misy marina ve ny olona toka-po?

41. ronaldo09 ( 14/03/2007 14:09)
A!a!a! Kosa e!Raha mbola mampanantena anao izy dia tokony ho toka-po ianao (Vehivavy no tiako ho tenenina eto)Fa tsy hoe tsy manimba fiainana fa tanora!
42. xxx ( 16/03/2007 14:52)
za aloha tsy nisy nampanantena nefa toka-po ny ahy ndray adalana satria olona tsy mahafantatra ahy tsara akory izy nefa zay tia moa adala ny fotoana tsy mifametra nalefa nianatra aty ivelany aty za niandry azy aho na dia tsy nisy fifanarahana aza taminay zao izy zao miaraka amin'ny ol fa mbola miandry ny tourko aho tena mbola misy le toka-po telo taona aho zao no taty fa ny fitiavako azy toy ny vao miandoha vao mainka mihamirehitra aza. Mety misy mahalala ahy ianareo adala refa tia e! na tsy tiana aza e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.041