miesona mierotra mitrena. .
1. Stretch
(
27/02/2007 22:01)
manao an'reo zavatra telo reo hono aho am alina.
nihizingizina aho fa tsy izaho izany.
toy ilay mamo , hoe iza no lazain la mamo ? :-D
ka raha marina ireo de ahoana no tokony ataoko ?
nihizingizina aho fa tsy izaho izany.
toy ilay mamo , hoe iza no lazain la mamo ? :-D
ka raha marina ireo de ahoana no tokony ataoko ?
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 23:04
4. Stretch
(
27/02/2007 23:10)
lay izy hono an ! aleo hazava ny resaka !
voisin no milaza satria mitraverisa ny rindrina le kôzy,:-D
fa jefra > za kosa tsy niteny we misento zany .
fa aza mamorona alou.
fa manjary tsy mihidina ny sizé.
voisin no milaza satria mitraverisa ny rindrina le kôzy,:-D
fa jefra > za kosa tsy niteny we misento zany .
fa aza mamorona alou.
fa manjary tsy mihidina ny sizé.
5. sitlo
(
27/02/2007 23:19)
Tena gravy be marina izany.
Fa saingy indrisy, (ry tapa-tsosisy), fa tsy haiko ny fomba ialana aminy. :roll:
Fa saingy indrisy, (ry tapa-tsosisy), fa tsy haiko ny fomba ialana aminy. :roll:
8. Fiffi
(
28/02/2007 08:45)
raha manao an'zao le olona rehefa matory...mety manao apnée du sommeil angamba izy....
9. sakaizakely
(
28/02/2007 09:35)
miesona, mierotra, mitrena dia mandefa rivotra koa ve ?
:lol::-D:-D
Marina io lazain'i Fiffi io fa raha toa ka tena manelingelina ny mpiaramatory dia manatona dokotera specialiste du sommeil fa izy no hanoro anao ny tokony atao
:lol::-D:-D
Marina io lazain'i Fiffi io fa raha toa ka tena manelingelina ny mpiaramatory dia manatona dokotera specialiste du sommeil fa izy no hanoro anao ny tokony atao
10. Fiffi
(
28/02/2007 11:24)
sakaizakely::-D:-D:-D fa tena possible aloha rehefa mihesona be ireny de manao apnée fa aleo mijery mpitsabo....
miesona, mierotra, mitrena dia mandefa rivotra koa ve ?
:lol::-D:-D
12. sakaizakely
(
28/02/2007 13:50)
apnée du sommeil : tsy miaina (rupture de la respiration) maharitra segondra vitsivitsy ka manimba ny qualité du sommeil. Mamizaka, tsy miala sasatra tsara ilay olona voany dia mihodinkodina ao ampandriana, miesona na mierotra mafy mitady rivotra dia farany taitra kely miaina aloha, dia matory indray dia toy izany foana (cycle).
13. sitlo
(
28/02/2007 14:03)
Ohatra ny tsara kosa izany mihodikodina ao am-pandriana izany koa.
Sao dia manonofy hoe nivoa ho fanataranadro izany?
Sao dia manonofy hoe nivoa ho fanataranadro izany?
14. sakaizakely
(
28/02/2007 14:17)
ka raha mahafinaritra ve moa ka haninn fa matetika tena manimba ny torimaso ilay izy.
http://www.doctissimo.fr/html/psychologie/mag_2002/mag1004/ps_5954_apnees_sommeil.htm
http://www.doctissimo.fr/html/psychologie/mag_2002/mag1004/ps_5954_apnees_sommeil.htm
15. sitlo
(
28/02/2007 14:29)
Soa ihany fa tsy izaho no voan'izany. Hitako i Stretch no tsy ampy ampy kely, kay voan'ny perte de memoire.
16. linarako2
(
02/03/2007 22:36)
Tsy afaka miaiana tsara no mampatonga an'io ary mila havadika ilay olona rehefa miesona be iny dia mijanona na tapeno ny sofinao rehefa matory dia tsy maheno.
18. Stretch
(
04/03/2007 19:54)
ozy sitlo
Soa ihany fa tsy izaho no voan'izany. Hitako i Stretch no tsy ampy ampy kely, kay voan'ny perte de memoire.
ty rery no tsy ampy tsy ampy, ty aza avy nanamaina afangaro daôly ny sizé ary sy ato sy atsy.
:b :b
19. Stretch
(
04/03/2007 19:59)
fa tena vizaka be tokony alo am maraina an !
tena egzersisy be mintsy kay zany ny a am al. .
voaray daôly reto ny torohevitra fa misaotra a.
-tsetsenana bosoa
- manantona dokotera specialista
-avadika a refa matory (ahita raharaha le voisin fa hoteneniko izy oe avadiho a am al )

20. sitlo
(
04/03/2007 21:14)
ozy stretch
aiza aiza, ny ahy aza mandeha tsara mihitsy ny hevitro fa ny anao no miolangolana ohatr'ireny sipa nahita kofa bogosy ireny