Isa azo

21. ftma ( 10/03/2007 14:33)
hoy Hery:
Amin'izao fotoana izao dia misy fomba hanomezana isa an'ireo namana mazoto mampiasa ny takelaka. Misoratra etsy ankavia etsy ireo namana manana isa avo indrindra. Ny isa dia miverina ho 0 isaky ny voalohan'ny volana. Mitranga eo ankavia eo ihany koa ny isa azonao.

Ny isa dia mitombo ho azy vokatry ny fahavitrihanao mampiasa ny takelaky ny serasera.org. Tsy haseho eto intsony ireo fomba maromaro hahazoana isa fa na izany aza dia mitombo ny isanao rehefa mazoto ianao.


Efa nazoto be za fa toa tsy mitombo le isa ko :wink:
22. fasaly ( 10/03/2007 14:57)
ieny wa! tsy mihetsika mitry fa mbola hiakatra fona e!:P
23. kelly13 ( 10/03/2007 15:30)
lolll nenĂ  omaly 1 d today -7 (fahavitrihana nefa zany an) mdrrr
24. Fiffi ( 10/03/2007 15:33)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 10-03-2007 16:14:26
Lohateny : Re : Fifaninanana ve izy ity sa
aoka klou za hivanitika mafy b (hahahahahahahahahahaha) fa vao nametraka sary za tonga d nahazo points bdb hihihii -7 tompoko mouhahahahahahaha
hummm.....:)
25. Fiffi ( 10/03/2007 15:53)
26. Stretch ( 10/03/2007 18:34)
[quoteMpandefa : hery [ Valio ] 05-03-2007 00:38:55
Lohateny : Re : Isa azo
Stretch> tena tsy misy dikany mihitsy io kah. Hahafantarako fotsiny io hoe iza no mpampiasa betsaka ny site namana serasera dia izay.
][/quote]


ko efa we zan ozy mpandrindra ko nareo ko.
:-* (l) :-*> mpandrindra
G T'M be platonika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6313