fitiavana

41. dadie ( 29/03/2007 13:10)
za koa(l)
42. dadie ( 29/03/2007 13:15)
ny namana efa ao anaty ny fahasahiranana enao no ahitanao ny atao hoe namana marina .
hoy bozy

FA NY TENA NAMANA DIA REHEFA MILA AZY IANAO D TONGA TSY NANTSOINA IZY HOY DADIE (l)
43. fasaly ( 30/03/2007 19:12)
daddi: hummmm! mahafinaritra be zany tranga izany an! manohina fo beuh!:?
44. bozylove ( 30/03/2007 19:52)
dadie, isika mitovy tarigetra rise an :D 8)
45. bozylove ( 30/03/2007 19:53)
fasaly (l):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0502