Isa azo

1. sakaizakely ( 03/03/2007 17:18)
Rehefa tonga eo @ pejy Namana serasera, dia misy sokajy hoe Isa, Bizoroka, Tahiry biz'oroka...

Isa azo avy aiza io ? Ny ahy mantsy mahatratra miiba ambany be ka gaga aho. Atao ahoana kay ny mampitombo an'io ?

Misy koa ilay hoe tsindriana indroa isanandro mampitombo tahiry biz'oroka, nefa toa error daholo ilay rohy roa voatondro eo ambany.

Misaotra mialoha :-*
novalian'i Stretch ny 10/03/2007 18:34
2. sitlo ( 03/03/2007 19:08)
:-D
3. sakaizakely ( 04/03/2007 08:51)
aza iomehezana fotsiny rangaha a ! serié nge le kozy e ! :x :x
4. sariaka ( 04/03/2007 09:06)
Efa nohazavain'i Hery teto io resaka biz'oroka io. Jereo ny serasera.org miakitra izany e :):)
5. hery ( 04/03/2007 09:58)
Ny fanazavana momba ny isa
Jereo eo ambanin'ilay hoe namana manana isa be indrindra dia misy soratra hoe Fanazavana

Ny fanazavana momba ny biz'oroka. Jereo eo ambanin'ilay boaty hoe biz'oroka fa misy ny fanazavana.

Momba ilay hoe tsindrio indroa dia mahazo dia toa misy olana tokoa hatramin'ity version 3 ity. Hoezahina hahitsy rehefa misy fotoana kely.

Misaotra hatrany.
6. Stretch ( 04/03/2007 15:51)
inn nefa ny tena dikan lay isa azo e !
miala tsiny hery fa , amiko dia tsy hitako oe ahoana be ny ihany .
7. hery ( 04/03/2007 23:38)
Stretch> tena tsy misy dikany mihitsy io kah. Hahafantarako fotsiny io hoe iza no mpampiasa betsaka ny site namana serasera dia izay. :-)
8. kelly13 ( 05/03/2007 14:50)
d iza no mpampiasa azy betsaka indrindra ry hery? hihih
9. sakaizakely ( 05/03/2007 17:33)
Misaotra amin'ny fanazavana Hery.

Saingy izao : maninona no mitombo tampoka ilay isa dia mihena tampoka koa ?

Ohatra afak'omaly -13, androany antoandro -6, dia izao lasa - 11 indray ?

Izany hoe tena tsisy siksé @ namana mintsy ve za no dikany ? Hoe tsy misy mpitia za zany ? :cry: :cry: :cry:
10. hery ( 05/03/2007 17:38)
sakaizakely> hihihi...

Mbola mikorontandrontana ilay isa. Mbola ao ilay hoe Izay mampiditra sary sy izay manala sary :-)
11. sakaizakely ( 05/03/2007 18:06)
marina tokoa izany fa nanala sary vitsivitsy aho androany, nefa nampiditra maro kokoa.
Loza izany.

Hay ve izany rehefa be sary dia mitombo isa e ? Tsara ho fantatra... :°)
12. rush ( 08/03/2007 23:51)
hay ve izany no mampa-tonganay tsy mba mahazo na de 1 aza e!
13. majakely ( 09/03/2007 09:30)
sakaizakely ,de inn no zavatra azo refa mahazo isabe kayy??:wink:
14. Fiffi ( 09/03/2007 09:42)
=D angamba ! :wink::-D:-D
15. sakaizakely ( 09/03/2007 11:01)
mbo te hahazo e ! fotsiny :{
16. Fiffi ( 09/03/2007 13:37)
ahazo ndry fa mbola mikototandrotana hono koh !
17. fasaly ( 10/03/2007 07:55)
ié! tsy mande mitsy ny fiakaran'ny isa tamity volana ity ! mhisatra be ka tsy hita ny isan'ny mpanoratra be indrindra:°) i sakaizakely zao anea nampiiditra sary bdb tokony hahazo isa bdb:? isa dimy isaky ny sary iraka:wink::°):-P;-)
18. hery ( 10/03/2007 09:32)
fasaly> aiza no misy hoe isa dimy isaky ny sary iraika? :-)
19. Fiffi ( 10/03/2007 09:50)
noheveriko hoe isa 5 isakin'ny mampiditra sary tokoa no azo...sa efa le taloha io ?
20. fasaly ( 10/03/2007 12:32)
hery: hihih! kou zà refa mmpiditra sary raika de mahazo isa dimy:?:roll::lol: marinéé!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2825