sambo

1. Tenio ( 26/02/2007 06:13)
Nisy olona izany nanao entretien fa hiditra ho marin na tatsambo dia nanontaniana:
Mahay milomano ve aloha ianao?
Ann!!Fa ahoana klé!! fa angaha tsy misy sambo intsony???
novalian'i xxx ny 28/02/2007 15:02
2. Fiffi ( 26/02/2007 07:52)
:-D:-D
3. booboo ( 26/02/2007 07:59)
:-D:-D:-D
4. pissoa ( 26/02/2007 08:28)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. tslem ( 26/02/2007 13:15)
pissoa:

:-D:-D:-D:-D:-D



nandingana i pissoa tokony :-D:-D:-D:-D aloha

D:-D:-D:-D:-D:-D
6. kelly13 ( 26/02/2007 13:39)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
zao v? hahaha
7. lapino ( 26/02/2007 15:04)
:-D:-D:°)
8. totofy ( 26/02/2007 20:36)
:-D:-D:°):°)
9. dadasy ( 26/02/2007 20:42)
:-D:-D:°):°):°) Ataoko fa mety io an!
10. Stretch ( 26/02/2007 20:47)
Tenio > de nisy sambo sa tsy nisy ?
de vôray niasa nedala sa tsy vôray klé
:-w
11. belaza ( 26/02/2007 21:42)
toa mbola misy ny sambo ka ny classika koa :-D:-D
12. totofy ( 27/02/2007 19:42)
:-D:-D:-D:-D:-D
13. Stretch ( 27/02/2007 21:30)
belaza> eo de ampiditra resaka pi ndray !
14. sitlo ( 27/02/2007 21:32)
:-D

asanareo tsy mahay milomano aloha koa :°)
15. belaza ( 27/02/2007 21:38)
Strech> tsisy idirany pi mihitsy izany, ny pi nga moa tsy 3,14?:-D:-D
16. pissoa ( 27/02/2007 21:38)
tslem:

nandingana i pissoa tokony :-D:-D:-D:-D aloha

D:-D:-D:-D:-D:-D


aza omena tsiny fa tsy mahay manisa :oops::oops::oops::-D
17. Stretch ( 27/02/2007 21:44)
fa inn le classica ary
18. sitlo ( 27/02/2007 21:53)
mozika izany
19. Stretch ( 27/02/2007 21:56)
sambo sy classika ony ,
de le sambo ko zany mozika a !
20. sitlo ( 27/02/2007 22:07)
mihaino classika eo ambony sambo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1594