sambo
23. Stretch
(
27/02/2007 22:30)
tsy hitako mintsy ze hidiran'ny radio am zany !
fa mba aiza wa bozylove e?
namaky ny tsikera tao am sariny a de lany ny fotoanako fa lava zany lava zany , tena serasera,
:oops:
za ndray ny afa baraka.

24. sitlo
(
27/02/2007 22:38)
hahaha,
za koa, tsy voavakiko hatramin'ny farany akory ary
(le radio ihainon'ny tantsabo mozika)

25. xxx
(
28/02/2007 13:37)
tao @ vestiaire ny tantsambo izany no nandro rehefa avy nilomano ny marin rehetra,
gaga dia gaga ity commandant nahita ny hakelin'ny an'i le vao entretien?
dia nanindry ery le vaovao, oay lhe! lhe! izay ngah elà vao nahita bhibhity danghitra!

26. kelly13
(
28/02/2007 14:15)
Stretch:
tsy hitako mintsy ze hidiran'ny radio am zany !
fa mba aiza wa bozylove e?
namaky ny tsikera tao am sariny a de lany ny fotoanako fa lava zany lava zany , tena serasera,
:oops:
za ndray ny afa baraka.
:-D:-D:-D:-D
31. xxx
(
28/02/2007 15:02)
xxx : "tao @ vestiaire ny tantsambo izany no nandro rehefa avy nilomano ny marin rehetra,
gaga dia gaga ity commandant nahita ny hakelin'ny an'i le vao natao entretien?
dia nanindry ery le vaovao, oay lhe! lhe! izay ngah elà vao nahita bhibhity danghitra!"
HA! HA! HA!
Izany ka tena blague!!!
latsaka a!
hi!hi!hi!