fitiavana

21. Stretch ( 04/03/2007 20:15)
ze atao mety daôly e !
fa refa mifankaty de mifankaty
refa tsy mifanaraka de makary.

:x
22. fasaly ( 04/03/2007 21:05)
ié! mankarary fa ho sitrana ihany refa anona iny!:?
23. niryna ( 05/03/2007 02:07)
sitlo:

Aleo aloha mpinamana be dia lasa mpifakatia be
dia avy lasa mpinamana be indray
dia avy eo mpifakatia be
ctrl+c ctrl+v



:*=))=))
24. vale ( 05/03/2007 10:33)
zandrikely:

fasaly : amiko aloha ilay hoe mpifankatia dia lasa mpinamana be , an an , aleoko tsy misy ka , aleo ary ilay mpinamana be no lasa mpifankatia be
:-D:-D:-D
ny nah le tranga 1° ny tiko satria raha pifankatia lasa pifaha8 de :?
le faha2 kou tsy ratsy kan!hihi!:wink:


25. koralie ( 05/03/2007 13:48)
Tsy vitako ny minamana indray @ olona tiko talou.
Rehefa tsy mifankatia intsony d mpifahavalo izay amiko.
26. naughtyboy ( 05/03/2007 17:53)
le minamana nefa sady mifankatia ihany iny no piesy miasa amiko
27. fasaly ( 05/03/2007 18:14)
hummmmm! ary nifanadrify mitsy ny tao antsika sy naughtyboy:°) ny ahy kou iny no tena tiko , minamana de mifakatia tampoka de lasa mpinamana de mifakatia tampoka:-P:P:P:P maharitra be mitsy ny relation amzay;-)

koralie: zà anefa de zarako aza lasa mpinamana nsdray na dia misaraka aza......ny ahy koa saika otranzay dool ny cas ko rehetra e!:-P de mifampitantara amzay refa avy eo e! enao ihany no izao teo, ianao ihany no nassosotra teo:?:-D
28. naughtyboy ( 06/03/2007 18:15)
an3 tsy azoko inn no tianjy ambara eto,misy toerana 1
malalaka azoko idirana nga @ reo?za kalo tsy oe te anamboatra fa sao de maharitra eo tko le relation kno
29. fasaly ( 06/03/2007 18:22)
naughtyboy: tsy azoko ny tinao lazaina:?:-Dsamy tsy mahazo zany, misy toerana 1 aiza io???:roll::-D
30. naughtyboy ( 06/03/2007 18:29)
ra misy toerana malalaka ho any namana de liana ko za fa ra tsy misy afatsy mpifankatia de tsy maninn?
iza @ reo no tinao?
31. fasaly ( 06/03/2007 19:27)
bienvenus dool reo ka! hihihihih tsy mialonjafy ny aty e!:-P:-P;-)
32. naughtyboy ( 06/03/2007 23:04)
milay zany fa tonga de tsy asina komantera
33. boubounezy ( 07/03/2007 01:15)
aleo lé fa2 alou e! ra tsy tena nifankaty marina tsy ho lasa mpinamana tsony....
34. vale ( 11/03/2007 11:28)
xxx:


C'est l'ami qui devient l'amant hono

fa izaho tsy mba miverina minamana @ zay nifankatia tamiko mihintsy , miteraka fakam-panahy be loatra mantsy izay

xxx: matoa misy ny fakam-panahy anie, de tsy nahita ny solony izany enao koh..raha efa misy solony hafa ve de mbola ho azon'ny fakam-panahy ihany!:-w mmmmhh...hihi


35. mbolasoa ( 11/03/2007 11:58)
na ko eo mbola tia an'lé olona efa nisarahana ihany, tsy aleo tsy nisaraka ra izany, aleoko mpinamana b d mifankatia avy eo, efa mifankafantara tsara monko @ iny:wink:
36. vale ( 11/03/2007 20:09)
raha mbola tia alou hafa ndray iny e:wink: fa io miankina @ izay hitiavana anazy, hoe tina @ maha namana ve sa @ fitiavana!;-)
37. vale ( 11/03/2007 20:10)
marina mintsy zay hoe tsy aleo tsy nosarahina raha mbola tina?:wink: ihihih..
38. vale ( 11/03/2007 20:13)
mbolasoa: manja mintsy io le faha2 io, ka zay ny hilaivana ny hoe mifankafantatra tsara alou ny oul anankiroa vao mandray décision fa sao de hiafara @ le pifankatia mifampianjona reny rhf misaraka avy eo! hihih..
39. bozylove ( 11/03/2007 20:31)
FITIAVANA daolo ny basen'ny fifankatiavana namana(amitié) sy fifankatiavana an'ilay olontina(Amoureux). Ny amitié mety mivadika ho amoureux, ary ny amoureux mety mivadika ho amitié.
Efa tafajanona ny atao hoe FITIAVANA marina tsy misy ny fiovana ny atao hoe namana sy ny olotina.
Ary na namana na olotina efa misy ny tsy fifanarahina sy ady dia tapaka ny fihavanana :-(
Mety miravina indray ny fihavanana noho ny FITIAVANA :-)(pardon). Dia mitohy mifankatia e!

Aza afangaro ilay hoe mpifankatia mampiseho sy manaporofo ny fitiavana @ firaisana aranofo :-p sy Fifankatiavana tsotra fiaraha monina @ olona roa ! (tsy voatery hiray ara-nofo efa mifankatia :-))

entre pas , azo isaina @ ratsatanana koa anie ny tena atao hoe "namana" ;-) ; ny namana efa ao anaty ny fahasahiranana enao no ahitanao ny atao hoe namana marina :-).
40. vale ( 11/03/2007 21:56)
..miombon-kevitra tanteraka @ bozylove koa zah:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078