misy marina ve ny olona toka-po?
1. ronaldo09
(
27/02/2007 08:40)
O ry zareo a!Tena marina ve fa misy tokoa ny vehivavy toka-po?Zany hoe ohatra lasa nianatra any ampita ny fofombadiny mandritra ny 7 taona dia afaka mijoro vavolombelona ve nareo fa tena mandra-piverin'iny bandy iny dia tsy miaraka amin'iza na iza ilay sipa !
Azo avadika io hoe sipa indray no lasa dia misy afaka milaza ve fa tena miandry tsy naditra ilay bandy?
Misy mpiray tanin-drazana manko ato nanana sipa tany Dago de nilaza fa hiandry azy ilay sipa zao ny cousin-ny ihany no iarahan-drakalakely nefa hoy ledala dia hendry ilay sipa ary tsy nampoiziny hahavita toy izany mihitsy!
Miandry antsika ary o!

novalian'i xxx ny 16/03/2007 14:52
2. Fiffi
(
27/02/2007 08:44)
io de miankina @ le fitiavana aloha....ny dina nifanaovan'zareo....misy tena mahatana an'io mihintsy satria be loatra le fitiavanana nananany....deraina mihintsy ry zareo @ io...
3. xxx
(
27/02/2007 09:05)
Tena misy tokoa io ka , tena misy zahay vehivavy ity tena toka-po mihitsy ,
Tany am-pitandranomasina ny ilay olona niarahako taloha , tena nahavita mihitsy zaho tsy niaraka aman'olona na dia in-1 mandeha aza , refa atao ao an-tsaina izany le izy dia tsy sahirana mihitsy ny tena eo am-piandrasana azy fa izao kosa aloha , izay atao otrany tsy dia mandeha tsara fa dia any amin'ny fona ny saina aman'eritreritra , izy kosa aloha dia miatso foana isanandro ary dia misy maharitra ho adiny roa mihitsy angamba ,ny mail amin'izany dia efa tsy lazaina fotsiny .
Tsy anjara moa ny anay ny niarahana dia tapaka ary efa tsy niaraka intsony izao , fa dia tena misy tokoa ny olona tokam-po e ! fa mila mitandrina tsara aloha aorian'ny fisarahana iny refa misaraka mba tsy hanaotaofoana an ! fa gravy be le olona toka-po refa misaraka an ! misaotra atsika rehetra

4. sakaizakely
(
27/02/2007 09:09)
ny fitiavana tsy mety mandeha sens unique, raha vao tsy mifamaly, na mifanalavitra aza, dia rava ho azy.
5. ronaldo09
(
27/02/2007 09:18)
Io aloha dia marina ry sakaizakely !Ny olana koa ange amina mpifankatia mifanalavitra dia ity e:Raha vao voalohany dia tena mafana ery avy eo mihena ny fifandraisana dia mangatsiaka ny fitiavana!
Za aloha tsy dia tena matoky hoe 7 taona aty an-dafy dia hiandry ahy ny olon-tiako tany !!!

6. sakaizakely
(
27/02/2007 09:36)
ronaldo> zay mantsy no anaovako azy hoe raha tsy fitia mifamaly tsy haharitra ela fa rava ho azy
Za ko tsy matoky an'izany misaratoerana ela izany dia hahandry ny anankiray. Samihafa ny zavatra iainana dia lasa misara-dalana ho azy. Miova ny toetsaina, ny fombafomba fiaina sy ny fisainana, tsy mety intsony ny fiarahana rehefa mifankahita satria nisy anankiray niova bebe kokoa. :roll:

7. tywa68
(
27/02/2007 10:15)
ronaldo09 : mety misy tena te-hiandry (an'i paoly) fa tsy maharitra ê ! 7 taona izany kosa tsy izy intsony !:lol:
9. Fiffi
(
27/02/2007 10:26)
heu.....inona nefa no tsy possible raha tena fitiavana no mitondra azy ? :roll:
10. tsiafoi1
(
27/02/2007 12:18)
Marina aky zany Fiffi, tsisy tsy vitan'ny fitiavana, fa izao ny tena fitiavana tsy mety maty fa mety ampatoriana fotsiny.:wink: face à des raisons.
13. xxx
(
27/02/2007 15:03)
Ie misy io ka. Za klou mahavita raha toa ka:
- misy tanjona ilay fiarahana ka hoe mila miaritra kely mba ahazoana ny tsara indrindra, fa tsy hoe miarakaraka eny fotsiny,
- fantatro tsara ilay olona ary efa nosafidiko tao anatin'ny maro, fa tsy hoe mbola misalasala na mifampitsapatsapa izahay, ary izy koa dia vonona hiandry fa tsy mamitapitaka na mibolila etsy sy eroa.
- mifandray foana tsy tapaka, na mail na telephone, na msn+cam dia hita eo izy sy ny poziny,
- mihaona matetitetika izahay ao anatin'io 7 taona io na dia indray mandeha isaky ny 2 na 3 taona aza farafaharatsiny(iny no tena piment kely fa tonga dia (l)(l):*:*:* be). Fa ny hoe 7 taona tsy ifankahitana mihintsy kalou dia tena henjana, raha tsy hoe any an-tany miady ngamba izy.
Farany sarotra be kaloa ilay izy fa arakaraky ny couple sy ny fifanarahany tany am-boalohany ihany.

14. patrick2002
(
27/02/2007 15:25)
afo lavitra tsy azo amindroana ,izay no mba teniko ,efa nandalovako io izaho mbola etudiant ,fa tena tsy lasa eh!Ny fiainanao andavan'andro no manjary tsy mandeha ,manjary kizitina ,ny fianarana manahirana,ny bourse nao lany @ telephone, taratasy no atao be (mbola tsy nisy ny e-mail sy ny web-cam tamin'izany ),fahafinaretako no mamaky taratasy any amin'ilay olo-tiako, rehefa nandeha ny fotoana dia nihena ilay taratasy ,raikitra ny gidraka ,ary dia nisaraka.
Nanao izay nahafinaritra izao ,ka manja be ny fiainana ,taty aoriana ,nandeha tsara ny fianarana.
Ka tsy haiko fa izay aloha ny temoignage-ko, ary izao mba mananatra ,rehefa mifankatia aza misara-toerana @ olo-tianao ianao ,misafidiana ,na fitadiavana na fitiavana .

15. xxx
(
27/02/2007 15:47)
Ié, misy io kan, za zao manao toy izany. lasa aty lavtra aty ah, vhv aho no miresaka. 3taona zay no nandaozako azy (ny vadiko io)nohon'ny adidy sy andraikitra, fa eeeee, tsisy zay mambabo ny foko aty na fotsy io na mavo io na mainty, fa izy ihany no tiko, gasy izy. tsisy mahataitra ahy akory ze tonga eo fa roahina aza. tsisy mahasolo ny place-ny. miandry ny andro ihaonanay indray aho, efa tsy handriko intsony zany. izy ihany no efa nekena de izy ihany no izy tsy miova malala fa miandry azy hatrany foana. tena serieux io an.
16. xxx
(
27/02/2007 15:51)
patrick2002:
afo lavitra tsy azo amindroana ,izay no mba teniko ,efa nandalovako io izaho mbola etudiant ,fa tena tsy lasa eh!Ny fiainanao andavan'andro no manjary tsy mandeha ,manjary kizitina ,ny fianarana manahirana,ny bourse nao lany @ telephone, taratasy no atao be (mbola tsy nisy ny e-mail sy ny web-cam tamin'izany ),fahafinaretako no mamaky taratasy any amin'ilay olo-tiako, rehefa nandeha ny fotoana dia nihena ilay taratasy ,raikitra ny gidraka ,ary dia nisaraka.
Nanao izay nahafinaritra izao ,ka manja be ny fiainana ,taty aoriana ,nandeha tsara ny fianarana.
Ka tsy haiko fa izay aloha ny temoignage-ko, ary izao mba mananatra ,rehefa mifankatia aza misara-toerana @ olo-tianao ianao ,misafidiana ,na fitadiavana na fitiavana .
Misy maha-marina i oteninao io ra mbola sipa izy ...de mety possible..., fa ra efa vady ve le olona de mbola ho toy izany koa???????????:?:
17. naughtyboy
(
27/02/2007 16:56)
za ko manamafy oe possible ra misy oul te hiandry ahy afaka 7 taona tonga de milaza aingana fa ataoko ato anaty lisitra ny ho vadiko ka araraoty haingana sao miova hevitra eo aho
18. Fiffi
(
27/02/2007 18:35)
ny zavatra mampalahelo fotsiny de zao......zah mahafantatra vhv zay niandry efa ho 4 taona.....nanantena faran'zay mafy tokoa......milaza foana le bandy hoe mbola tia azy....hoe mbola tsy niova ny fitiavany.....hay izy nanambady .....
19. sitlo
(
27/02/2007 21:49)
za koa efa naheno an'iny fiffi, 2 ans indray no henoko dia ilay sipa nakany an-dafy nanantena be, kanjo voanjo.