:

bonjour daholo é,ftma aza mba dia mihaino vavanolonafoana é ,le ramatoa tsy mipetraka eto frantsa fa hebergen'ny havany ary le zaza narary avy any mada de hotsaboina aty frantsa kanefa tsy nisy azo hatao an'ilay zaza ka dia nalain'i Ray ,efa hitan'ny dokotera fa hoe tsisy hevitra tsony dia nasaina tonga aty frantsa ny raiamandrenin'ilay zaza mba ahitanazy farany .mampalahelo le olna nitatara taminao fa sady tsy mahay le zavamisy no mbola mapitombo le resaka koa .



Mba mahagaga tokoa zany nataon'ilay olona nitantara tam ftma izany
14. sakaizakely ( 26/03/2007 09:13)
io ilay hoe telefona gasy, mihitatra antrany antatatra no farany :lol:
15. Vahinala ( 26/03/2007 09:24)
:-D:-D:-D
16. ftma ( 26/03/2007 12:03)
bonjour daholo é,ftma aza mba dia mihaino vavanolonafoana é ,le ramatoa tsy mipetraka eto frantsa fa hebergen'ny havany ary le zaza narary avy any mada de hotsaboina aty frantsa kanefa tsy nisy azo hatao an'ilay zaza ka dia nalain'i Ray ,efa hitan'ny dokotera fa hoe tsisy hevitra tsony dia nasaina tonga aty frantsa ny raiamandrenin'ilay zaza mba ahitanazy farany .mampalahelo le olna nitatara taminao fa sady tsy mahay le zavamisy no mbola mapitombo le resaka koa .

voara sao diso ianao? resaka marina ary hitany masoko io fa tsy notantarain'olona izany,
sakaizakely: tsy téléphone gasy izany io fa zava misy,
Ny tiako ampitaina fontsiny dia ny hoe ilaina ihany ny fifaneraserana samy malagasy, zava misy niraisiko ohatra io fa maro ny tantara toa izany
17. booboo ( 26/03/2007 12:06)
Ftma ndray atokisako fôna refa milaza zavatra :-*
18. ftma ( 26/03/2007 12:10)
booboo :lol: merci misy tsy mino io ko :-*
19. Fiffi ( 26/03/2007 12:59)
ftma:
voara sao diso ianao? resaka marina ary hitany masoko io fa tsy notantarain'olona izany,
"voara":
bonjour daholo é,ftma aza mba dia mihaino vavanolonafoana é ,le ramatoa tsy mipetraka eto frantsa fa hebergen'ny havany ary le zaza narary avy any mada de hotsaboina aty frantsa kanefa tsy nisy azo hatao an'ilay zaza ka dia nalain'i Ray ,efa hitan'ny dokotera fa hoe tsisy hevitra tsony dia nasaina tonga aty frantsa ny raiamandrenin'ilay zaza mba ahitanazy farany .mampalahelo le olna nitatara taminao fa sady tsy mahay le zavamisy no mbola mapitombo le resaka koa .



20. xxx ( 26/03/2007 14:42)
Tsy azoko ze irohitana le ady hevitra refa tsy le ramatoa topom_manjo no nilaza fa tsy hifandray @gasy : tokony nanokatra ady hevitra afa fa tsy isy nidran'ny fahorian'le ramotao mintsy le izy:-w raha ny faazoako an'le resaka manko de otran'n hoe le ramatoa tompo_manjo no tsy nty nifndray t@gasy ka tsy aleo ve atao hevitra hafa ndray eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3145