Tsy fifandraisana @ malagasy

21. Fiffi ( 26/03/2007 15:09)
zah koa aloha tsy de mahazo an ! heu....de io koh i "voara" fa milaza zavatra hafa ka tena tsy arako intsony.....
22. Vahinala ( 26/03/2007 15:42)
Mety tantara hafa mintsy ndray zany io resahany voara io raha izany.
23. Fiffi ( 26/03/2007 17:24)
24. ftma ( 26/03/2007 17:44)
xxx: ohatra no napetrako fa ilay lohateny "tsy fifandraisana @ malagasy" no tiako ambara :wink:
vahinala, Fiffi: samy hafa ireo tantara ireo ka
25. dadie ( 26/03/2007 18:44)
hay.... saika ilaza ny hevitra sy zavatra fantatro koa aho fa ra samy hafa reo tantara reo d zay zany o
biz ftma
26. voara ( 26/03/2007 19:35)
zavatra anotaniako an'i ftma ,t@ ovina io zaza io no maty ,ary aiza ny hipetrahan'ireo olona lazainao ireo raha tsy mahadiso
27. voara ( 26/03/2007 20:04)
tsy ilay ramatoa no niteny izany ka fa misy gasy sasany miteny hoe "tsy te hifandray amin'ny gasy" ka
io le lazaiko hoe aza mihaino vavanolona loatra
28. ftma ( 26/03/2007 20:28)
voara: tsy hitako izay hilazana ny misy azy ireo rehefa tsy mino ianao tsy maninona, tsy ny fisiany na fisiany no tiko ambara eto fa ny fifandraisan'ny samy malagasy
"io le lazaiko hoe aza mihaino vavanolona loatra" tsy mahazo resaka mihitsy ianao :roll:
dadie: bizz :-*
29. voara ( 26/03/2007 21:20)
ha de mifanitsy zany le izy ,raha henonao omaly io resaka io de dia midika zany fa zaza gasy anakiroa no maty (10ans ),le fantratro ndray de le eny évry asa aiza koa no misy zaza maty 10an fatantrao io ,tsy hoe tsy mahazo resaka kosa za fa le filazanao hoe eny aminareo tsy misy gasy maro ,
30. voara ( 26/03/2007 21:23)
le filazanao hoe eny aminareo tsy misy gasy maro ,kay tsy ianao no niteny io fazafady akia
31. ftma ( 26/03/2007 21:32)
voara: :lol: mila mamaky tsara :wink: sao ilay resaka ato no tianao ho lazaina: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m460803702d66b momba ilay zazakely maty any Paris.
32. unjila ( 26/03/2007 21:39)
Manahirana akia ty resaka :tsy fifandraisana @ malagasy ity ; tsy dia hoe otranareo ato @ serasera ato daholo akory ny gasy rehetra rehefa aty antan'olona aty ,olombelona samy manana ny toetsainy tsy hifanomezantsiny é mety mbola tsy voa ny sasany amitsika ,fa za efa nahita fa de samy gasy foana no mifamely (mangalabadin'olona ,mtsikera olona ,misoloky olona sns tsy voatanisa é)mapalahelo kanefa hitorabato azy reo ve? MIRARY FIONONANA ho an'ilay mana_manjo é
33. voara ( 27/03/2007 11:20)
io akia no fatatro ry ftma an :)de aiza koa le nolazaindry ana1
34. booboo ( 27/03/2007 11:49)
:lol:
35. rapala ( 27/03/2007 16:35)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-03-2007 01:06:59
Lohateny : Re : Tsy fifandraisana @ malagasy
Mapalaelo le zavatra fa mety ko nge tena tsy mahafantatra gasy mintsy izy eh

marina mihintsy io, izaho 7ans vao nahita malagasy taty aminay azony vitsi2 ny aty dia ny tanjoko izao dia rehefa mahita malagasy zà dia mba ataoko izay hihaonany @ malagasy fa tsara ny milaza eto fa MISY KOA ANGE ILAY TSY TE AHALALA e!
36. ftma ( 27/03/2007 17:40)
(mangalabadin'olona ,mtsikera olona ,misoloky olona sns tsy voatanisa é)mapalahelo kanefa hitorabato azy reo ve?

unjila zava-misy izany fa tsy izany no atao tsy hiraisana @ rehetra e, misy mahafinaritra foana fa tsy voatery ho ratsy daholo akory
37. ftma ( 27/03/2007 17:41)
voara: tena fahoriana nifanojo izany e, tsy misy tsiny akory fa mitondra ambavaka ireo niaram-pahoriana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5492