misy marina ve ny olona toka-po?
22. Stretch
(
27/02/2007 22:58)
fiteny mbola tsy haiko njay iny kou, tena voa mafy mintsy sady ny tenin'ny tena aza ko tsy araka :oops:
24. Stretch
(
27/02/2007 23:32)
le voanjo v ry lekely no tsy haiko.
tsy maninn fa hojereko ao am diksiônera
tsy maninn fa hojereko ao am diksiônera
25. patrick2002
(
28/02/2007 04:56)
Misy maha-marina i oteninao io ra mbola sipa izy ...de mety possible..., fa ra efa vady ve le olona de mbola ho toy izany koa???????????
rehefa vady dia mety tsy ho rava ny tokatrano ,nefa i rangahy na ramatoa manampy @ filany nofo any ambadika any daholo :oops:izay no fahazoako azy aloha.
27. sakaizakely
(
28/02/2007 09:45)
Na mpivady zany aza :roll:
Zaho mahafantatra lhl, misarantoerana ry zareo satria ny asan'ilay lhl any amorontsiraka any, dia madama sy ny ankizy any andrenivohitra.
Na mody isambolana aza rangahy tsy manakana azy manandrana mitsaingotsaingoka etsy sy eroa.
Itony lhl itony wà :°) :°)

28. booboo
(
28/02/2007 10:26)
Za ko tsy matoky an'izany misaratoerana ela izany dia hahandry ny anankiray. Samihafa ny zavatra iainana dia lasa misara-dalana ho azy. Miova ny toetsaina, ny fombafomba fiaina sy ny fisainana, tsy mety intsony ny fiarahana rehefa mifankahita satria nisy anankiray niova bebe kokoa
eka ouz !
32. salmo1
(
28/02/2007 15:27)
kelly13 ie! anakiray ny foko.
Fa raha resaka fitiavana indray dia + ilay fony ilay anakiray dia ny fitambarany 2 na 3 na 4 na zato sy arivo indraindray.
Fantatrao @ izay ve ny isany foko?

33. tynah
(
28/02/2007 17:32)
Tsy miova eh! tsy mifindra ah! ilay fitiavana fa lalina ao am-po... na dia 12 000 km aza ny elanelana(l)(l)(l):-*:*:D
36. Fiffi
(
01/03/2007 06:55)
sakaizakely:zay indrindra manko....
ny fitiavana tsy mety mandeha sens unique, raha vao tsy mifamaly, na mifanalavitra aza, dia rava ho azy.
37. rakaroka
(
02/03/2007 22:53)
Ny ahy ny tena nahatsapako ny olona tokam-po dia ny fifaneraserako t@ ireny zokiolona tena tia ireny:
1- ilay dadabeko nanome morale ahy hoe mahagaga 'nareo ankehitriny mandany ohatry ny inn
manao mariazy anefa ny ampitso dia misaraka, ny anay hoy izy...ny anay hoy izy fianana tsotra fa "ampy" izany....nony maty ny vadiny taty aoriana saika tsy voatsoaka teny am-pofoany, tsy ary voasoratro eto ny
fifampitsimbinan-drizareo , manja izany raha fiarahana....
2- Nisy ramatoa vazaha nipetrahako: maty efa ho 20 taona lasa ny vadiny toa ny vao omaly ihany aminy!
zary omeny tsiny mihitsy Atra hoe naka ny vadiny,
dia méfiant @ lehilahy rehetra izy ,tsy hanohintohina ny toeram-badiny hono!
3- Misy olona mamono tena mihitsy raha vao tsy raikitra ny raharaha!
4-exceptionnel ity: nisy gasy vavy efa loa-jafy
dia tsy manana "souvenir" ratsy t@ vadiny mihitsy hono izy sady misoritra eny @ endriny mihitsy:
dia avy eo notantarainy ahy ny fiarahandrizareo: Fatratra an : tena hoe:(l)

38. xxx
(
03/03/2007 05:42)
rakaroka:

Ndryyyyy!!! manohina ny fo ny tantaranao,misaotra anao ny @ izany. Misy tokoa ny tokam-po e!!! saingy indrisy mantsy @ zao fotoana fa toa efa nilaozan'ny teotr'andro angamba izany tokam-po izany,ra misy de vitsiana tokoa, efa lamaody angamba ny infidélité @ zao fotoana izao ka izany no mahatonga ny tokantrano maro rava ankehitriny sy ny mora fiodinan'ny lahy na ny vavy angamba, surtout ny lahy ankehitrny:-P:-P:-P:-P:-P
39. ronaldo09
(
07/03/2007 10:26)
Raha jerena ange zany ry zareo dia ny 70% ny mpifankatia mifanalavitra dia tsy toka-po e!Zany hoe 30% ihany no mba toka-po!
40. ajola
(
14/03/2007 12:32)
(l)Tena tsara be raha misy ny olona toy izany fa saingy tsy maro. Satria 7 ans zany anie ka bdb e! afaka miova ny zava-drehetra ary mety izy any ivelany mihintsy aza no hanao voalohany ka raha mbola tanora de aleo tsy manimba fiainana @zany.