fitiavana

1. fasaly ( 01/03/2007 07:39)
raha ianareo no mifidy! matetika miseho anefa ilay tranga roa manaraka ireto:
- mpinamana be dia lasa mpifakatia be sa
- mpifakatia dia lasa mpinamana be avy eo
samy tsy misy maharatsy azy ireo satria misy foana ny fiafandraisana :-P
novalian'i bozylove ny 30/03/2007 19:53
2. kelly13 ( 01/03/2007 07:57)
lolll ary ny mpinamana b d misy mamadika aveo? misy kou io tranga io an, aleo himehezana hihihi (ivanitihana mantsy e :°)
3. sitlo ( 01/03/2007 08:37)
Aleo aloha mpinamana be dia lasa mpifakatia be
dia avy lasa mpinamana be indray
dia avy eo mpifakatia be
ctrl+c ctrl+v
4. mercure ( 01/03/2007 09:10)
Toa ny mpifankatia "be" dia lasa mpinamana "tsotra" indray ny ahy no hitako matetika. Tsy miady fa tsy minamana be koa. Eo koa ny mpifankatia be dia lasa mpifahavalo. Sarotra ihany ny mihemotra rehefa tonga eo amin'ny faratampony, dia ny fitiavana. L'amour est très proche de la haine, hono e.
5. Simpona ( 01/03/2007 10:01)
Raha ny mpifankatia no lasa mpinamana be de miverina tsindraindray eny ny revy rehefa mahatsiaritsiaro.

Nefa le mpinamana be de lasa mpifakatia mbola tsy nety tamiko hatram'zao fa ze namako be nokotiko de tezitra de tsy mitovy tsony le finamanana.
Mora kokoa ny mikoty le tsy namana be

hafahafa le fiainana :-w:-w:-w
6. kanto10 ( 01/03/2007 10:05)
samy tsisy tiako
7. salmo1 ( 01/03/2007 11:06)
Mety daholo izay fombany hitiavany olona. Rehefa tsy misy ny manao ratsy de efa milay zany ilay fitiavana.
8. xxx ( 01/03/2007 11:40)

C'est l'ami qui devient l'amant hono

fa izaho tsy mba miverina minamana @ zay nifankatia tamiko mihintsy , miteraka fakam-panahy be loatra mantsy izay
9. Fiffi ( 01/03/2007 15:43)
fasaly:
- mpinamana be dia lasa mpifakatia be sa
- mpifakatia dia lasa mpinamana be avy eo
heu.....


10. sakaizakely ( 01/03/2007 15:47)
ary misy koa oul tsy mifankahalala dia lasa mifankatia be koa rehefa avy eo :-P :-P :-P
11. fasaly ( 01/03/2007 16:41)
sakaizakely: de refa mifakatia be ka misaraka de mety lasa mpinamana be kouuuuu!:wink::-P:lol:
12. sakaizakely ( 01/03/2007 16:54)
fasaly> na koa rehefa mifankatia be de tsy misaraka intsony de lasa manao papozy (l) (l) (l)(l) (l)
13. fasaly ( 01/03/2007 17:45)
:-D:-D:-D misy na efa nanao papooz aza nge misarak de lasa mpinmana ihany e!:? fa ny papooz no mapalahelo:?
14. xl ( 02/03/2007 13:16)
Aleo minamana izay vao mifankatia,
dia raha leo ny iray dia manao mpinamana indray
dia afandimbidimby eo,
tsy ho mpinamana mifankatia Be ihany ve ny farany!
vive l'amitié d'amour
15. miantra ( 02/03/2007 16:02)
Mitovy hevitra amin'i XL.
Hitako hoe sincère kokoa ny fiarahana amin'io raha mpinamana no lasa mpifankatia.
16. fasaly ( 02/03/2007 18:44)
xl: izay mitry no tena manja raha tanteraka ! misy otrzany aiza hummmmm! aleo handramana zany hoe eee!:-P
17. dongadonga ( 04/03/2007 08:32)
ny ana ny tenako no tiako ,zay vao manao anireo za oh
18. Stretch ( 04/03/2007 15:17)
ny an donga zany
je
tu
il
nous
vous
ils

sa aôna, aleo marina milamina de misesy an !
19. zandrikely ( 04/03/2007 15:59)
fasaly : amiko aloha ilay hoe mpifankatia dia lasa mpinamana be , an an , aleoko tsy misy ka , aleo ary ilay mpinamana be no lasa mpifankatia be
20. fasaly ( 04/03/2007 18:37)
zandrikely::? izany an!:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3528